Formation Digit+

Formation Digit+ 🚀 Développez vos compétences. Créez des opportunités. Passez à l'action.

📚 Formations | Coaching | Accompagnement.

02/08/2026

Des équipes avec une accompagnement professionnelle
Formation Digit+

Formation Digit+ dia tsy mijanona amin'ny fampianarana teoria fotsiny ihany. Manaraka anao akaiky sy miara-miasa aminao ...
02/08/2026

Formation Digit+ dia tsy mijanona amin'ny fampianarana teoria fotsiny ihany. Manaraka anao akaiky sy miara-miasa aminao izahay mba hahatafita ny tetikasanao.

🎯 Ny tombony amin'ny accompagnement izay misy ato aminay:

👥 Fanarahana maso manokana isam-batan'olona
🛠️ Fampiharana avy hatrany amin'ny business-nao
📈 Torohay sy paikady mifanaraka amin'ny tsena

+ +

31/07/2026

Manomana zavatra tsara kaliatao ho antsika ny Equipe ny Formation digit+
aza miala lavitra ary e!!

Formation Digit+

🤔 Inona ny zavatra tonga ao antsainao voalohany raha mijery  an'io sary io anao…Mety hanova zavatra ny hevitrao 💭Matetik...
13/07/2026

🤔 Inona ny zavatra tonga ao antsainao voalohany raha mijery an'io sary io anao…

Mety hanova zavatra ny hevitrao 💭

Matetika, teny iray monja dia afaka manova ny andron'olona iray… ❤️

✍️ Soraty ao @ commentaire ary oe 👇

🇨🇳🚢 Apprenez à commander en Chine vers Madagascar 🇲🇬Tsy mila mahay miteny sinoa ❌Afaka manomboka  farany kely indrindra ...
12/07/2026

🇨🇳🚢 Apprenez à commander en Chine vers Madagascar 🇲🇬

Tsy mila mahay miteny sinoa ❌
Afaka manomboka farany kely indrindra ✅
Mety ho an'izay débutant ✅

Notre formation vous apprend à importer étape par étape :

✅ Trouver des produits rentables
✅ Identifier des fournisseurs fiables
✅ Commander auprès des plateformes chinoises sans intermédiaire
✅ Communiquer avec les vendeurs sans parler chinois
✅ Calculer vos coûts et éviter les mauvaises surprises
✅ Comprendre le transport et la livraison vers Madagascar

🎯 Une formation 100% pratique pour débutants, commerçants et entrepreneurs qui souhaitent développer leur activité.

🎁 Bonus : accompagnement après la formation + accès à une communauté privée.

📍 TOAMASINA
⚠️ Places limitées !
🔒 Réservation de place : seulement 5 000 Ar

📩 Envoyez "CHINE" en message privé pour réserver votre place.
📞 034 12 375 29 / 032 29 703 68

Address

Près De Mosquée Mangarivotra
Toamasina
501

Telephone

+261383860651

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation Digit+ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Formation Digit+:

Shortcuts

Share