02/02/2023
⚽️ 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗣𝗥𝗢𝗡𝗢𝗦𝗧𝗜𝗖
⚽️ 𝗖𝗛𝗔𝗡 𝟮𝟬𝟮𝟯
⚽️ 𝗟𝗢𝗞𝗔 𝗚𝗢𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗜𝗦𝗔 𝟯 𝗡𝗢 𝗛𝗢𝗭𝗔𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔
▫️
🇲🇬 VS 🇳🇪
▫️
🎁 Loka 1 : 𝟮𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
🎁 Loka 2 : 𝟭𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
🎁 Loka 3 : 𝟱𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
▫️
▪️ Alefaso eo @ Commentaire ny Pronostic-nao
▪️ Ataovy toy izao ny endriky ny Commentaire-nao
▫️ 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 : MADAGASCAR 2 - 2 NIGER
▫️
▪️ Izay olona 40 mahamarina voalohany no atao fisarihana
▪️ Ireo olona 03 voasarika no hahazo ireo loka
▪️ Mifarana ny Zoma 03 Febroary 2023 @ fiatombohan'ny lalao ny Pronostic
▪️ Ny fisarihana ireo 40 nahamarina voalohany dia atao ny Alatsinainy 06 Febroary 2023
▫️
Fepetra andraisana anjara :
👉 Ataovy j'aime ny Page
👉 Zarao eo @ Mur-nao ity Publication ity
👉 Zarao @ Groupe roa (2) misy anao ity Publication ity
👉 Tsy ekena ny "Commentaire modifié"
👉 Compte iray = Commentaire iray
▫️
Ndao ary...
▫️