12/12/2025
📢 🇲🇬 Te hanatsara ny tolotrao sy ny fifandraisana amin’ny mpanjifa ve ianao?
Irytech dia afaka manamboatra tranokala matihanina sy mifanaraka amin'ny orinasanao, izay afaka manatsara ny asanao sy ny tolotra hoan'ny mpanjifanao.
Ho anao :
✅ Hanamora ny fitantanana ny komadin'ny mpanjifa
✅ Afaka mijery mivantana ny "état de vente"
✅ Tsy mila mamaly tsirairay ny mpanjifa
✅ Mandeha ho azy ny notification sy ny fanaterana antontan-taratasy na vokatra
Ho an’ny mpanjifa :
🎯 Mora ny mahita sy mifidy ny tolotrao
🎯 Afaka manao fangatahana, famandrihana, na mividy avy hatrany
🎯 Mahazo vaovao mazava sy haingana
Antsoy izao izahay ato am Irytech ary andao hamorona tranokala manokana izay hitondra tombony ho anao sy ho an’ny mpanjifanao!
Ohatra nataonay : https://ticketevent.mg/
PS:
- Afaka manamboatra karazana siteweb hoan'ny secteurs rehetra (e-commerce, site vitrine, application de facturation, gestion des personnels...)
-----------------------------------------------------------------
📢 🇫🇷 Vous souhaitez améliorer vos services et la relation avec vos clients ?
Irytech vous propose des sites web professionnels et personnalisables pour votre entreprise, afin de faciliter votre travail et d’améliorer l’expérience de vos clients.
Pour vous :
✅ Simplification de la gestion des demandes et des commandes
✅ Consultation en temps réel les "états de vente"
✅ Plus besoin de répondre individuellement à chaque client
✅ Notifications automatiques et livraison de documents ou produits sans intervention manuelle
Pour vos clients :
🎯 Facilité pour découvrir et choisir vos services
🎯 Possibilité de passer des commandes, réservations ou achats directement en ligne
🎯 Informations claires et rapides
📞 Contactez dès maintenant Irytech et créons ensemble un site web personnalisé qui apportera un vrai tangible bénéfice pour vous et vos clients !
Exemples de réalisations : https://ticketevent.mg/
PS : Nous réalisons des sites web pour tous les secteurs : e-commerce, site vitrine, applications de facturation, gestion du personnel, etc.
Contact :
📧 [email protected]
📱 Messenger : +352661825018
lien: https://www.irytech.net/