Pasy Gasy Pejy Ofisialy

Pasy Gasy Pejy Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pasy Gasy Pejy Ofisialy, Telecommunication Company, Antananarivo.

10/10/2023

Izay tena vonona tongava
Manangana ekipa ray ( olona 3, lahy sy vavy, 15 - 30 taona) fotsiny , dia soraty eo @ commentaire hoe iza amin'ireto thème ireto no tianareo hatao, dia teneno hoe ENY sa TSIA ny ekipanareo :
1. Mitondra an'i Madagasikara mankany amin'ny fandrosoana ve ny fanalalahana ara-barotra
2. Raha misy olona manaratsy anao : hanamari-tena sa aleo mangina ?
3. Taxi be : mifanaraka @ saran-dàlana ve ny tolotra angatahina ?
4. Ratsy ny midoka tena : eny sa tsia !
5. Maro olo-manga fa mahantra olo-marina i Madagasikara : ENY sa TSIA ?
6. Aleo manan-janaka vitsy mifankatia sy mifanampy toy izay manan-janaka maro mifanenjika sy mifampialona
7. Nitondra fanatsarana teo @ tontolon’ny fitan-terana andrenivohitra ny fisian’ny taxi moto sy taxi bisikileta : Eny sa tsia ?
8. Tsy maintsy hajaina ny RAD na dia manao ny tsy mety aza : Eny sa Tsia ?

Na raha manana thème hafa ihany koa

29/09/2023

tsy misy i'inona fa mba te hanao coucou an'ireo milaza fa hanao pasy gasy avy eo tsy mandefa finday sy tsy mamaly MP fotsiny e!

15/09/2023

PASY GASY ho arahinao anio @ 17 : 00 eto @ pejy sy amin'ny fahitalavitra TV Plus Madagascar :
« Aleo alavitrin’ny fianakaviana any ampita nefa manana fiainana milamina toy izay eto an-tanindrazana nefa sahirana »
Ady hevitra hiarahanao amin’i : ZO, JACINTHA, SAFIDY, NATIORA, TANTELY, MARCO
Alefaso eo @ commentaire ny hevitrao, ary zarao ny video.

😉Misaotra betsaka an'i Mr Solotiana tompon'andraikitra eto @ ATEMA TENIS CLUB nampiantrano sy nikarakara goûter ! hihihih

07/09/2023

Miandry anareo ilay tena mahay manao débat sy tsy azo atao n'inona n'inona ireny mihitsy izahay ato @ PASY GASY anie e!

18/08/2023

mba miandry mpianatra avy amin'ireto "lycée" sy/na "université" ireto izahay hanao débat e :
1. LMA
2. STE FAMILLE
3. JULES FERRY
4. ST MICHEL & SAMIS-ESIC
5. LTP
6. na hafa ihany koa.....

17/08/2023

Mafotaka ny Débat @ Zoma 18 Aogositra izao an : Mbola misy fifanajana ve amin’izao samy olom-belona amin’izao : ENY sa TSIA ?

Afaka maneho hevitra eto ianareo!

Dia afaka mandefa mp ihany koa raha te hanao ady hevitra

15/08/2023

sarotiny @ Madagasikara ny Malagasy : eny sa tsia ?

14/08/2023

Ny fitrandrahana harena ankibon’ny Tany : vahaolana sa hisatra ho an’ny fampandrosoana.

11/08/2023

Aza hadinoina ny fandaharana anio @ 17 : 00 izay sady handeha @ pejy TV PLUS Madagascar Ofisialy ihany koa
SAROTINY @ MADAGASIKARA VE NY MALAGASY ?
Alefaso eto ny fanehon-kevitrao arak'izay hitanao eny @ fiarahamonina misy anao eny!
Famerenana : sabotsy 16 : 00 sy Alahady 09 : 00

01/08/2023

Fandaharana feno Pasy Gasy 21 JOlay 2023
Mbola ilaina amin’izao vanim-potoana iainantsika izao ve fety makotrokotroka (vody ondry, ny fisoratam-panambadiana ary mariazy ) : ENY sa TSIA ?

31/07/2023

Manahoana, efa miverina ny fanodinana fandaharana vaovao!
Mandefa MP avy hatrany izay te hanao ary ooooo!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pasy Gasy Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share