Centre Antena Vangaindrano

Centre Antena Vangaindrano Centre de Formation en Informatique: izany hoe Centre fampianarana Informatique etoa e Vangaindrano

Izaho koa afaka bac (tapany 3.0).NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony...
23/08/2026

Izaho koa afaka bac (tapany 3.0).

NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.

Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony Ray amandreninareo mifanesisesy manomboka izao.

Raha nataotsika izany ny tombatombana. Dia iray na roa volana aorian'ny nafahanareo Mpianatra BAC dia eo vao tena fotoana tena MAHAVAKY LOHA indrindra.
Ho anareo sy ho an'ny Ray amandreninareo. Mandinika ny ahitana an'io vola tsy be nefa tsy kely io.

Mandany manodidina eo @ totaly: 515 000ar +240 000ar =755 000ar.

Mila manomana vola manodidina ny 1 000 000ar izany ny Ray amandreninareo ao anatin'ny roa na telo na efatra volana mifanesy.

Mba efa nodinihanareo anefa hoe manao akory ny fidiram-bolan'ny Ray amandreninareo?
Marina izany, efa fantatrareo tsara ny valiny.

FA HOY IZAHAY ato@ CENTRE DE FORMATION en INFORMATIQUE ANTENA eto Vangaindrano hoe azo ahena tsikelikely io depense io, ary lasa maivana dia maivana rehefa amin'ny farany.

Ohatra hoe dieny anao vao nahazo BAC zao dia mianara aloha INFORMATIQUE ato aminay ianao. Ato koa anie ianao afaka atoronay ny momba ny fianarana eny @ oniversite eeee! Satria ao @ page Facebook aby amin'izao ny fanamparitahana ny affichage n'ireo avis de pré-inscription isakiny établissement universitaire amin'izao e. IANAO ANEFA OMENAY CONNEXION WIFI GRATUIT.
Ny fianaranareo informatique ato aminay dia tsy mahasakana anao handeha hiakatra vetivety any @ oniversite haka ny diplôme nao, hanao pré-inscription, hanao concours, sns.

Vao vitanao ny dianao any dia mbola afaka miverina soamatsara eto ANTENA ianao manohy ny fianaranao informatique.

Izaho koa afaka bac (tapany 2.0).NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony...
23/08/2026

Izaho koa afaka bac (tapany 2.0).

NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.

Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony Ray amandreninareo mifanesisesy manomboka izao.

Raha tombatombany fotsiny ity natao ity.
T=35 000ar+ 180 000ar+300 000ar=515 000ar.

Ireo depense ireo anefa dia henjehina mandritra ny iray volana aorian'ny nivoahany Resultat BAC.
..... Ny hitohy......

Ireo depsense ambony ireo dia momba ny fanomanana efa fantatra ho hisy.

Fa mbola misy depense be dia be ankoatran'io, dia ireto manaraka ireto.

Voalohany: ny hifatrano mila hatao reserve mialoha. Fa sarotra dia sarotra ny mitady trano manakaika ny oniversite ka trano azo antoka ny sécurité aminy rehefa tena miditra ny mpianatra vaovao.

Mandany manodidina ny eo @ 50 000ar eo

Ity no antony voalohany hiadian'ny mpianatra ny tsy maintsy miditra eny @ cité des etudiants, na dia efa pitsa ny any da magnano izay tout le moyen possible mba isisifana.sitrany ahay misy atoriana hariva ka lavitra ny hifatrano. (Misy aza mividy cité mihitsiny ny sasany).

Faharoa: tsy ampy ny diplome BAC, fa mila mahay mampiasa android na ordinateur ianao, indrindra ny mi-serf @ internet. Ary indrindra indrindra izao ny fampiasana ny IA (Intelligence Artificielle). Ny mpampianatra en@ oniversite dia efa mandray anao ho mpianatra efa manana "base" @ fahaizana informatique.

Mety mandany eo @ 40 000ar eo ny droit ianarana informatique.

Fahatelo: ny sakafo, ny frais mivezivezy mandritra ny fikarakarana. (Ohatra: maka diplome, manatitra dossier, mandeha manao concours, sns).

Mety mandany eo @ 150 000ar eo.

T=50 000ar+40 000ar+150 000ar =240 000ar.
Tombatombany ireo fa tsy exacte.
.......mbola hitohy.......

Izaho koa afaka bac (tapany 1.0)NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony ...
23/08/2026

Izaho koa afaka bac (tapany 1.0)

NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.

Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony Ray amandreninareo mifanesisesy manomboka izao.

Voalohany: mikarakara diplome bac eny @ office du bac.
Mety mandany vola manodidina ny eo@ 35 000ar.

Faharoa: hanatitra dossier de pré-inscription eny @ oniversite.
Eto dia izao no sosokevitranay ho anareo.
MANAOVA ALOHA CONCOURS eny @ GRANDE ECOLE, izay vao INSTITUT ny FANJAKANA, izay vao ny Faculté.

Ary farafahakeliny roa (02) isa ny pré-inscription ataonao (filiere roa samihafa). Fa mbola tsy fantatra izay ho anjara.

Mety mandany vola manodidina ny eo@ 180 000ar izy roa.

Fahatelo: rehefa tafiditra soamatsara amin'ny iray filiere nosafidinao ianao dia izay vao manao inscription tanteraka amin'izay.

Mety mandany vola manodidina ny eo@ 300 000ar arakaraka.

T=35 000ar+ 180 000ar+300 000ar=515 000ar.

Tombatombany ihany ireo fa tsy exacte.

Ireo depense ireo anefa dia henjehina mandritra ny iray volana aorian'ny nivoahany Resultat BAC.
..... Mbola hitohy......

Vita iny ny Bac. Afaka soamatsara ianareo.Ao izay ireo vonona ny hiroso amin’ny Level ambonimbony kokoa.Ohatra hoe: hian...
22/08/2026

Vita iny ny Bac. Afaka soamatsara ianareo.

Ao izay ireo vonona ny hiroso amin’ny Level ambonimbony kokoa.

Ohatra hoe: hianatra @ oniversite.

IZAO NO TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC M

Izany no antom-pisihanay ato ANTENA.

TATIDIZO Fa maro dia maro ireo manenina, efa mianatra eny @ oniversite, kanefa tsy mahay ny fampiasana ordinateur.

Satria adinony taty @ voalohany fa tsy misy fotoana intsony ianao ianarana informatique vao mianatra eny.

Kely dia kely ny fotoana malalaka raha tena milofo mianatra ny tena.

Noho izany dia mianara informatique ato ANTENA mandrapaha anombohan'ny fianarana eny @ oniversite ianao MANOMBOKA IZAO!

Mila maharaka ny fivoaran'ny tekinolojka ianao raha vao hianatra @ oniversite izany.

Ka noho izany mila MIANATRA INFORMATIQUE DE BASE aloha ianao, mialohany hanombohanao ny tena fianarana eny.


Centre Antena Vangaindrano

Centre Antena Vangaindrano

HO ANAREO VAO AFAKA BACC TEO.Vita iny ny Bac. Afaka soamatsara ianareo.Ao izay ireo tsy afaka manohy fianarana intsony s...
22/08/2026

HO ANAREO VAO AFAKA BACC TEO.

Vita iny ny Bac. Afaka soamatsara ianareo.

Ao izay ireo tsy afaka manohy fianarana intsony satria tsy misy ny hoenti-manana ny amin’izay na mety ho antony hafa koa.

Ao ihany koa ireo manapa-kevitra ny hijanona mihintsy fa hoe vita hatreo aloha ny fianarana sy ny tontolony fa handeha hanao zavatra hafa amin’izay.

Ohatra hoe: hitady asa.

IZAO NO TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC MANOMBOKA IZAO!

Tsy mahampy fa mbola mila ampia traikefa hafa iny diplome BAC azonao iny vao tena TSARA miroso @ sehatra ny famoronana na fitadiavana asa ianao.

Isan'ny izany ny FAHAIZANA INFORMATIQUE izay azonao ratovina ato aminay ANTENA.

Mianara informatique ianao, mba fanampiny diplome BAC azonao io vanim-potoan'ny tekinolojia izao.

Aza adino fa mbola mandray mpianatra izahay a.


Hafa ihany ny ato @ CENTRE ANTENA IZANY. Afa-po aby izay manaraka fianarana informatique ato Centre Antena Vangaindrano ...
13/08/2026

Hafa ihany ny ato @ CENTRE ANTENA IZANY.
Afa-po aby izay manaraka fianarana informatique ato Centre Antena Vangaindrano izany.

MANDRAY MPIANATRA isan'andro avao iahay ee.
sady natao mora da mora e droit de formation amin'ity vakantsy ity.
Efa 2e vangue ny cours de vacance isika izao a.

N'ai pas peur d'être débutant. Aza mataotra ny hoe débutant. Fa ianao (débutant ) na mbola tsy nikitika ordinateur io no...
13/08/2026

N'ai pas peur d'être débutant.
Aza mataotra ny hoe débutant.
Fa ianao (débutant ) na mbola tsy nikitika ordinateur io no tena tadiavinay ampianarina voalohany at@centre ANTENA.

Centre Antena Vangaindrano
Daudet Solo

01/08/2026
01/08/2026

La 1ère vague a fait le plein ? Pas de panique ! 🔥
Les inscriptions pour la 2ᵉ VAGUE – Ao2026 au Centre ANTENA sont officiellement OUVERTES ! 🎉

💻 CE QUE VOUS ALLAIT MAÎTRISER :
✅ Dactylographie rapide avec Typing Master (Tapez sans regarder le clavier !)

✅ Traitement de texte pro sur MS Word

✅ Calculs & Tableaux complexes avec MS Excel

✅ Présentations percutantes avec PowerPoint

✅ Navigation Internet efficace & organisation de fichiers

🎁 LES PLUS DU CENTRE ANTENA :
📶 Connexion Wi-Fi 100% GRATUITE pour tous nos élèves !

🎓 Attestation de formation à la clé.

👨‍🏫 Un accompagnement pratique et adapté à votre rythme.

📍 Lieu : Centre ANTENA – Ambanin'Ampahatelo-Vangaindrano

📞 Infos & Inscriptions : 034 72 798 06 (Places limitées !)

Address

Ambanin'Ampahatelo
Vangaindrano

Telephone

+261347279806

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Antena Vangaindrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centre Antena Vangaindrano:

Shortcuts

Share