3fprint

3fprint Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 3fprint, Printing Service, Ambodimita Ambohimanandray Antananarivo, Ambohibao.

Bienvenue chez 3F PRINT ! ๐Ÿ–จSpรฉcialistes de lโ€™impression sur textile , nous transformons vos idรฉes en rรฉalitรฉ .
_____
๐Ÿ“Immeuble gris en face FJKM ร  cรดtรฉ du vรฉtรฉrinaire AMBODIMITA
โ˜Ž 038 57 120 32/ 038 94 982 97
๐Ÿ“ฆ Service de livraison partout

IZA NO HAKA NY Dร‰BARDEUR? ๐Ÿ‘€๐Ÿ˜‚Tsy mila maka en quantitรฉ vao mahazo prix! ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ‘‰ 1 piรจce na maka maro = 13 500 Ar!- Dรฉbardeur v...
23/09/2026

IZA NO HAKA NY Dร‰BARDEUR? ๐Ÿ‘€๐Ÿ˜‚

Tsy mila maka en quantitรฉ vao mahazo prix! ๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ‘‰ 1 piรจce na maka maro = 13 500 Ar!

- Dรฉbardeur vierge importรฉ
- 200 g
- S โ€“ M โ€“ L โ€“ XL
- Grenat | Noir | Blanc | Gris Foncรฉ

Mety hanaovana personnalisation tsara .

โณ Aingana fa stock limitรฉ!

๐Ÿšš MANAO LIVRAISON FARITRA.!
๐Ÿ‘‡MP avy hatrany ary raha hanao commande. oh!

๐Ÿ‘• 14 000 Ar DAHOLO OA?! ๐Ÿ˜ฑTANDREMO SO TARA  dia tsy mahazo eo . Mitady T-shirt coton tsara kalitao sady mety aminโ€™ny pers...
21/09/2026

๐Ÿ‘• 14 000 Ar DAHOLO OA?! ๐Ÿ˜ฑ
TANDREMO SO TARA dia tsy mahazo eo . Mitady T-shirt coton tsara kalitao sady mety aminโ€™ny personnalisation-nao ve ianao?
๐Ÿ‘‰ T-shirt coton 180g , misy loko maro azo isafidianana!
๐Ÿ’ฐ 14 000 /piรจce
๐Ÿ“ฆPrix de gros ho anโ€™izay maka betsaka.

๐Ÿ“ฉ Alefaso MP izahay raha mila fanazavana na commande.
Manao livraison faritra

โ€œAiza no hanaovana roll-up?โ€ ๐Ÿค”๐Ÿ‘‰ ATO AMINAY!3F-PRINT dia manao ROLL-UP COMPLET:๐ŸŽจ Conception๐Ÿ–จ๏ธ ImpressionHo an'izay te ham...
18/09/2026

โ€œAiza no hanaovana roll-up?โ€ ๐Ÿค”
๐Ÿ‘‰ ATO AMINAY!
3F-PRINT dia manao ROLL-UP COMPLET:
๐ŸŽจ Conception
๐Ÿ–จ๏ธ Impression
Ho an'izay te hampiseho marque, logo, produit, service na promotion amin'ny fomba miavaka kely.
MP avy hatrany ary.
๐Ÿ“ž 038 94 982 97 / 038 57 120 32
๐Ÿ“ฉ [email protected]

16/09/2026

NY JEAN KOA AFAKA ametahana DTF ๐Ÿ”ฅ

Tsy T-shirt ihany no azo ametahana DTF an! ๐Ÿ‘€
Jean, sac,silipoโ€ฆ eny, mbola betsaka be aza! ๐Ÿ˜Ž

Ho anโ€™ny crรฉation-nao, ny marque-nao, na raha mila commande en quantitรฉ ianao, dia afaka manao ny impression DTF izahay.

Mitady fournisseur DTF ve ianao?
๐Ÿ‘‰ MP ary oh!

OH BOSS ! Ny produit tsara dia mila fonony mahasarika ihany koa! Raha manana produit amidy  ianao fa mbola tsy manana au...
11/09/2026

OH BOSS !

Ny produit tsara dia mila fonony mahasarika ihany koa!
Raha manana produit amidy ianao fa mbola tsy manana autocollant dia fotoanany izao.

๏ธ Autocollant personnalisรฉ mety sy mifanaraka amin'ny produit sy ny marque-nao .

๐Ÿ‘‰ MP raha i-commande.

๐Ÿ“ž 038 94 982 97 / 038 57 120 32

๐Ÿ”ฅ14 000 Ar = TOUTES TAILLES, T-SHIRT VIERGE! ๐Ÿ‘•๐Ÿ˜Mitady T-shirt tsara kalitao ho an'ny personnalisation, revente na hanaov...
07/09/2026

๐Ÿ”ฅ14 000 Ar = TOUTES TAILLES, T-SHIRT VIERGE! ๐Ÿ‘•๐Ÿ˜

Mitady T-shirt tsara kalitao ho an'ny personnalisation, revente na hanaovana marque-nao ve ianao?

- T-shirt coton importรฉ
- 14 000 Ar
- Tailles rehetra misy
- Loko 14+: mainty, fotsy, mena ary maro hafa
- Vonona avy hatrany ny stock!

๐Ÿ‘‰ Mivarotra en gros sy unitรฉ izahay.

๐Ÿ“ฉ MP avy hatrany raha i-commande

MANAO LIVRAISON FARITRA

----------------------------
๐Ÿ“Immeuble gris en face FJKM ร  cรดtรฉ du vรฉtรฉrinaire AMBODIMITA
โ˜Ž 038 57 120 32/ 038 94 982 97
๐Ÿ“ฆ Service de livraison partout

04/09/2026

๐Ÿ‘• MANANA MARQUE AKANJO VE IANAO? TE HIDITRA AMINโ€™NY BUSINESS PERSONNALISATION?

T-shirt ๐Ÿ‘•, totebag ๐Ÿ‘œ, casquette ๐Ÿงขโ€ฆ
Tsy manana machine DTF? Tsy olana izany!

๐Ÿ‘‰ Mamorรฒna ny design-nao
๐Ÿ‘‰ Alefao mp ny commande
๐Ÿ‘‰ Izahay no manao ny impression DTF

Afaka manomboka ny business-nao ianao, tsy mila mividy machine akory ary๐Ÿš€

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐…๐€ ๐€๐ˆ๐™๐€ ๐…๐Ž๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐'๐ˆ๐“๐˜ ๐™๐€๐™๐€ ๐ˆ๐“๐˜? ๐•๐„๐‘๐˜ ๐‹๐€๐•๐€ ๐…๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐Ž๐”๐‘๐๐ˆ๐“๐”๐‘๐„ ๐€๐๐€๐Ž ๐…๐€ ๐‹๐€๐’๐€ ๐€๐ˆ๐™๐€?๐Ÿšจ๐ŸšจTsy leo ve nareo maman ire...
27/08/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐…๐€ ๐€๐ˆ๐™๐€ ๐…๐Ž๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐'๐ˆ๐“๐˜ ๐™๐€๐™๐€ ๐ˆ๐“๐˜? ๐•๐„๐‘๐˜ ๐‹๐€๐•๐€ ๐…๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐Ž๐”๐‘๐๐ˆ๐“๐”๐‘๐„ ๐€๐๐€๐Ž ๐…๐€ ๐‹๐€๐’๐€ ๐€๐ˆ๐™๐€?๐Ÿšจ๐Ÿšจ

Tsy leo ve nareo maman ireto manotany lava an'izany?

Kitapo, tavoahangy, cahier, boรฎte ร  goรปter, fournitures scolairesโ€ฆ
Mora very na mifangaro aminโ€™ny entan'ny ankizy hafa ireo zavatra ireo. ๐Ÿ˜…

๐Ÿ’ก Ny vahaolana ? autocollant prรฉdรฉcoupรฉ personnalisรฉ !

โœจ Misy ny anaranโ€™ny zanakao
โœจ Mora apetaka
โœจ Efa prรฉdรฉcoupรฉ
โœจ Sady mora ampiasana no mahafatifaty ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ‘‰Raha i-commande dia afaka miditra MP na mandefa whatsapp.

MANAO LIVRAISON ANY AMIN'NY FARITRA

Mividy impression DTF tsikelikely ve ianao?Manana business T-shirt personnalisรฉ ve ianao?๐Ÿ‘‰ Izao mihitsy no fotoana tokon...
24/08/2026

Mividy impression DTF tsikelikely ve ianao?
Manana business T-shirt personnalisรฉ ve ianao?
๐Ÿ‘‰ Izao mihitsy no fotoana tokony hanararaotanao azy !๐Ÿ‘€

๐Ÿ”ฅ ๐๐‘๐Ž๐Œ๐Ž ๐ˆ๐Œ๐๐‘๐„๐’๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐ƒ๐“๐…

โžก๏ธ Afaka mamokatra bebe kokoa
โžก๏ธ Afaka mandray commandes maro kokoa
โžก๏ธ Manomana stock mialoha
โžก๏ธ Ary mitazona marge tsara kokoa amin'ny personnalisation-nao ๐Ÿ’ฐ

MANAO LIVRAISON FARITRA
๐Ÿ“ฒ Alefaso miditra MP avy hatrany izay i commande

๐Ÿ”ฅ Business afaka atao ireto ah ! Tsy mila fitaovana na stock .Ento ny hevitrao dia  izahay manao ny impression. Ireto av...
20/08/2026

๐Ÿ”ฅ Business afaka atao ireto ah ! Tsy mila fitaovana na stock .

Ento ny hevitrao dia izahay manao ny impression. Ireto avy izany azo atao :

๐Ÿ‘• Mpamatsy DTF ho atao amin'ny T-shirt , toteback , Hoodie ireny

๐Ÿท๏ธ Mpamatsy autocollant tsotra na prรฉdรฉcoupรฉ : Packaging ho anโ€™ny mofomamy, savony, na fivarotana eny an-tserasera.

๐ŸŽˆ mpamatsy bรขche ho an'ny anniversaire, mariazy, na dokambarotra.

๐Ÿ“ฉ MP avy hatrany na WhatsApp: 038 57 120 32/ 038 94 982 97

Address

Ambodimita Ambohimanandray Antananarivo
Ambohibao
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261389498297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3fprint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 3fprint:

Shortcuts

Share