02/09/2026
Aza misaondraondra amin'ny tambazotra! 🚫📲
Ny tena misy eto an-tany dia eto AfterWork VIP 501 . 🔥
Tonga ny fotoana hihaonana amin'ireto mpanakanto ankafizinao ireto.
Vonona ny hanafana ny hariva anareo? 🎙️🎸
🎤 Miaraka amin'ny: ITOKIANA sy Juju Manitra
🗓️ ZOMA 04 SEPTAMBRA 2026
⌚ Manomboka amin'ny 6 ora hariva (18H00)
📍 Toerana: AfterWork VIP 501 boulevard augagneur Station Jovenna Jacarandas
Aza hadino ny manao famandrihana satria ny sary fotsiny no mahalasa saina, ny tena izy kosa dia eto! 😉✨
"