16/08/2026
Rédaction
🔥🚿 MITADY POMPE À EAU MATANJAKA HO AN’NY RANO VE IANAO? 💦☀️
Aza mitady lavitra! 🔥 POMPE IMPELLER SOLAIRE 2 modèles azo isafidianana, mety amin’ny famindrana rano, fanondrahana tanimboly, forage ary fampiasana rano isan-karazany.
🔴 N°1 – JMOZ Impeller Pump ⚡ DC 24V – 250W
💦 Refoulement hatramin’ny 65 m
🚿 Débit 3 m³/h
🔌 Câble 10 m
🔋 8.0 A
📏 Sortie : 25 / 40 / 60 mm
💰 280.000 Ar
🔴 N°2 – LSPI Pompe Solaire Impeller Type ☀️ DC 96V – 750W
💦 Refoulement hatramin’ny 75 m
🚿 Débit 3 m³/h
🔋 8.0 A
📏 Sortie 25 mm
🔌 Câble 10 m
💰 400.000 Ar
✅ Matanjaka
✅ Débit tsara
✅ Refoulement avo
✅ Mety amin’ny système solaire
✅ Safidy 2 arakaraka ny herinaratra sy ny haavon’ny rano ilainao
📩 Mitady pompe mifanaraka amin’ny toerana misy anao? Alefaso aminay ny haavon’ny refoulement, débit ilainao ary tension solaire, dia hanampy anao hisafidy ny modèle mety indrindra izahay.
🚚 Livraison partout à Madagascar
📞 Commande 038 87 921 34
& renseignements en MP