Colarys Concept

Colarys Concept Monserviteur dit l’Eternel Et jeTgarderai com un sceau carJt’ai choisi dit l’Eternel des arméesAG2:23

🚀 COLARYS CONCEPT RECRUTE !Vous maîtrisez parfaitement le français et avez une excellente élocution ? Cette opportunité ...
11/09/2026

🚀 COLARYS CONCEPT RECRUTE !

Vous maîtrisez parfaitement le français et avez une excellente élocution ? Cette opportunité est pour vous !

📍 Vous habitez à Analamahitsy, Sabotsy Namehana, Ambohipanja, Ankadikely Ilafy ou les environs.

Nous recherchons des Téléopérateurs / Téléopératrices expérimentés(es) en appels sortants.

✅ Expérience exigée
✅ Français courant
✅ Sérieux(se) et motivé(e)

💰 Salaire très attractif

📩 CV : [email protected]
📞 038 38 642 06

Coucou daholo 😍Nareo ve mba manao toa ahy rehefa reraka maisa iny dia mba manao selfie kely 🤣🥰Fa indrindra an aza adino ...
08/09/2026

Coucou daholo 😍
Nareo ve mba manao toa ahy rehefa reraka maisa iny dia mba manao selfie kely 🤣🥰
Fa indrindra an aza adino ny mivavaka na ao am-piasana ary ianao rehefa reraka iny fa tena manome hery lehibe 🙏

Bonne journée bénie daholo

Romana 11:36 🙌“Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie n...
04/09/2026

Romana 11:36 🙌

“Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena.”

Feno fankasitrahana ny fonay ato amin’ny Colarys Concept satria afaka BEPC sy niakatra en Seconde soa aman-tsara ireo ankizy tohananay. 🙏✨

Androany ihany koa dia nozaraina tamin’izy ireo ny fitaovam-pianarana ho fanomanana ny taom-pianarana vaovao. 📚🎒

Mirary taom-pianarana feno fahombiazana ho anareo ankizy rehetra izahay. Enga anie ny Tompo hitarika sy hitahy anareo ary ny fianakavianareo mandritra ity taona vaovao ity. 🙌

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany! 🙏❤️

Colarys Concept 😃mba tohizo hoe …Tahian’ny Tompo daholo 🙏
03/09/2026

Colarys Concept 😃mba tohizo hoe …
Tahian’ny Tompo daholo 🙏

Tianao ve ny asanao ❤️?1 Kor 16:14Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavanaAimez-vous votre travail ? 😊Nous pa...
23/08/2026

Tianao ve ny asanao ❤️?

1 Kor 16:14
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavana

Aimez-vous votre travail ? 😊

Nous passons une grande partie de notre vie au travail. Alors, une question importante mérite d’être posée : êtes-vous heureux(se) de ce que vous faites chaque jour ?

Bien sûr, il y a des défis, des journées difficiles et des moments de fatigue. Mais lorsque notre travail a du sens, qu’il nous permet de grandir, d’aider les autres et d’utiliser nos talents, il devient une véritable source d’épanouissement.

Pour ma part, je crois qu’aimer son travail, c’est aussi y mettre du cœur, de la passion et de la gratitude.

Et vous, qu’est-ce que vous aimez le plus dans votre travail ? 👇

21/08/2026

Miasa am-pitiavana ❤️sady manjakely 🥰

𝐒𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀Sambatra ny fon’izay matoky AnaoTsy atopatopan’onja raha manana AnaoNa dia samy hisedra ihanyZava-tsarotra eto a...
15/08/2026

𝐒𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀
Sambatra ny fon’izay matoky Anao
Tsy atopatopan’onja raha manana Anao
Na dia samy hisedra ihany
Zava-tsarotra eto an-tany
Dia sambatra ny fo matoky Anao.

Asio feony anie e hihihi ✨

𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐛𝐞́𝐧𝐢𝐞 𝐨

🚨 RECRUTEMENT – COLARYS CONCEPT 🚨Colarys Concept recrute des commerciaux free-lance (Homme ou Femme) ayant une expérienc...
05/08/2026

🚨 RECRUTEMENT – COLARYS CONCEPT 🚨

Colarys Concept recrute des commerciaux free-lance (Homme ou Femme) ayant une expérience dans le domaine commercial.

🔎 Profil recherché : • Expérience en prospection et vente • Bon relationnel et sens de la communication • Dynamique, motivé(e) et orienté(e) résultats • Capacité à négocier et conclure des contrats

🎯 Missions : ✔️ Prospecter de nouveaux clients ✔️ Développer un portefeuille clients ✔️ Présenter nos services et solutions ✔️ Assurer le suivi et la fidélisation des clients

💼 Nous offrons : ✨ Une rémunération attractive basée sur les performances ✨ Des commissions motivantes ✨ Un accompagnement et des outils de travail performants ✨ L’opportunité de collaborer avec une entreprise dynamique

📍 Lieu : Colarys Concept – Antananarivo 📞 Téléphone : 038 38 642 06 📘
E mail : [email protected]
Facebook : Colarys Concept

👉 Vous êtes ambitieux(se) et passionné(e) par le commerce ? Rejoignez l’aventure Colarys Concept dès maintenant ! 🚀

Verset du jour 🥰Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-dan...
21/07/2026

Verset du jour 🥰

Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.

Matio 6:14

Faly foana izahay vao mandalo ato aminay i zoky Mialy Rakotomamonjy dia tonga dia manao selfie aloha 🥰Verset du jour :❤️...
17/07/2026

Faly foana izahay vao mandalo ato aminay i zoky Mialy Rakotomamonjy dia tonga dia manao selfie aloha 🥰

Verset du jour :
❤️Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao.
‭‭Jeremia‬ ‭31‬:‭3‬ ‭

Bon week end daholo an 🥰
Tahian’ny Tompo hatrany 🙏

Address

Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colarys Concept posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Colarys Concept:

Shortcuts

Share