KONKA Service Tanambao 5, Tamatave

KONKA Service Tanambao 5, Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KONKA Service Tanambao 5, Tamatave, Internet cafe, Tanambao 5, Toamasina.

Konka service Tanambao 5 Toamasina Dia vidéo club afahan-tsika manjifa ireo karazana oronantsary "vidéo" nouveautés toy ny: Films vao mivoaka, série vao mivoaka, dessin animé vao mivoaka, catch sns..

Hikatona kely tsika niany après midi ein.. Amaray koa tsika mifankahita ato Amin' KONKA SERVICE TANAMBAO 5.Ireo ny nouve...
04/02/2026

Hikatona kely tsika niany après midi ein..
Amaray koa tsika mifankahita ato Amin' KONKA SERVICE TANAMBAO 5.

Ireo ny nouveautés afaka jifainao
👇👇👇👇👇👇

Ato ein..Weekend mafana be en famille foana rehefa tsy misaraka amin' Cyber Konka Tanambao 5.mitsofoka kely lalam-baovao...
29/01/2026

Ato ein..
Weekend mafana be en famille foana rehefa tsy misaraka amin' Cyber Konka Tanambao 5.
mitsofoka kely lalam-baovao defa ato zahay miamby anao.

👉Afaka mi Gamme koa anao Tonga ato Ps3 sy PS4, manette tsara plus écran bavata sy mazava, tandremo fo tsôfo hiady am-bady tsy te Halala hody ake 😅😅

Ouuuui..marina be le voalazan tenisany hoe mbol makafoka ny admin dia tsy mipubpub nouveautés 2026😅Misy milaza fa makafo...
07/01/2026

Ouuuui..
marina be le voalazan tenisany hoe mbol makafoka ny admin dia tsy mipubpub nouveautés 2026😅

Misy milaza fa makafokan'
👉Fety
👉Torimaso
👉 A.... fifampiarahabana tratry n'y taogno🙄

Oui... marina daholo izany e..
fa inona anefa no manakana an tenisany ts mandeha direct aty amin'ny Konka service Tanambao 5 mba mamadibadika bokin nouveautés aty fa TS hilaozana tenisany mamadibadika boky hafa any antrano any fotsiny.

izay fa bonne année tenisany dia reo ny nouvelles tsika👊👊

Mangina hono ny fetiny tamin'ity fa tsy manambola hividianana toaka razoky😃🥴😃wadray ry lala😅👉300ar Dia efa mahazo film i...
28/12/2025

Mangina hono ny fetiny tamin'ity fa tsy manambola hividianana toaka razoky😃🥴😃

wadray ry lala😅
👉300ar Dia efa mahazo film izay tianao ato amin' ny Konka service Tanambao 5.

👉Ny ps3 sy PS4 koa ato miaraka amin' ilay ecran géan manao n'y ataony,
500ar Dia efa afaka manindry start.

Inona no tokony hampangina ny fety tompoko lahy sy tompoko vavy🤣🤣

Ny admin ato mandihindihy erakin trano fotsiny tsisy atao miandry an lisany😅

nouveautés dakana fotsiny

Address

Tanambao 5
Toamasina

Telephone

+261344983139

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KONKA Service Tanambao 5, Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KONKA Service Tanambao 5, Tamatave:

Shortcuts

Share

Category