Franckenstein logs & solfa

Franckenstein logs & solfa Mivarotra Logiciel MAO, mizara, ary manampy antsika amin'ny fikirakirana azy ireny

19/06/2026

Salama daholo, ny parTiSol, ilay d'édition solfa izay efa navoaka teto iny, dia afaka hanoratana voix mihoatra ny 4, afaka hanoratana parole manokana isaky ny voix, mety tsara hanoratana ireny solfa classique ireny. Jereo anie ty video ity e?
Ity no lien hakana ilay video raha te hahita mazava kokoa
https://drive.google.com/file/d/1RengGfsj5Wqkob4aDYR4co3Gusp6C9sN/view?usp=drive_link

Send a message to learn more

A l'aise tsara manoratra partition solfa miaraka amin'ny parTiSolparTiSol 2.0 (mis à jour du 17 juin: nasiana fanatsaran...
17/06/2026

A l'aise tsara manoratra partition solfa miaraka amin'ny parTiSol

parTiSol 2.0 (mis à jour du 17 juin: nasiana fanatsarana kely fotsiny ny design), natao hanoratana solfa (10 000 ariary fotsiny).

- Afaka henoina ny feony ary misy ligne de lecture afaka hanarahana izany
- Ao amin'ny lecture dia misy option toy ny : avance rapide, retour rapide, variation de tonalité, ordre de lecture personnalisé, sns.
- Tsara qualité ny instrument ao
- Afaka hampidirana solfa avy amin'ny excel ka tonga dia henoina avy hatrany
- Afaka hanaovana saisie mivantana amin'ny alalan'ny synthétiseur réel hanamoràna ny saisie, malaky dia voasoratra ny solfa amin'izay satria tonga dia mandeha pas à pas, afaka tonga dia mampiditra accord ihany koa anefa (mampiasa cable midi raha hampiasa synthétiseur réel)
- Azo ovaina araka izay itiavana azy ny soratra (loko, karazany,...)
- Mbola afaka avadibadika ny parole, voix sns na dia efa voasoratra daholo aza.
- Tena efficace tanteraka ihany koa amin'ny fianarana na fampianaran solfa noho ireo fonction avancée ao amin'ny lecture
- Afaka avoaka pdf ny solfa vita ao
- Misy thème sombre ny interface ka tsy handreraka ny maso raha hiasana maharitra.

Taille parTiSol 2.0 + video tutoriel = 400 Mo

Efa disponible ihany koa izao ny parTiSol 1.8, mitovy amin'ny parTiSol 2.0 io ihany izy saingy tsy misy importation excel sy export midi fotsiny. Ny parTiSol 1.8 dia 5000 ariary +video fampianarana complet.

Alefaso ny mp amin'i Franckenstein Von JC na amin'ity page ity ho an'izay mitady ary e, tena tsara io ary ilaina be amin'ny asa famoronana hira, fampianarana hira, fianarana hira, indrindra ny fianarana solfa
Na antsoy ny 034 44 833 42 na koa mandefasa hafatra ao amin'ny Whatsapp 034 20 048 27. Marihana moa fa i parTISol dia logiciel andalam-pivoarana hatrany.
Sarany mora hatrany, nefa mora toy izany koa ny fampiasana azy. Afaka alefa whatsapp, google drive izy
Afaka aterina mivantana koa anefa raha eto Toamasina no misy anao

11/06/2026

Salama daholo, exemple amin'ilay import excel atao amin'i parTiSol ity, ndraindray efa tsy dia misy kitihana intsony fa tonga dia afaka mihaino, fa indraindray koa mba misy reglage kely ihany, ohatra hoe fanovana ny karazam-peo (Alto lasa Tenor ohatra, sns)

parTiSol 2.0, natao hanoratana solfa- Afaka henoina ny feony ary misy ligne de lecture afaka hanarahana izany- Ao amin'n...
08/06/2026

parTiSol 2.0, natao hanoratana solfa
- Afaka henoina ny feony ary misy ligne de lecture afaka hanarahana izany
- Ao amin'ny lecture dia misy option toy ny : avance rapide, retour rapide, variation de tonalité, ordre de lecture personnalisé, sns.
- Tsara qualité ny instrument ao
- Afaka hampidirana solfa avy amin'ny excel ka tonga dia henoina avy hatrany
- Afaka hanaovana saisie mivantana amin'ny alalan'ny synthétiseur réel hanamoràna ny saisie, malaky dia voasoratra ny solfa amin'izay satria tonga dia mandeha pas à pas, afaka tonga dia mampiditra accord ihany koa anefa (mampiasa cable midi raha hampiasa synthétiseur réel)
- Azo ovaina araka izay itiavana azy ny soratra (loko, karazany,...)
- Mbola afaka avadibadika ny parole, voix sns na dia efa voasoratra daholo aza.
- Afaka avoaka pdf ny solfa vita ao
- Misy thème sombre ny interface ka tsy handreraka ny maso raha hiasana maharitra,

Alefaso ny mp amin'i Franckenstein logs & solfa na Franckenstein Von JC ho an'izay mitady ary e, tena tsara io ary ilaina be amin'ny asa famoronana hira, fampianarana hira, fianarana hira, indrindra ny fianarana solfa
Na antsoy ny 034 44 833 42 na koa mandefasa hafatra ao amin'ny Whatsapp 034 20 048 27. Marihana moa fa i parTISol dia logiciel andalam-pivoarana hatrany.
Sarany mora hatrany, nefa mora toy izany koa ny fampiasana azy. Afaka alefa whatsapp, google drive izy
Afaka aterina mivantana koa anefa raha eto Toamasina no misy anao

Rendez-vous Antananarivo sy ny manodidina 26 Mars au 05 Avril 2026. Livraison + installation + fampianarana mampiasa par...
21/03/2026

Rendez-vous Antananarivo sy ny manodidina 26 Mars au 05 Avril 2026. Livraison + installation + fampianarana mampiasa parTiSol 1.2 . Afapo ianao vao mody zahay Ary hitanao fa tena mety amin'ny ilaivana azy tsara tokoa l'ay logiciel

Salama daholo, ho an'ny mpamoronkira, mpampianatra hira, mpankafy solfa, tsy mahay solfa nefa te Hay solfa malaky, mpikambana choral na mpankafy resaka partition solfa fotsiny, natao anareo ity:
- Logiciel parTiSol 1.2 natao hanoratana solfa
- Misy lecture audio avancée et personnalisable, tempo, instrument maro, ...
- Mise en forme (couleur, police du texte)
- Enregistrement (fichier .ts)
- Export pdf
Taille setup 58 Mo, taille installé 200 Mon
Configuration PC: manomboka Windows 10 2016, Ram 2Gb, Processeur manomboka dual core fa tsy maintsy 64 Bits,
Alefa WhatsApp na Lien drive
Toerana ahitana azy: Toamasina (livraison et installation gratuite)
Fa afaka alefa en ligne koa miaraka amin'ny tutoriel
Sarany tokana manomboka izao: 10 000 ariary

Mandalo Tanà zahay 26 Mars hatramin'ny 5 avril 2026 ka Afaka manao livraison s'y installation Ary mampianatra n'y fampiasana azy any aminao n'a koa ianao no manatona anay

Mp avy hatrany na antsoy 034 20 048 27, 034 44 833 42 izay liana
Ity ny lien vidéo momba azy
https://drive.google.com/file/d/1SCUj7HvuSPEiPlmD2t90bPcGOf5ikMbD/view?usp=drivesdk

Salama daholo, ho an'ny mpamoronkira, mpampianatra hira, mpankafy solfa, tsy mahay solfa nefa te Hay solfa malaky, mpika...
03/01/2026

Salama daholo, ho an'ny mpamoronkira, mpampianatra hira, mpankafy solfa, tsy mahay solfa nefa te Hay solfa malaky, mpikambana choral na mpankafy resaka partition solfa fotsiny, natao anareo ity:
- Logiciel parTiSol 1.2 natao hanoratana solfa
- Misy lecture audio avancée et personnalisable, tempo, instrument maro, ...
- Mise en forme (couleur, police du texte)
- Enregistrement (fichier .ts)
- Export pdf
Taille setup 58 Mo, taille installé 200 Mon
Configuration PC: manomboka Windows 10 2016, Ram 2Gb, Processeur manomboka dual core fa tsy maintsy 64 Bits,
Alefa WhatsApp na Lien drive
Toerana ahitana azy: Toamasina (livraison et installation gratuite)
Fa afaka alefa en ligne koa miaraka amin'ny tutoriel
Sarany tokana manomboka izao: 10 000 ariary

Mandalo Tanà zahay 26 Mars hatramin'ny 5 avril 2026 ka Afaka manao livraison s'y installation Ary mampianatra n'y fampiasana azy any aminao n'a koa ianao no manatona anay

Mp avy hatrany na antsoy 034 20 048 27, 034 44 833 42 izay liana
Ity ny lien vidéo momba azy
https://drive.google.com/file/d/1SCUj7HvuSPEiPlmD2t90bPcGOf5ikMbD/view?usp=drivesdk

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Franckenstein logs & solfa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share