Uni Light

Uni Light La musique commence avec l'instrument. 🎼

🎻 Ireo zavamaneno lafo vidy indrindra manerantany! 🎹🎸Fantatrao ve fa misy zavamaneno tena lafo ary manan-danja? Indreto ...
06/02/2026

🎻 Ireo zavamaneno lafo vidy indrindra manerantany! 🎹🎸
Fantatrao ve fa misy zavamaneno tena lafo ary manan-danja? Indreto ny dimy voalohany:
-Violon Stradivarius “Macdonald” – 16 tapitrisa dolara
-Violon Stradivarius “Lady Blunt” – 15,9 tapitrisa dolara
-Pianô Steinway & Sons “Model D” de luxe – an-tapitrisany dolara maro
-Gitara Fender “Reach Out To Asia” – manodidina ny 2,7 tapitrisa dolara
- Harpes zavamaneno tranainy sy tsy fahita firy
Tsy vitan'ny hoe lafo fa voatazona amin'ilay fiteny vahiny hoe "patrimoine musical" no miavaka ihany koa. 🌟

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Uni Light posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share