10/05/2025
Natao ho an'iza izy ity :
- Ho an'ireo olona izay mitady mpandika teny nefa tsy mahatakatra fanakaramanà mpandikateny isam-bola izay tena lafo lafo indrindra fa teny tsy dia misy mpahay. Amin'ity 150 000Ar isambolana eo eo no alohanao misy fiteny mi-isa 112 be izao voafehiny, ao anatin'izany ny teny Malagasy.
- Ho an'ireo izay matetika manatrika rivoriana any ka be loatra ny zavatra mila tadidiana sy alaina an-tsoratra ka lasa tsy dia mifantoka. Afaka mandray an-tsoratra ny zavatra rehetra voalaza mandritran'ny fivoriana izy io ary afaka mamintina aminao ny zavatra rehetra manandanja voalaza tao. Raha tsy manampotoana ianao ihainona ilay enregistrment vocal mety hihoatran'ny adinoa roa.
- Afaka manome anarana an'ireo mpandray anjara aminy fivoriana ihany koa izy io. Ohatra hoy Rakoto : ...
Hoy Rabe : ...
Toy ny misy reconnaissance vocale ilay intelligence artificiel ao ka tonga dia arindrany hoe iza izao ilay olona manomboka miresaka.
❌Le voice recording est complètement gratuit mais pour la transcription il est limité à 300minutes par mois sur l'offre gratuit. Et l'abonnement de transcription illimitée est de 150 000Ar environ par mois❌
N.B: Le voice recording peut se faire l'aide de l'appareil lui même, mais en cas de nécessité de l'IA il faut passer par l'app PLAUD ou Web Plaud.
Prix : 600 000Ar
Contact : 034 58 365 43