01/05/2026
♦️Ndao Hoampianarina antsika eto ny fomba ahafahana mamantatra hoe authentique ve iny téléphone antanantsika iny sa tsia? ♦️
Mialohany zay aza hadino ny manaraka ny Pejy.
1 - Ny zavatra atao voalohany: Jereo ny code IMEI: Fomba ahafahana mijery azy: tsindrio ny: * #06 #
Rehefa mipoitra ilay IMEI dia copier-o na raiso antsoratra. ( Raha vao tsy mipoitra amin'io defa contrefaçon ilay téléphone)
Tsy mijanona eo
2- Mankany amin'ny site Xiaomi mba hahafahana manamarina ilay IMEI:
Ity ilay site: https://www.mi.com/global/verify/ #/en/tab/imei
Soratana eo amin'ilay faritra aeo anoratana ilay IMEI dia atao ny recherche. Raha tsy hitan'ilay numéro na manao Erreur midika izany fa mety ho contrefaçon iny téléphone nao iny. Raha mety dia efa manana 80% toky enao hoe original ilay téléphone
3- Jereo ny tanjany: mitombona daholo ve ny capacité an'ilay téléphone, Mémoire, Ram, Proc, Cam. Hahafahana manamarina an'izany ny Application Info Appareil ao amin'ny playstore.
RAHA ENY DAHOLO IREO 3 IREO DIA AZA MIASA SAINA FA ORIGINAL ZAY NY TÉLÉPHONE ANANANAO