HT Touch

HT Touch Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HT Touch, Printing Service, Ambohibao.

✨ Impression de qualité sur PVC:
🖼️ Photos imprimées sur PVC-toutes dimensions
🏷️ Plaques signalétiques
💍 Plaques de bienvenue (mariage, fiançailles, événements)
📋 Plans de table & listes d’invités
🏷️ Noms de table
📸 Photobooth

26/05/2026

🌟Ho antsika rehetra Ilay hicommande dia Tonga Dia afaka miditra mp na miantso mivantana .
Araraoty fa tolotra tsy manampaharoa izay
✅Contact 0346226582
✅WhatsApp : 0346226582

25/05/2026

🌟Mitohy foana izay manao commande dia mahazo PVC ray cadeau 🥰.

✅Izay mbola tsy nahita cadeau ho an'ny Neny.

✅Aza miandry vao tomotra bé vao mandefa commande an ☺️
✅ WhatsApp ny andefasana ny sary
WhatsApp : 0346226582
Contact :0346226582

🔥 TOLONA MANOKANA HO AN’NY FETIN’NY RENY 🔥.Amin’ity taona ity, aza manome fanomezana tsotra… omeo fahatsiarovana feno fi...
08/05/2026

🔥 TOLONA MANOKANA HO AN’NY FETIN’NY RENY 🔥.

Amin’ity taona ity, aza manome fanomezana tsotra… omeo fahatsiarovana feno fitiavana i Neny 💖.

✅Manomboka 15.000 ar dia mahazo PVC ato HT Touch
🎁 Sary lehibe (Format A2) amin’ny 25 000 Ar monja.
✨ + Sary kely 1 OMENA MAIMAIM-POANA 🎉
Eny tokoa: rehefa manao commande Dia mbola mahazo sary ray .

📸 Avadiho ho fanomezana tsy hohadinoina ny sary tsara indrindra anananao.

⏳ Tolotra voafetra, aza tara!
📩 Alefaso mp dieny izao raha hanao commande eh ☺️🙏
WhatsApp 📱:0346226582
Contact : 0346226582

05/05/2026

✨🌟Envie d’une impression qui attire tous les regards ? 👀
Voici le résultat de notre savoir-faire 💯
Contactez-nous pour vos projets !
HT Touch :0346226582

Dia tsy nanaiky mihintsy zalahy Raha tsy nahazo Poster PVC tato HT Touch  ☺️Mba tonga eto Mada ihany ve hono Dia tsy mba...
10/04/2026

Dia tsy nanaiky mihintsy zalahy Raha tsy nahazo Poster PVC tato HT Touch ☺️
Mba tonga eto Mada ihany ve hono Dia tsy mba hitondra souvenir 🤭🤭🤭

✨ Poster en PVC ! ✨📸Aza avela ho very anaty finday ny fahatsiarovanao. Fa alefaso aty HT Touch  hatao impression PVC : s...
09/04/2026

✨ Poster en PVC ! ✨📸
Aza avela ho very anaty finday ny fahatsiarovanao. Fa alefaso aty HT Touch hatao impression PVC : sary raitra, mateza, ary manaitra ny maso! 📸💎

✅ Qualité HD : Mazava et Velona Tsara.
✅ Tena mateza : Tsy matahotra masoandro ☀️ na hamandoana.
✅ Support mafy : PVC matevina, tsy mora simba.
✅ Support mural efa miaraka aminy.

📏 A1, A2, A3 sur mesure.ary misy dimensions rehetra,

📩Alefaso ary ny sarinao fa ho vitaintsika otrany izao an'Jaovavy izao.
WhatsApp 📱:0346226582
Contact 📞:0346226582
📝Manao livraison any @ faritra izahay 😊

Cliente satisfaite ☺️😍 Alefaso commande ho an'zay Mbola tsy nahazo ,na mitady cadeau ☺️🥰Whatsapp :0346226582Contact :034...
31/03/2026

Cliente satisfaite ☺️😍
Alefaso commande ho an'zay Mbola tsy nahazo ,na mitady cadeau ☺️🥰
Whatsapp :0346226582
Contact :0346226582
HT Touch

20/03/2026

Sationany fotsiny ihany reo 🥰
Fa manatona mp Raha Mila fanazavana na fanotaniana
HT Touch :0346226582

17/03/2026

Avant et après ❤️
Mahay fahagagana koa izy 😅
Alefaso commande eh 👉💬
HT Touch :0346226582

✨ PROMOTION – Poster PVC ✨Ataovy maharitra sy tsara tarehy ny sary tianao indrindra POSTER  PVC kalitao tsara 📸📏 Dimensi...
09/03/2026

✨ PROMOTION – Poster PVC ✨
Ataovy maharitra sy tsara tarehy ny sary tianao indrindra POSTER PVC kalitao tsara 📸
📏 Dimensions : 60 × 40 cm
💰 25 000 Ar monja
🎁 Mahazo accroche murale MAIMAIM-POANA
➡️ Vonona ahantona amin’ny rindrina avy hatrany!
📩 Alefaso aminay amin’ny message privé ny sarinao dia ataovy ny commande izao.
⚡ Promotion voafetra!
Contact ☎️:0346226582
WhatsApp 📱:0346226582

Address

Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HT Touch posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share