Eurêka Tout pour la maison

Eurêka Tout pour la maison Pour une maison pleine de vie et de couleurs, équipez-vous d’articles tendances chez Eurêka 🏡

📍 Eurêka – Anosivavaka
+261 38 89 936 11
📍 Eurêka – Ankadimbahoaka
+261 34 02 293 22
📍 Eurêka – Ankorondrano
+261 02 252 81
📍 Eurêka – Tamatave
+261 38 41 293 01
📍 Eurêka – Nosy Be
+261 34 41 293 49

´Ndao hatsaraina hatrany ny ao antrano miaraka amin’ireto latabatra sy seza ireto 🤩Iza no tianareo indrindra amin’ireto ...
05/10/2026

´Ndao hatsaraina hatrany ny ao antrano miaraka amin’ireto latabatra sy seza ireto 🤩
Iza no tianareo indrindra amin’ireto ? 🥰
Mba lazao anay ao amin’ny commentaire hoe 😉
Dia mba mentionneo ihany koa ilay olona tena mila azy ireto 😊

📲 038 62 497 03

'Ndao havaozina kely indray ny efitra fatoriana e? Sa ahoana? ✨Tsotra kely : soloina atao tsara kely ny housse de couett...
02/10/2026

'Ndao havaozina kely indray ny efitra fatoriana e? Sa ahoana? ✨
Tsotra kely : soloina atao tsara kely ny housse de couette miaraka amin'ny taie d'oreiller 🤩
Iza ny couleur tianao indrindra? 🥰 Sa tonga dia atao daholo izy rehetra? 😍

📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Nosy Be ary Tamatave
📲 +261 38 62 497 03

Veloma indray Septambra e! 😉Nanao ahoana iny volana iny? Ny anay ireto indray ny entana tena tianareo indrindra tamin'it...
30/09/2026

Veloma indray Septambra e! 😉
Nanao ahoana iny volana iny?
Ny anay ireto indray ny entana tena tianareo indrindra tamin'ity volana ity 😉
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🙏🏽

📍Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Nosy Be ary Tamatave
📲 +261 38 62 497 03

🍽️ Soignez chaque détail de votre service.Découvrez chez Eurêka une sélection d’accessoires pensés pour allier praticité...
28/09/2026

🍽️ Soignez chaque détail de votre service.

Découvrez chez Eurêka une sélection d’accessoires pensés pour allier praticité, présentation et fonctionnalité.
Des équipements adaptés aux besoins des restaurants, hôtels, cafés et établissements professionnels.

📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be et Tamatave
📲 +261 38 62 497 03

✨Ianareo manana ny modely, ny loko ary ny motif ao an-tsaina,  Izahay kosa manana ny lamba sy ny fahaiza-manao hanatante...
25/09/2026

✨Ianareo manana ny modely, ny loko ary ny motif ao an-tsaina, Izahay kosa manana ny lamba sy ny fahaiza-manao hanatanterahana izany.

Mifameno tsara isika, sa ahoana? 😎

Ndao tanterahina miaraka ny hevitrao amin’ny alalan’ny confection textile sur mesure : rideaux, housses, linge de maison… ary maro hafa!

📍 Eurêka – Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Nosy Be ary Tamatave
📲 +261 38 62 497 03

Tongava any amin’ny magazay Eurêka, ary andao hiara-hanatanteraka ny tetikasanareo!✨

📣 Ry mpanjifa hajaina,Ampahafantarinay anareo fa hisokatra avokoa ny magazay Eurêka rehetra manomboka amin’ny 08 ora sy ...
24/09/2026

📣 Ry mpanjifa hajaina,

Ampahafantarinay anareo fa hisokatra avokoa ny magazay Eurêka rehetra manomboka amin’ny 08 ora sy sasany maraina ka hatramin’ny 02 ora tolakandro ✨

Vonona handray anareo hatrany ny ekipan’i Eurêka 🤍
Miandry anareo izahay!

📍 Eurêka Anosivavaka • Ankadimbahoaka • Ankorondrano • Nosy Be • Tamatave
—————————————————
📣 Chers clients,

Nous vous informons que tous les magasins Eurêka seront ouverts de 8h30 à 14h00 ✨

Toute notre équipe sera heureuse de vous accueillir 🤍
Nous vous attendons nombreux !

📍 Eurêka Anosivavaka • Ankadimbahoaka • Ankorondrano • Nosy Be • Tamatave

Arrivage manaraka indray ary ✨Andao hatao milamina tsara ny ao antrano miaraka amin'ireto fanaka nandrasanareo fatratra ...
23/09/2026

Arrivage manaraka indray ary ✨
Andao hatao milamina tsara ny ao antrano miaraka amin'ireto fanaka nandrasanareo fatratra ireto 😉
Mba lazao anay ao amin'ny commentaire hoe iza no tena ilainareo ☺️

📍Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Tamatave
📲 +261 38 62 497 03
🌐 www.eureka.mg

21/09/2026

Votre maison, votre bureau, votre espace professionnel… chaque projet mérite une attention particulière. 🏡💼

Du mobilier sur mesure à la confection textile, nous vous accompagnons pour donner vie à vos idées, avec notre savoir-faire et notre professionnalisme. 🤝

Parce que votre espace doit vous ressembler, nous mettons notre expertise à votre service pour créer des solutions adaptées à vos besoins et à vos envies. ✨

📍 Rendez-vous au Showroom Sur Mesure – Business Park Anosivavaka

📲 +261 38 62 497 03

18/09/2026

Aiza daholo ny ao Tamatave ô! 📣

Efa hitanareo ve ity magazay antsika vaovao ity 🤩
Iza no efa tao ?

📍Boulevard Labourdonnais, près de la Maison de retraite

📣 Arrivage ato amin'ny Eurêka oo 📣Iza daholo ilay nanontany an'ilay air fryer tato? 😁Io ary izy io 😉Nahatonga machine à ...
16/09/2026

📣 Arrivage ato amin'ny Eurêka oo 📣
Iza daholo ilay nanontany an'ilay air fryer tato? 😁
Io ary izy io 😉
Nahatonga machine à laver ihany koa izahay 😉

📍Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy be ary Tamatave
🌐 www.eureka.mg
📲 +261 38 62 497 03

Address

Anosivavaka, Zone 2 Business Park
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261388993611

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eurêka Tout pour la maison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eurêka Tout pour la maison:

Shortcuts

Share