MERô - Madagasikara Elekitrônika Rôbôtika

MERô - Madagasikara Elekitrônika Rôbôtika Atelier et Coin d'apprentissage de l'électronique et de la robotique

Atelier de vacances pour lycéens/lycéennes, première semaine 📆 Initiation à l'électronique... 🔋💡🪛💣 Pratique, pratique, p...
24/07/2026

Atelier de vacances pour lycéens/lycéennes, première semaine 📆 Initiation à l'électronique... 🔋💡🪛💣 Pratique, pratique, pratique 🕵️😁

Atelier de vacances 2026 pour les lycéens et lycéennes 🚶🏃 Initiation à l'électronique 🔋la programmation 💻 la robotique 🤖...
14/07/2026

Atelier de vacances 2026 pour les lycéens et lycéennes 🚶🏃 Initiation à l'électronique 🔋la programmation 💻 la robotique 🤖
Rentrée 20 juillet 2026 🗓️
Lieu Itaosy 🏠
Durée 3 semaines 📆
Places limitées ⏳🕦🏃📢

29/06/2026

Andrana voalohany.
"Dasai mochi" no anarana fiantso itony karazana "robot de compagnie" itony. "Akama 1.0" kosa no anarana nomenay azy.

Ankafizo ary, ho avy eo ihany ny fanatsarana. 😁🎥✔️

Programmation sisa 🧐💻😁  .0
25/06/2026

Programmation sisa 🧐💻😁
.0

Rehefa mbola tsy misy fitaovana ampiasaina dia afaka manao "simulation" aloha anaovana "pratique" ny "électronique". Ire...
16/06/2026

Rehefa mbola tsy misy fitaovana ampiasaina dia afaka manao "simulation" aloha anaovana "pratique" ny "électronique". Ireto misy ohatra "outils de simulation" telo amin'izany: Proteus (Windows), SimulIDE(Linux) ary TinkerCad(en ligne).
Fomba fiasa amin'izao ny hoe manao "simulation" vao miditra "matériels". Ho an'ny sampana fikarohana siantifika, teknika sy teknôlôjika maro amin'izao dia tsy maintsy mandalo "simulation".
Ny "simulation" ihany koa mantsy dia ahafahana mamaritra fa mety sy mandeha tsara ny tetik'asa iray. Mbola maro ny fitaovana amin'izany izay tsy ho voatanisa eto. Afaka anombohana sy ianarana "simulation" tsara anefa ireo voalaza ireo.

Eny tompoko, mila mahay "dessin technique" sy "modélisation 3D" raha tena isehatra amin'ny tontolon'ny "robotique" 😁⚙️
09/06/2026

Eny tompoko, mila mahay "dessin technique" sy "modélisation 3D" raha tena isehatra amin'ny tontolon'ny "robotique" 😁⚙️

L’effet de dotation 😁⏳💡On parle de « l’effet de dotation », chez les personnes qui veulent réparer au lieu de remplacer ...
02/06/2026

L’effet de dotation 😁⏳💡
On parle de « l’effet de dotation », chez les personnes qui veulent réparer au lieu de remplacer ou acheter un nouveau.
L’effet de dotation permet de mettre en pratique les connaissances et utiliser la substance grise en cherchant des solutions pour réparer et remettre en marche un bien. Au lieu de simplement réparer, on peut apporter des améliorations à celui-ci.🪄
Pour certains, il s’agit également d’un moyen pour économiser en cherchant et en valorisant des matériels de récupération aux brocanteurs, pour donner une seconde vie à un bien. Les appareils cassés et usés véhiculent des histoires, expliquant les sentiments d’attache et de valeurs à la maison.📺📻
L’effet de dotation à travers la réparation et l’amélioration apporte également une récompense neurochimique au corps par la production et la sécrétion de dopamine et de sérotonine, qui sont des hormones associées à la « satisfaction de soi après l’effort ».
L’effet de dotation se rencontre chez les électroniciens, les roboticiens, les bricoleurs, les autodidactes, les dépanneurs, les mécaniciens et les ingénieurs par exemple. 🪫🔧🪛On peut le cultiver encore et encore plus jusqu’à en faire une activité rentable.⏰💸🙃

25/03/2026

Taolana kely koa kay ny manao an'itony 😅🦾🚶🧷 Ny dimensionnement an'ireo tongony indrindra, natao impression 3D🙆 ny sisa matériels de récupération 🤪🤔🧐

Mankasitraka hatrany ny Atelier CraftBox amin'ny fiarahana miasa amin'ny resaka Modélisation sy Impression 3D. Mahafa-po...
18/03/2026

Mankasitraka hatrany ny Atelier CraftBox amin'ny fiarahana miasa amin'ny resaka Modélisation sy Impression 3D. Mahafa-po hatrany ny vokatra. 😁🙏☑️🦾 Inona indray ary izany ketrika miainga izany izay mahalala? 🤪🤔🧐

Eny afaka atao "en ligne" ny fampianarana électronique sy robotique, saingy ho zava-poana ihany izany raha tsy misy "PRA...
10/03/2026

Eny afaka atao "en ligne" ny fampianarana électronique sy robotique, saingy ho zava-poana ihany izany raha tsy misy "PRATIQUE". Ny pratique mantsy no maha- électronique ny électronique, ary toy izay koa ny robotique. Rivotra mitsoka ny fampianarana en ligne ary maro ireo tombotsoa. Fa kosa mila fenoina hatrany ary indrindra ny fanaovana "PROJET". Izahay MERô dia vonona hatrany hanampy sy hampianatra ary hiara-hiasa amintsika rehetra. Mankasitraka 🙏👊⚙️🤖

Address

ITAOSY
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MERô - Madagasikara Elekitrônika Rôbôtika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share