Micro Shop Mada

Micro Shop Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Micro Shop Mada, Electronics Store, Antananarivo.

🎤🔥 MICRO SHURE PG-A2 – QUALITÉ PRO 🔥🎤Mitady micro matanjaka, mazava feo ary mora ampiasaina ve ianao?👉 Ity no safidy tsa...
16/05/2026

🎤🔥 MICRO SHURE PG-A2 – QUALITÉ PRO 🔥🎤
Mitady micro matanjaka, mazava feo ary mora ampiasaina ve ianao?
👉 Ity no safidy tsara indrindra ho anao!
✅ Sans fil (Wireless) – Tsy misy tariby manelingelina
🔋 Rechargeable – Tsy mila mividy pile matetika
🔊 Son clair & puissant – Feo madio, tsy mikorontana
📶 Connexion stable – Tsy tapaka tampoka
🎯 Mety amin’ny rehetra:
🎤 Karaoké
⛪ Église
🎉 Animation / événement
🎓 Conférence
💸 PRIX SPÉCIAL : 70.000 Ar
📞 Contact : 032 95 447 78
⚠️ Stock limité – Aza tara fa lany haingana!

🎤🔥 MICRO SENNHEISER CHARGEABLE – FEON’NY PRO! 🔥🎤Mitady micro sans fil matanjaka sy mora ampiasaina ve ianao? 😍Ity no saf...
15/05/2026

🎤🔥 MICRO SENNHEISER CHARGEABLE – FEON’NY PRO! 🔥🎤
Mitady micro sans fil matanjaka sy mora ampiasaina ve ianao? 😍
Ity no safidy mety ho an’ny karaoké, événement, animation, fiangonana, DJ sy maro hafa!
✅ Chargeable – tsy mandany pile foana
✅ Efa misy réglage volume
✅ Feo mazava sy matanjaka
✅ Sans fil – mora entina sy ampiasaina
✅ Design tsara sy matihanina
💰 Prix : 70 000 Ar
📞 Contact : 032 95 447 78
🚚 Manao livraison sy mandefa faritra

15/05/2026

Karaoké - namana zopanage

🔥 MICRO SANS FIL SENNHEISER SKM 9000 – QUALITÉ PROFESSIONNELLE 🔥🎤 Mitady micro tena matihanina, feo mazava ary stable ts...
14/05/2026

🔥 MICRO SANS FIL SENNHEISER SKM 9000 – QUALITÉ PROFESSIONNELLE 🔥
🎤 Mitady micro tena matihanina, feo mazava ary stable tsara ve ianao?
👉 Ity SKM 9000 ity no safidy haavo PRO!
✨ Tombony lehibe :
✅ Micro sy récepteur rechargeable
✅ Portée hatramin’ny 100m – tsy tapaka signal
✅ Feo tena mazava & puissant – tsy misy brouillage
✅ Sortie Jack & XLR – compatible amin’ny matériel rehetra
✅ Miasa amin’ny pile R6 ihany koa raha ilaina
🎯 Mety amin’ny :
🎙️ Église • Conférence • Animation • Karaoké • Événement
🚚 Manao livraison (Tana)
📦 Mandefa faritra manerana an’i Madagasikara
☎️ Contact : 032 95 447 78
💥 Aza tara! Stock voafetra – kalitao pro amin’ny prix mirary! 💥

🚨 ARRIVAGE VAOVAO – CAIWA PODIUM 2 🚨🎤 Micro Sans Fil (2 en 1) – Qualité ProTsy mila manahy intsony amin’ny feo tapaka na...
14/05/2026

🚨 ARRIVAGE VAOVAO – CAIWA PODIUM 2 🚨
🎤 Micro Sans Fil (2 en 1) – Qualité Pro
Tsy mila manahy intsony amin’ny feo tapaka na matériel sarotra ampiasaina 😌
👉 Ity CAIWA PODIUM 2 ity dia natao ho an’ny olona mitady fiabilité + simplicité + performance
💸 PRIX SPÉCIAL : 120.000 Ar (2 micros)
🎯 Iza no tena mety aminy ?
✔️ Église & prédication
✔️ Conférence & formation
✔️ Réunion & présentation
✔️ Animation & évènement
💎 Antony tokony hisafidiananao azy :
🔹 Connexion 2.4GHz ultra stable
➡️ Tsy misy coupure, feo madio sy milamina
🔹 Micro 2 miaraka (double)
➡️ Afaka mampiasa olona 2 miaraka avy hatrany
🔹 Récepteur rechargeable Type-C
➡️ Charge rapide, tsy mila adaptateur manokana
🔹 Contrôle tsotra (volume + power)
➡️ Tsy mila technicien vao mahay mampiasa
🔹 Compatible amin’ny matériel rehetra
➡️ Ampli • Baffle • Table de mixage ✔️
🔹 Pile AA mora hita
➡️ Tsy manahirana rehefa soloina
🔹 Accessoires complet
➡️ Tonga dia ready ampiasaina 🔥
🚚 Service rapide :
📍 Livraison Antananarivo
📦 Envoi province azo atao
📲 Contact : 032 95 447 78
👉 Antsoy na alefaso message dieny izao
⚠️ Stock voafetra – voalohany tonga no mahazo!

🎤🔥 MICRO SANS FIL SHURE SH-82 – QUALITÉ PRO ! 🔥🎤Te hahazo feo madio sy mahery amin’ny karaoké, animation na événement-na...
13/05/2026

🎤🔥 MICRO SANS FIL SHURE SH-82 – QUALITÉ PRO ! 🔥🎤
Te hahazo feo madio sy mahery amin’ny karaoké, animation na événement-nao ve ianao? 😍
👉 Ity SHURE SH-82 ity no safidy tena matihanina sady mora ampiasaina!
✅ Rechargeable – tsy manahirana pile
✅ Portée 100m+ – connexion stable tsara
✅ Son clair & puissant – mety amin’ny hira sy kabary
✅ Corps aluminium – solide & classy
✅ Pack complet miaraka amin’ny mallette
🎯 Mety amin’ny : 🎤 Karaoké & Animation
⛪ Fiangonana
🎉 Fety & anniversaire
🎶 Spectacle & conférence
💥 PRIX SPÉCIAL : 180 000Ar seulement 💥
🚚 Livraison partout Madagascar
⚠️ Stock voafetra — aza tara fa mandeha be ny commande !
📲 Commande rapide : 032 95 447 78
📩 Inbox avy hatrany raha haka na hanontany fanazavana.

13/05/2026

KARAOKÉ
1.Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
Efa trotraky ny hadalana vao mba nahatsiaro Anao
Mifona e! Mifona re!
Ho aiza moa aho

Ref :
Ka manomboka anio aho,
Dia tano fa Anao
Hafoiko hilaozako avokoa
Izao tontolo rehetra izao
Ireo ditra sy ireo rendrarendra,
Efa ampy ahy izay
Ampy izay, Ianao no tiako indray

Ny fahotana efa vitako, nanenenako
Lalana nandratra loatra iny tsy hiverenako
Soa ihany e! soa ihany aho
Fa novonjenao

💥💥 ARRIVAGE PIED MICRO PROFESSIONNEL 💥💥🎤 Matanjaka sy solide – conçu pour durer🎤 Afaka mitazona 2 microphones miaraka🎤 H...
13/05/2026

💥💥 ARRIVAGE PIED MICRO PROFESSIONNEL 💥💥
🎤 Matanjaka sy solide – conçu pour durer
🎤 Afaka mitazona 2 microphones miaraka
🎤 Hauteur réglable araka izay ilainao
🎤 Bonne qualité nefa prix abordable
💰 Prix : 55.000 Ar
⚡ Idéal pour :
Fampiasana any am-piangonana
Animation & karaoke
Studio ou évènement
📦 Livraison disponible
📩 MP na antsoy : 032 95 447 78
⚠️ Stock limité – dépêchez-vous !

🔥 MICRO WVNGR – SANS FIL RECHARGEABLE 🔥Mitady micro mora ampiasaina, feo mazava ary matanjaka?Ity no vahaolana mety amin...
12/05/2026

🔥 MICRO WVNGR – SANS FIL RECHARGEABLE 🔥
Mitady micro mora ampiasaina, feo mazava ary matanjaka?
Ity no vahaolana mety aminao 👌
🎤 Tombony lehibe :
✅ Micro rechargeable – tsy mila pile
✅ Récepteur rechargeable – pratique sy maharitra
✅ 🔋 Autonomie +10 ora – maharitra mandritra ny événement
✅ 📡 Portée +50m – signal stable, tsy tapaka
✅ Feo clair & puissant – mety amin’ny animation, hira, conférence
💰 Prix : 80 000 Ar
🚚 Livraison disponible
➡️ Antananarivo
➡️ Mandefa any amin’ny faritra rehetra
📞 Contact : 032 95 447 78

12/05/2026

Address

Antananarivo

Telephone

+261344144568

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Micro Shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share