Cyber Rohy Tamatave

Cyber Rohy Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cyber Rohy Tamatave, Internet cafe, Androranga/Garre routière KOFIMANGA/En face Vatsy 4 chemins, Toamasina.

Connexion internet haut débit, partage de wifi, location de connexion internet illimité à domicile
Multi-service: photocopie, scan, saisie, impression de qualité,

Rehefa hoy mama hoe :« Ndana manao photocopie vetivety »Adin'iray aty aoriana: 🖥️😅
23/06/2026

Rehefa hoy mama hoe :
« Ndana manao photocopie vetivety »
Adin'iray aty aoriana: 🖥️😅

22/06/2026

☔ Ratsy be ny andro tamin’izay…
Nivatravatra ny orana, nefa nanana asa tsy maintsy vitaina maika izy.
Impression 50 isa no nilaina, ary tsy afaka niandry ny ampitso.
De nieritreritra izy hoe :
« Raha handeha moto anefa dia ho lena daholo ny taratasy…
ny orana ity mbola tsy mitsahatra... Ahoana no hatao ? »

Dia niantso anay izy :
📞 « Mba imprimeo ity azafady, ilaina maika, atao 50 isa. »
Vetivety dia vita ny impression.
Ary tsy ela akory dia tonga teo am-baravaran’ny biraony, maina tsara, vonona hampiasaina.

Tsy voatery ho tonga ety aminay foana ianao.

Alefaso WhatsApp na mail ny "fichier" -nao.
Ary izahay no miandraikitra ny impression.
🚚 Mbola azonay aterina eo am-baravaranao* koa.

Manana asa maika ve ianao ?

📩 Manoràta amin’ny hafatra miafina
📞 Na antsoy zahay : 038 61 081 83

*𝘓𝑖𝘷𝑟𝘢𝑖𝘴𝑜𝘯 𝘦𝑛 𝑠𝘶𝑠

🧔‍♂️ Dada matanjaka, dada mafy be 💪𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐃𝐚𝐝𝐚.𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐟𝐞̂𝐭𝐞 𝐏𝐚𝐩𝐚 ! Tsy ataonay latsa-dan...
20/06/2026

🧔‍♂️ Dada matanjaka, dada mafy be 💪
𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐃𝐚𝐝𝐚.
𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐟𝐞̂𝐭𝐞 𝐏𝐚𝐩𝐚 !

Tsy ataonay latsa-danja na ambanin-javatra ny fetin'ny Ray, tongava maka ny fanomezanao ao amin'ny Cyber Rohy rahampitso 21 jona, sady manao connexion, na impression, photocopie sns... Tapany maraina ihany an! Ka aza tara ;)

18/06/2026

Izy indray no Tahiry, Linah Maminiaina mandray anao am-pitsikitsikiana 🥰
Eo Androranga ihany no misy azy, ilay toerana voalohany nisy anay

Afaka manao:
📍Connexion wifi : sady mandeha foana na tapaka àry ny jiro
📍Impression, photocopie
📍Scan, saisie
📍Plastification sns ...

Manaova coucou 👋 amin'ny commentaire zay cliente-ny, mahazo wifi gratuit androany !

Efa vonona ve ny 𝐩𝐫𝐨𝐧𝐨𝐬𝐭𝐢𝐤𝐚 ? ⚽Zany aloha àry ny 𝗽𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗮, tehirizo tsara sao tsy maharaka enao ! 👇
12/06/2026

Efa vonona ve ny 𝐩𝐫𝐨𝐧𝐨𝐬𝐭𝐢𝐤𝐚 ? ⚽
Zany aloha àry ny 𝗽𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗮, tehirizo tsara sao tsy maharaka enao ! 👇

Tsy mbola tara raha izao ianareo no vao mahay hoe be dia be ireo application afahana manaraka ny Coupe du Monde.Safidio ...
11/06/2026

Tsy mbola tara raha izao ianareo no vao mahay hoe be dia be ireo application afahana manaraka ny Coupe du Monde.
Safidio ary izay metimety @ finday-nao
Ilay + Mety @ Smart Tv an.

🫶🫰Tinay be ianao neny 🫶🫰
31/05/2026

🫶🫰Tinay be ianao neny 🫶🫰

29/05/2026

Kadoa suprise🎁 hoan'i 𝐌𝐚𝐦𝐚𝐧 👑 rehetra eto Toamasina.

❤️ Tongava maka ny anjaranao amin’ny 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟯𝟭 𝗺𝗲𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 ho avy izao.

📍Eny aminy'ny Cyber Rohy Tamatave rehetra, manao connexion na impression na maka sary tapaka sns...

Connexion internet haut débit, partage de wifi, location de connexion internet illimité à domicile
Multi-service: photocopie, scan, saisie, impression de qualité,

27/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Do Novan Gtnn,
Princia ZM,
N LF Winner,
Chan Lee,
Akanga Fiompy,
Annacel Rakotonandrasana

🕙Jour J - Finale Danse inter-jeunes. Efa ao daholo ? 📣Araho eto ny ampahany, ataontsika Direct 📸 hoan’izay tsy afaka man...
24/05/2026

🕙Jour J - Finale Danse inter-jeunes. Efa ao daholo ? 📣

Araho eto ny ampahany, ataontsika Direct 📸 hoan’izay tsy afaka manatrika 👯‍♀️ 🤸‍♂️

Aza miala lavitra ny pejy!🚨

📍 Eto ny fotoana Cyber Rohy Tamatave raha sady te ho connecté enao, miandry anao eto zahay.

Address

Androranga/Garre Routière KOFIMANGA/En Face Vatsy 4 Chemins
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 06:30 - 18:30
Tuesday 06:30 - 18:30
Wednesday 06:30 - 18:30
Thursday 06:30 - 18:30
Friday 06:30 - 18:30
Sunday 06:30 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber Rohy Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cyber Rohy Tamatave:

Shortcuts

Share

Category