My- Etsena

My- Etsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My- Etsena, Electronics Store, Antananarivo.

20/07/2025
Arrivage cartable friperie 🎒🎒✨Jereo fa maro be izy ato pas plus de 20.000ar Livraison possible 🚲🚲🚲
20/07/2025

Arrivage cartable friperie 🎒🎒✨
Jereo fa maro be izy ato pas plus de 20.000ar
Livraison possible 🚲🚲🚲

Mbola misy fona ny cartable friperie an🎒🎒Manomboka 8000 ar h@20.000 ar🥰🥰
16/07/2025

Mbola misy fona ny cartable friperie an🎒🎒
Manomboka 8000 ar [email protected] ar🥰🥰

Destockage alohan'ny arrivage vaovao Robe sy poketra 👗👜Pas plus de 20000ar
13/07/2025

Destockage alohan'ny arrivage vaovao
Robe sy poketra 👗👜
Pas plus de 20000ar

Aza adino miinvité ny namana sy miabonné ny page an 😘😘
11/07/2025

Aza adino miinvité ny namana sy miabonné ny page an 😘😘

👜🎁 Tyh ary le nampanatenaina? 👀 Isaky ny fividianana kitapo iray dia misy fanomezana manokana miafina ao anatiny! 🤫🎁📸 Ir...
11/07/2025

👜🎁 Tyh ary le nampanatenaina? 👀
Isaky ny fividianana kitapo iray dia misy fanomezana manokana miafina ao anatiny! 🤫🎁

📸 Ireto àry ireo sary sy karazana kitapo ho an’ny taom-pianarana vaovao – misy ho an’ny ankizy lahy sy vavy, amin’ny loko sy endrika isan-karazany! 🎒🌈

💥 Aza tara! Ataovy haingana ny safidinao mba hahazoanao ilay surprise tsy ampoizina!

👉 Hijery sary sy hanafatra? Tsidiho avy hatrany ny pejinay My-Etsena.
👉Inviteo ny namana.
👉Ao amin'ny commentaires ny prix
👉 Friperie daholo reo.

🎉 Surprise bé ndray miaraka amin’i My-Etsena! 🎒🎁Misy fanomezana miafina miandry an’ireo rehetra hanjifa kitapo ato amin’...
09/07/2025

🎉 Surprise bé ndray miaraka amin’i My-Etsena! 🎒🎁

Misy fanomezana miafina miandry an’ireo rehetra hanjifa kitapo ato amin’i My-Etsena! 😍

✅Ny tsirairay amin’ireo kitapo amidy dia hisy fanomezana ao anatiny ! Tsy hiteny be izahay fa manasa anareo hanjifa ! 🎊

📸 Hanomboka hamoaka sary tsikelikely amin’ireo cartable izahay ato amin’ny pejy.
👉 Koa manasa anareo hatrany tsy hisaraka amin'ny pejy,
👉Inviteo ny namana

Tongava mijery sy mividy ato amin'ny My-Etsena 💖

09/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers🥲✨ ! Hasina Randriambololona, Bilitika Be, Tka Andriantsalama ZO, JParte Lion Razafinjato, Narindra Rahantanirina

Ireto ary le izy eeee🎉 de mba manoratra ao am commentaire izay mahazo 🙏😁De aza misaraka am pejy hatrany fa hisy entana v...
08/07/2025

Ireto ary le izy eeee🎉 de mba manoratra ao am commentaire izay mahazo 🙏😁
De aza misaraka am pejy hatrany fa hisy entana vaovao sy lalao maro afaka koa Mbola ho avy 🥲✨
👉 Inviteo ny namana.
-etsena

🎉 Lalao kely ato amin’ny My-Etsena! 🎉Vonona ve ianareo handray anjara amin’ny lalao kely mahafinaritra izay ahafahanao m...
08/07/2025

🎉 Lalao kely ato amin’ny My-Etsena! 🎉

Vonona ve ianareo handray anjara amin’ny lalao kely mahafinaritra izay ahafahanao mahazo crédits maimaim-poana ? 💸

➡️ Iza no haingana indrindra amin’ny famenoana ny kaody hazahoana crédits ?
🕒 Ny haingana no mahazo!

⏳ Aza tapaka manara-maso an’i My-Etsena ary fa ho asehoanay eto ireo tarehimarika ampidiranao izany! 👀

👉 Zarao amin’ny namana.
👉Araho hatrany ny pejy
Lalao ho an’ny rehetra, vintana ho an’ny haingana! 🍀

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345080877

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My- Etsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to My- Etsena:

Share