23/07/2022
Fanamarihana: ampafantariko dieny mialoha fa lafo karama aho ka izay sahy dia mihiditra izay tsy sahy moa dia maro ny mora karama any ho any. Ialako am mety ho olana aoriana kely hoe toa tsy mahafa-po sns. aleo tonga dia tsy mihiditra mp raha mbola tsy vonona fa mameno contact fotsiny.