Entreprise Datacard

Entreprise Datacard Multi-Services: Cyber Café

Les  cinq leçons capitales sur les femmes :1- La fidélité de la femme n'est qu'une illusion. Elle n'existe pas. Chez ell...
05/11/2024

Les cinq leçons capitales sur les femmes :

1- La fidélité de la femme n'est qu'une illusion. Elle n'existe pas. Chez elle, on doit plutôt parler de “ présomption de fidélité ”.

2- Le mariage ne garantit ni sa loyauté ni sa fidélité.

3- Face à l'argent, les femmes renient toutes les valeurs morales. Seuls leurs intérêts prévalent.

4- Quand elles veulent obtenir quelque chose sans fournir d'efforts, elles sont prêtes aux pires compromis.

5- Elle a beau être mariée, elle espérera toujours rencontrer un homme plus nanti que son mari. Et si par malheur, elle le rencontre, elle te trompera sans pitié ni remords.

Eric Chanford

02/08/2024
❌TSY MISY MIRACLE NY FANAMBADIANA➡️Tsy hoe mbola mpisipa ianareo dia efa ampirafesiny ianao dia manantena fa hiova izy r...
13/06/2023

❌TSY MISY MIRACLE NY FANAMBADIANA

➡️Tsy hoe mbola mpisipa ianareo dia efa ampirafesiny ianao dia manantena fa hiova izy rehefa lasa vadinao

➡️Tsy hoe mbola mpisipa ianareo dia efa ampijaliany ianao, sy tsy hajainy dia mieritreritra hoe rehefa lasa vadiny ianao dia hiova ny fitondrany anao

✔️Ny hiarahana amin'ny olona iray dia ny hamantarana indrindra MIALOHA raha hoe tokony ho vadinao izy na tsia

⭕Mila fantarinao hoe:

❓Mitovy ve ny tanjonareo sa mifanipaka
❓Zakanao ve io toetrany amin'izao io raha hiainanao maharitra, ary raha mbola hiampy toetra izay mbola tsy hitanao mihintsy . (misy ny tsy ampoizina foana any antokantrano)
❓Amin'ny ankapobeny sambatra ve ianao sa ranomaso lava no tena mibahana ao
❓Mety aminao ve ny fomba fiainany amin' izao ?

➡️Tadidio fa tena sarotra ny manova olona, ary ny olona koa tsy hiova mihintsy raha tsy sitrapony. Koa fantaro tsara ny olona miaraka aminao, aza jamban'ny FITIAVANA.
✔️Fa raha mbola tsy mpivady ianareo dia efa fahoriana sy fijaliana , mbola ho mafy noho izay rehefa mpivady ianareo satria ny adidy sy andraikitra sahanina hiampy.

⛔Tsy manova olona ny mariage, tsy manao miracle ny commune ka sao hanao sonia fijaliana sy fahoriana hamatotra anao

Ingénieur 😂😂😂
15/01/2023

Ingénieur 😂😂😂

21/03/2020
09/12/2019
07/01/2015

viralcide et vinorax sont deux produits naturels capable de détruire toute trace virale telle que : le vih/sida les hépatites virales, herpès génital, le zon...

Address

Mahajanga
00401

Telephone

00261324455826

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entreprise Datacard posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share