Multi-Tech MADA

Multi-Tech MADA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Multi-Tech MADA, Electronics Company, Antananarivo.
(1)

Service garantie 100% ⭐⭐⭐⭐⭐ 5.0
☎️038 11 648 24
✅Maintenance informatique
✅Depannage electronique
✅ Spécialiste Reparateur TV
👉 PLASMA /OLED/LED/LCD/QLED/CURVE

20/08/2026

ho anareo zay tsy ampy kafe...vokatra be aty amin'ny tanàna e🙂🤭...

Lasa indray zao ary aloa e...🙂🙂...hiala kely ny ville vetivety ndray aloa 🙂...
19/08/2026

Lasa indray zao ary aloa e...🙂🙂...hiala kely ny ville vetivety ndray aloa 🙂...

19/08/2026

Change backligth XIAOMI 65pouce ..🥳

Aza misalasala miantso anay avy hatrany
☎️0381164824

👉...mitohy hatrany fona ny asa fanamboarana TV ECRAN Plat ato aminay an..🥳..⛔TV Mihitsoka demarrage?⛔TV Tsy mitazona mem...
18/08/2026

👉...mitohy hatrany fona ny asa fanamboarana TV ECRAN Plat ato aminay an..🥳..

⛔TV Mihitsoka demarrage?
⛔TV Tsy mitazona memoire?
⛔TV misy feo tsy misy sary ?
⛔Misy tsipika mitsivalana sy mietsika?
⛔Temoin mena mipindapinda fotsiny?

😧VAKY ECRAN ?

👉SOLUTION : MULTI-TECH MADA
🙂afaka manantona anao zahay na aiza ianao na aiza ...

na any amin'ny faritra aza 🙂..

☎️0381164824

mitohy hatrany fona ny asa Depannage TV ECRAN PLAT 👉 Bloqué demmarage (LOGO)👉May na tratrin'ny surtension dia tsy velona...
10/08/2026

mitohy hatrany fona ny asa Depannage TV ECRAN PLAT

👉 Bloqué demmarage (LOGO)
👉May na tratrin'ny surtension dia tsy velona ?
👉Mirehitra Temoin rouge fotsiny ? fa velona?
👉Sharp mi clignote témoin rouge?
👉maty LED ?
👉 VAKY ECRAN ??
👉misy feo tsy misy sary ?mainty be tsy misy hazavana ?

👉mirehitra mazava manao couleur manga matroka fotsiny ilay ecran? fa tsy misy sary nefa ny feo mivoaka ??

maro koa ireo olana samy hafa tsy dia matetika mitranga ..

aza misalasala miantso anay

☎️0381164284

mitohy hatrany fona ny asa Depannage TV ECRAN PLAT (LED/LED/OLED/QLED/CURVE/PLASMA) 👉 Bloqué demmarage (LOGO)👉May na tra...
29/07/2026

mitohy hatrany fona ny asa Depannage TV ECRAN PLAT (LED/LED/OLED/QLED/CURVE/PLASMA)

👉 Bloqué demmarage (LOGO)
👉May na tratrin'ny surtension dia tsy velona ?
👉Mirehitra Temoin rouge fotsiny ? fa velona?
👉Sharp mi clignote témoin rouge?
👉maty LED ?
👉 VAKY ECRAN ??
👉misy feo tsy misy sary ?mainty be tsy misy hazavana ?

👉mirehitra mazava manao couleur manga matroka fotsiny ilay ecran? fa tsy misy sary nefa ny feo mivoaka ??

maro koa ireo olana samy hafa tsy dia matetika mitranga ..

aza misalasala miantso anay

☎️0381164284

Salama tompoko !izahay dia Mamboatra karazana TV Écran Plat rehetra, tsy mifidy marque, tsy mifidy karazana. Misy an'ire...
09/07/2026

Salama tompoko !
izahay dia Mamboatra karazana TV Écran Plat rehetra, tsy mifidy marque, tsy mifidy karazana.
Misy an'ireto karazana olana ireto ve ? :

📌Maizina be ny écran nefa misy feo mandeha ihany
📌 Misy feo fa ny sary no lasa maizimaina na tarafina @ hazavana vao hita ?

📌Mijanona témoin rouge fotsiny fa tsy mety velona?

📌tsy misy témoin mirehitra mihintsy

📌Misy sary fa tsy mamoka feo

📌Sady tsy misy sary no tsy misy feo na mi clignote fotsiny ny témoin ?

📌Misy tranga hafahafa tsy dia mahazatra eo @ écran (trace, bande, lokoloko samy hafa, sary négatif , manao arc en ciel, ...)?

📌 TV mi clignote fotsiny,

📌TV efa velona dia miverina mi redémarre,

📌TV Sharp mi- clingot rouge fotsiny ny témoin fa tsy mety velona ?

✅Aza misalasala miantso mivantana ny laharana:

☎️ +261 38 11 648 24

Afaka manantona ianao afaka mideplace ihany koa izahay🥰
Mankasitraka Tompoko !

Ny anio tsara noho ny Omaly 🥰..vita soamatsara ndray ireto e..kalazy ariva ariva..✅SAMSUNG 75 'pouce -4K vita soamatsara...
03/07/2026

Ny anio tsara noho ny Omaly 🥰..

vita soamatsara ndray ireto e..
kalazy ariva ariva..

✅SAMSUNG 75 'pouce -4K vita soamatsara
❌Problem : may ny alimentation .ka tsy maintsy namboarina..

✅PCM 47 pouce réel : vita soamatsara
❌ problem : sans affichage ..vita ny fikarakarana

🙏🙏mankasitraka anareo hatrany tsy nisalasala niantso anay sy nametraka ny fahatokisana taminay TOMPOKO🙏..

antsoy fona izahay na aiza na aiza misy anao raha misy fahasimbana ny TV anao

☎️ 038 11 648 24

ho anao izay manana olana sy fahasimbana  amin'ny ecran Plat 🙋❌❌ Tsy mifidy marque amboarina izahay ❌❌ tsy mifidy karaza...
09/06/2026

ho anao izay manana olana sy fahasimbana amin'ny ecran Plat 🙋

❌❌ Tsy mifidy marque amboarina izahay
❌❌ tsy mifidy karazany ihany koa

[ OLED/QLED/PLASMA/LED/LCD/... ]

aza misalasala miantso anay fa vonona anome fahafaham-po ho anao atrany izahay .😊

contact : 038 11 648 24

Simba ve ny TV ECRAN PLAT anao ? ka tsy nahitana vaholana mintsy?❗Misy feo fa tsy misy sary❗miseho kely ny sary dia lasa...
28/04/2026

Simba ve ny TV ECRAN PLAT anao ? ka tsy nahitana vaholana mintsy?

❗Misy feo fa tsy misy sary

❗miseho kely ny sary dia lasa maizina ?

❗ mihitsoka Logo na demmarage ?

❗lasa misy tsipika matevina (Mavo/mena/fotsy..)

👐aza misalasala miantso anay na aiza na aiza misy anao . afaka manantona anao izahay tsy.mila misahirana mandeha atelier ..

afaka manantona iany koa ianao raha izay no safidinao🥰..

ny tanjonay dia ianao hafam-po iany ary ny fitaovanao ho vita iverina toy ny vaovao indray

☎️ 038 11 648 24/ 033 98 116 34

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Telephone

+261323173556

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Multi-Tech MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Multi-Tech MADA:

Shortcuts

Share