CFP Tamatave

CFP Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFP Tamatave, Computer training school, Tanambao II, Toamasina.

06/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Agnès Fitahiana, SN Nirina

Miarahaba  Tompoko!Misokatra  ny  fisoratana  Anarana  ato    eto  toamasina.Ho  anao  izay  maniry  hianatra  Français ...
30/11/2023

Miarahaba Tompoko!
Misokatra ny fisoratana Anarana ato eto toamasina.
Ho anao izay maniry hianatra Français Parlé sy Anglais Parlé dia natokana ho anao mihitsy ity fampianarana ity.
Raha mahaliana anao dia antsoy 0387777723 na koa manantona Birao CFPM eo apitan Refrigepêche bazar kely.
Mankasitraka Tompoko

Iza daholo ireo maniry hianatra informatique bureautique ato !Misy cours normalMisy cours accéléréeMisy cours du soir ih...
06/11/2023

Iza daholo ireo maniry hianatra informatique bureautique ato !
Misy cours normal
Misy cours accélérée
Misy cours du soir ihany koa!
Marihina fa mirary dia mirary ny sarampianarana ato aminay
Ary andraisanao certificat agrée par l'État ihany koa.
Aza misalasala miantso 0387777723

Address

Tanambao II
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share