Club d'informatique LEMUR

Club d'informatique LEMUR Mondialiser la connaissance par l'éducation, la recherche et la pratique💻

21/08/2026

💻🤔 INONA IZANY WINDOWS IZANY ?

Efa nampiasa ordinateur ve ianao, nefa mbola manontany tena hoe: inona marina no atao hoe Windows? 🖥️

👉 Inona no asany?
👉 Nahoana izy no ilaina amin'ny ordinateur?

💬 Ahoana ny hevitrao? Soraty amin'ny commentaire 👇

📌 Lemur Informatique Maninday . 💻✨

FORMATION IZAY NATAO AMBANY INDRINDRA ARARAOTY AMIZAO. LEMUR NINTSIKA IABY! 📢 MANENTANANA HO AN’NY MPIANATRA! 🎓🗺️💻🌍  🗺️🚀...
13/08/2026

FORMATION IZAY NATAO AMBANY INDRINDRA ARARAOTY AMIZAO.

LEMUR NINTSIKA IABY!

📢 MANENTANANA HO AN’NY MPIANATRA! 🎓🗺️💻🌍 🗺️
🚀 FORMATION SIG – 5 Joirs

FORMATION💻 INFORMATIQUE DE BASE & MISE EN PAGE DE MÉMOIRE – 3 Jours

Te hanatsara ny fahaizamanao amin’ny informatique, hahay hampiasa tsara ny fitaovana nomerika ary hahafehy ny SIG (Système d’Information Géographique) ve ianao?

👉 Aza adino ity fiofanana ity!
🌍 SIG – Mandritra ny 5 andro Hianarana amin’ny fomba azo ampiharina ny fototra sy ny fampiasana ny SIG. Araraoty fa amin'ny taona ho avy koa misy.

💻 INFORMATIQUE DE BASE & MISE EN PAGE DE MÉMOIRE – 3 andro
Hianarana: ✅ Fampiasana ordinateur amin’ny fomba mahomby
✅ Word sy ireo fitaovana fototra ilaina amin’ny fianarana
✅ Mise en page professionnelle
✅ Numérotation des pages
✅ Table des matières automatique
✅ Pagination sy styles
✅ Fandaminana mémoire universitaire
✅ Fampidirana tableaux, figures ary références
🎯 TANJONA: Hanome fahaiza-manao azo ampiharina sy tena ilain’ny mpianatra amin’ny fianarana, fikarohana indrindra eo fiomanana Memoire
🔥 Aza mijery fotsiny fa mandraisa anjara!
Ny fahalalana azonao androany no mety ho fitaovana hanorina ny fahombiazanao rahampitso.

Ndao antsika ifanampy amin'ny fianarana ety amin'ny Université , LEMUR mitsinjo mpianatra.

Mr le président, HBD teny firariantsoa hoazy🙏🥳🥳
20/05/2026

Mr le président, HBD teny firariantsoa hoazy🙏🥳🥳

🔴COURS_INFO_BUREAUTIQUE_COMPLET👩‍🎓Misokatra isanandro2 ny fandraisana mpianatra @ cours informatique bureautique ato  LE...
22/02/2026

🔴COURS_INFO_BUREAUTIQUE_COMPLET👩‍🎓
Misokatra isanandro2 ny fandraisana mpianatra @ cours informatique bureautique ato LEMUR, programme complet‼️
👉Na mbola tsy mahay mihitsy ianao fa aza misalasala manao inscription fa eto izahay vonona hanome fahafahampo tsika iaby. Miaraka amin'ny formateur professionnel ary expérimenté.
🤩
👉 Cours pratique 100% avec remise Attestation a fin du cours, Ary efa misy ordinateur iray isaky ny mpianatra ato LEMUR, mianatra sisa ny anjaranao 🤩
HEURE AUX CHOIX :
Groupe: 12h à 13h30 ou 18h - à 20h.
Particulier: 8h à 11h ou 14h à 17

Makasitraka eee!

Faly miara anareo ireto directeur voatendry vaovao ireto 🤣🤣😂, ato fona tsika eee
16/01/2026

Faly miara anareo ireto directeur voatendry vaovao ireto 🤣🤣😂, ato fona tsika eee

2026 ✔️💻🖥️
07/01/2026

2026 ✔️
💻🖥️

Faly miarahaba antsika iaby rolahy,  miarahaba tratrany taona vao2 ity  isika rehetra ainganie mba hitondra fahasoavana ...
07/01/2026

Faly miarahaba antsika iaby rolahy, miarahaba tratrany taona vao2 ity isika rehetra ainganie mba hitondra fahasoavana amintsika tsirairay ity taona vaovao ity,

Tapitra ny vacance tsika ka noho izany miverina mianatra isika ato @ CLUB INFORMATIQUE LEMUR amin'ny Alatsinainy faha 12 Janoary 2026 ho avy izao. Mandray mpianatra hatrany ato @ LEMUR.
Mankasitraka tompoko.

19/12/2025

Address

Toliara

Opening Hours

Monday 07:30 - 20:00
Tuesday 07:30 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 07:30 - 20:00
Friday 07:30 - 20:00
Saturday 07:30 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club d'informatique LEMUR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share