Sary sy Feo Studio

Sary sy Feo Studio 📸 Photo • 🎥 Vidéo • 🎵 Sono/DJ
✨ Immortalisez vos instants magiques

10/12/2023
Mpikabary ampy traikefa sy za-draharaha, mandrosoa hasina hatrany?Pasy Mpikabaryyy Pa Rakoto Rado mpikabary mpanentan ha...
01/03/2023

Mpikabary ampy traikefa sy za-draharaha, mandrosoa hasina hatrany?Pasy Mpikabaryyy Pa Rakoto
Rado mpikabary mpanentan havozoo

03/02/2023

UNITY Dance cover sequence dance👯

01/02/2023

Mirary tokantrano sambatra 🎎🧧
Finaritra &

Send a message to learn more

15/01/2023

Hoy ny Governora Analamanga Hery RASOAMAROMAKA

" LOZA HO AN'IZAY NIAVIAN'NY FANAFITOHINANA

Raha nasaina ny tenako amin'ny maha Governora ahy hanatrika ny fotoam-pivavahana lehibe teny amin'ny Coliseum nokarakarain'ny Fiangonana FJKM dia nanaiky ny fanasana an-tsitrapo sady ihany koa moa ny tenako zanaka FJKM.

Aoka kosa anefa ny fivavahana tsy natao hampizaraza sy natao ho fitaovana ara-politika.
Tsarovy fa taona vitsy izay dia tsy mety mahafeno Coliseum intsony isika satria maro no nisitaka any amin'ireo lazaintsika fa "fiangonana zandriny" na nanangana fiangonana hafa mihintsy satria diso nanao politika sy nampidirana resaka politika loatra ity fiangonantsika malalatsika ity. Tsy any Antoko politique iray ny Fjkm fa any malagasy rehetra.

Miala tsiny fa tsoriko fa tena fihatsarambelatsy ny nanasana anay teny an-toerana ary dia nolazaiko tamin'ny Filohany Fjkm Pasteur Irako Ammi Andriamahazosoa izany teo am-piravana satria raha "fampitambarana" sy "fampiraisana" no andraikitry ny fiangonana dia ny mifanohitra amin'izany no niseho androany nandritra ny toriteny nataon'ny Pasitera mpitoriteny. Zaka Andriamampianina sy le Pasteur Georges Andriamamonjisoa nanao vavaka. Tena politika rano iray.

Entoana dia hamafisiko ny tenin'ny Ntaolo hoe :"Asakasak'izay hiavian'ny fanafitohinana"

source video : gazetiko

Bonne année ho antsika mpanaraka ny pejy😎Misaotra antsika t@fiaraha-miasa sy fahatokisana hatrany dia hitohy hatrany ani...
04/01/2023

Bonne année ho antsika mpanaraka ny pejy😎
Misaotra antsika t@fiaraha-miasa sy fahatokisana hatrany dia hitohy hatrany anie.
Misaotra antsika namana mpiaramiasa, hiatsara hatrany anie.
Vonona hanome ny tsara indrindra hatrany🥰

Tamberina 2022Mirary tokantrano sambatra
04/01/2023

Tamberina 2022
Mirary tokantrano sambatra

Tamberina 2022Mirary tokantrano sambatra😎
04/01/2023

Tamberina 2022
Mirary tokantrano sambatra😎

Tamberina 2022😎Nos meilleurs voeux💝😍
04/01/2023

Tamberina 2022😎
Nos meilleurs voeux💝😍

Tamberina 2022😎Mirary tokantrano sambatra😍🥰
04/01/2023

Tamberina 2022😎
Mirary tokantrano sambatra😍🥰

Address

Ampandrana Est
Antananarivo

Telephone

+261348212175

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sary sy Feo Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sary sy Feo Studio:

Share