Nathan point COM

Nathan point COM Page pour la Génération Informatique

23/09/2025
17/07/2025
11/06/2025

FOTOANA IZAO HANODINANAO SY HAMPIASANAO NY VOLANAO HITOMBO ...

✋Tena ara-baiboly ny fampiasam-bola, rehefa tsy manandevo anao ny fitiavam-bola.

IRETO MISY idées de business VITSIVITSY SAO METY AMINAO :
🔶FIOMPIANA : Kisoa, akoho (poules pondeuses), trondro (manao dobo-trondro mihitsy).

🔶CASH POINT (Afaka mampiasa olona tena azo antoka).

🔶LOCATION (izay hanananao) : Ohatra hoe manana tomobile ianao dia afaka ataonao location, trano na efitrano, sono, sns.

🔶Manao REVENDEUR : Mividy entana dia varotana hakàna tombony. Fa mba zavatra tena ilain'olona koa nefa.

🔶HANI-MASAKA : Manao hani-masaka, izay tena hainao dia atao madio tsara. Manao livraison na à récupérer any amin'izay toerana misy anao! Afaka mampiasa olona ihany koa eny akaikin'ireny orinasa lehibe ireny, misy afaka hidirana mihitsy ao amin'ny enceinte-ny raha misy ifanarahana manokana. Afaka hoe manao gargotte kely ho anao mihitsy ianao sady afaka manao livraison.

🔶VENTE EN LIGNE : Raha tena manana entana tsara dia actif tsara eto amin'ny Facebook dia ahazoana tsara. Kanefa PERTE be raha entana tsy dia mahaliana, tsy dia tsara qualité no tsy mahay mikirakira tsara ny Facebook, be dia be ny concurrents manko.

🔶SERVICE à DOMICILE : Izay talentanao ihany fa iny no tonga dia hisarika olona. Mety hoe mahay mandrandrana be, mahay manao volo be, mahay maquillage, sns. Avadio ho page ny compte-nao, tsy mila manao page vaovao, dia ao ihany manao publicité ampahafantaranao ny hafa.

🔶Raha LEHILAHY ianao ka mahay MANDRAFITRA dia afaka atao vadin'asa hoe manamboatra an'izao sy izao, manamboatra ny simba ihany koa, sns.

🔶Raha VEHIVAVY : Afaka mianatra manamboatra SAVONY (ho an'ny tarehy ohatra), manao YAOURT dia entina any am-piasana na zavajavatra ohatr'izany.

🔶COURS PARTICULIER : Raha manana fahaizana manokana, mahay langues étrangères sns. ohatra.

IZA NO MBOLA MAHITA OH? Na mbola mpianatra kely ary ka manana fonds dia ampiasao ny vola fa ilay vola angonina sy apetraka tsy be dia be an. Dia raha hindram-bola amin'ny banque dia aleo tena azo antoka mihitsy hoe HO VITANAO NY ANDOA an'iny fa enjana izany manana trosa isam-bolana nefa tsy hay hoe aiza no hahitàna ilay vola an.

ILAY FIOMPIANA OHATRY NY TENA METY. JERENA NY OLANA tena atrehin'ny olona dia mitondra VAHAOLANA. JERENA ny zavatra tena hainao dia entina hamahana ny olan'ny hafa. JERENA koa ny toetr'andro, ny lamaody, ny tsy lamaody intsony, ny zavatra tena ilain'ny olona, ny zavatra tsy ilain'ny olona, sns. Sao fatiantoka indray mantsy no azo.

TSODRANO HO ANAO : "'Ary hataon'i Jehovah manana amby ampy izay hahasoa anao, dia ny ateraky ny kibonao sy ny ateraky ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao" Deo 28:11

Arabaina manokana Ilay bandikely tompony ity page ity fa Anniversaire nazy androany le 01 Juin 2025 ( 05 ans )Ary tsy ho...
01/06/2025

Arabaina manokana Ilay bandikely tompony ity page ity fa Anniversaire nazy androany le 01 Juin 2025 ( 05 ans )

Ary tsy ho ela dia hitantana ity page ity izy @ ireo talenta sy fahaizany manokana mampiavaka azy.

Le Futur Boss d'informatique 👊👊💪💪🎊🙏
Nathan point COM Marcel Nathan

21/05/2025
17/05/2025

Address

TOAMASINA
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nathan point COM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share