Merly Center, CFP

  • Home
  • Merly Center, CFP

Merly Center, CFP Centre de Formation Professionnelle, créée en 2018 par R. Joseph Arthur. Siège à Ambohimandamina M/GA

https://www.facebook.com/profile.php?id=61581909043862
16/03/2026

https://www.facebook.com/profile.php?id=61581909043862

🌍 🌍

◾Fianarana 3 volana, hanova ny fiainanao. 🗝
◾Sara-pianarana iray hianarana izy rehetra. 💲
◾️Afaka misafidy na hianatra maraina na folakandro na ariva. ⏰
◾️Mety amin'ny olona rehetra na mpianatra na mpiasa. 👨‍💻
◾️10 ihany no isan'ny mpianatra kilasy iray raha maro indrindra. 👥
◾Tsy mandika lesona intsony fa efa zaraina ny lesona. ✍
◾️Fampiarana zato isan-jato. 💯
◾️Fanamorana ny fomba fanefana sara-pianarana. 💸

1️⃣Leadership 🗣
2️⃣Entrepreneurship 📊
3️⃣Anglais 🇺🇸
4️⃣Français 🇨🇵
5️⃣Informatique 💻
6️⃣Italiana 🇮🇹

📆Fidirana manaraka: 01 Aprily 2026.

📍 : 033 46 223 44
📍 : 034 50 274 30
📍 : Croisement cimetière Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment Grossiste TOLOJANAHARY 2e étage.
📍 : Leadership Entrepreneurship School

🔸️Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino, Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa🔸️

12/02/2026

🔵🟢🟡 🟡🟢🔵

🗓Fidirana manaraka: 02 Martsa 2026.

🔶️Fianarana 3 volana, hanova ny fiainanao. 🗝
🔷️Sara-pianarana iray hianarana izy rehetra. 💲
🔶️Afaka misafidy na hianatra maraina na folakandro na ariva. ⏰
🔷️Mety amin'ny olona rehetra na mpianatra na mpiasa. 👨‍💻
🔶️10 ihany no isan'ny mpianatra kilasy iray raha maro indrindra. 👥
🔷️Tsy mandika lesona intsony fa efa zaraina ny lesona. ✍
🔶️Fampiarana zato isan-jato. 💯
🔷️Fanamorana ny fomba fanefana sara-pianarana. 💸

✅Leadership 🗣
✅Entrepreneurship 📊
✅Anglais 🇺🇸
✅Français 🇨🇵
✅Informatique 💻

🔺️Misy ihany koa ny Italiana 🇮🇹 izay azonao ianarana.

☎️ : 033 46 223 44
📞 : 034 50 274 30
🏠 : Croisement cimetière Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment Grossiste TOLOJANAHARY 2e étage.
📳 : Leadership Entrepreneurship School

🔸️Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino, Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa🔸️

18/01/2026

🔶️🔷️Efa maro no lasa, karakory anao ? 🎯🎓🇲🇬

🗓Fidirana manaraka: 02 Febroary 2026. ⏰

📍Fianarana 3 volana, hanova ny fiainanao. 🗝
📍Sara-pianarana iray hianarana izy rehetra. 💲
📍Afaka misafidy na hianatra maraina na folakandro na ariva. ✍
📍Tsy mandika lesona intsony fa efa zaraina ny lesona. 💯

➡️Leadership 🗣
➡️Entrepreneurship 👥
➡️Anglais 🇺🇸
➡️Français 🇨🇵
➡️Informatique 💻

🔼Misy ihany koa ny Italiana 🇮🇹 izay azonao ianarana.

☎️Antso: 033 46 223 44
📞WhatsApp: 034 50 274 30
🏠Toerana: Croisement cimetière Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment Grossiste TOLOJANAHARY 2e étage.
Facebook: Leadership Entrepreneurship School

✴Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino, Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa✴

29/12/2025

🔆Ny no homanina🔆

izao hanomanana ny hoavy, Ndao ary !!

mba hanana fahalalana hoentina miatrika ny hoavy.

🔷️Fianarana 3 volana hanova ny fiainanao.
🔶️Sara-pianarana iray hianarana izy rehetra.







➡️Misy ihany koa ny izay azonao hianarana.

🔼Ny fanapa-kevitrao anio no hamaritra ny fiainanao rahampitso.

: 033 46 223 44
: 034 50 274 30
: Leadership Entrepreneurship School
: croisement cimetière Ambohimandamina Mahajanga.
Bâtiment TOLOJANAHARY 2e étage.
: 12 janoary 2026.

✴Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino
Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa✴

02/12/2025

ho an'ny fampandrosoana.

3 volana hanova ny fiainanao

-pianarana ho an'ny zavatra iray, hianarana zavatra telo.


tsy ny volanao no resaka eto, fa ny hoavinao no hiarantsika manomana.

antoka fa rehefa mahay Anglais, Français, Informatique ianao dia afaka miasa tsara.

: hafahanao miteny Italiana feno fahatokisan-tena.

: Ny fahaizanao mamorona asa ho anao dia lalana hitondra anao any amin'ny fahombiazana ka ho lasa Mpandraharaha lehibe sady matianina ianao.

(Haitarika) dia hianaran'ny rehetra mba ho toe-tsaina, toe-panahy ary toe-po vaovao no hiainanao rehefa vita ny fianarana.

misokatra ny fisoratana anarana koa dia vonjivonjeo fa sao dia tara.

: 05 Janoary 2026
: 033 46 223 44
: 034 50 274 30
: Leadership Entrepreneurship School
: Croisement Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment TOLOJANAHARY 2ème étage.

🔆Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino,
Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa🔆

https://www.facebook.com/share/189BeqgaC6/
22/11/2025

https://www.facebook.com/share/189BeqgaC6/

telo volana hanova ny fiainanao satria misy fitsipika anatiny izay hahatonga ny
tsirairay hifantoka mba hanatratrarana ny tanjona.

: Ny fahaizanao mamorona asa ho anao dia lalana hitondra anao any amin’ny fahombiazana, ka ho lasa Mpandraharaha lehibe sady matianina ianao.
: Ny teny Anglisy dia tsy maintsy ilaina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ity no vahaolana raha te ande lavitra kokoa ianao.
: Ny teny Frantsay dia ilaina eo amin’ny fianarana sy ny asa eto amintsika, ilainao ity noho izy tena mbola miasa be eto Madagasikara.
: Ny teny Italiana dia hafahanao miara-miasa amin’ireo vahiny mampiasa azy, indrindra fa ao Nosy-be Hell-ville dia maro ny vahiny mampiasa azy.
: Ny fahaizana Informatika dia manampy anao amin’ny asa rehetra, eo ihany koa ny fianarana, ary tena ilaina izy amin’izao fotoana izao.
: Mianatra haitarika ny mpianatra rehetra, mba ho toe-tsaina, toe-panahy ary toe-po vaovao no hiainanao rehefa vita ny fianarana.

✅Ny traikefanay no hanomezanay antoka anao ao anatin’ny telo volana.
✅100% ny fampiarana satria ny tanjona dia hahatonga anao matianina.
✅Tsy misy intsony ny fandikana lesona fa efa zaraina ny lesona rehetra.
✅Adiny roa isanandro no mianatra, na maraina na folakandro na ariva.
✅Alatsinainy ka hatramin’ny Zoma ao anatin’ny telo volana ihany.

💎Misy ny “Certificat” ho an’izay mahavita fianarana.
🔺️Efa misokatra ny fisoratana anarana, koa dia vonjivonjeo fa voafetra ny isan’ny mpianatra kilasy iray.

: Croisement Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment TOLOJANAHARY 2e étage.
: 033 46 223 44
: 034 50 274 30
: Leadership Entrepreneurship School
: 05 Janoary 2026.

🔆Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an’ny mino, Ndao hanova ny tontolo ho amin’ny tsaratsara kokoa🔆

https://www.facebook.com/share/1AFTbUVq98/
19/11/2025

https://www.facebook.com/share/1AFTbUVq98/

🔵

🔴 : Ny fahaizanao mamorona asa ho anao dia lalana hitondra anao any amin'ny fahombiazana ka ho lasa Mpandraharaha lehibe sy matianina ianao.

🔺️Raha hitady asa foana no masaka tao an-tsaina hatrizay dia ankehitriny kosa mitaona anao izahay, ndao hianatra hanangana fa izany no haitana fahombiazana kokoa noho ny mijanona ho mpiasa foana.

🟢 : Ahoana no hanombohana ny fananganana.
🟤 : Ahoana no hahatonga ilay Orinasa tsy ho faty mihitsy.
🟣 : Ahoana no hivarotana ilay vokatra (produit) na ilay asa (service).

🟡 : Toe-tsaina, Toe-panahy ary Toe-po vaovao no hiainanao rehefa vita ny fianarana.

🟠 3 volana hanova ny fiainanao.

🔆Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino,
Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa.🔆

✅ : 05 Janoary 2026.
✅ : 033 46 223 44
✅ : 034 50 274 30
✅ : Leadership Entrepreneurship School
✅ : Croisement Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment TOLOJANAHARY 2e étage.

https://www.facebook.com/profile.php?id=61581909043862
16/11/2025

https://www.facebook.com/profile.php?id=61581909043862

ao anatin'ny 3 volana.

❇Ireo tombontsoa:

✅3 volana ihany ny faharetan'ny fianarana
✅Tsy misy fandikana lesona intsony, fa efa zaraina ny lesona.
✅Mianatra Haitarika (Leadership) ny mpianatra rehetra.
✅Misy fitsipika mifehy ny sekoly mba hanatrarana ny tonjon'ny tsirairay.
✅Hiova ny fomba fisainan'ny tsirairay rehefa vita ny fianarana.
✅Maro ny asa (activités), sy ny Vahiny hasana mandritra ny fianarana.

➡️Entrepreneurship + Leadership
(hafahanao manangana orinasanao)

➡️Anglais + Leadership
(hafahanao miteny Anglisy amerikana)

➡️Français + Leadership
(hafahanao miteny Frantsay milamina tsara)

➡️Italien + Leadership
(hafahanao miteny Italiana feno fahatokisantena)

➡️Informatique + Leadership
(hafahanao miasa amin'ny Solosaina)

✅Ny akanjo fanamina (pôlo) efa ao anatin'ny vola efaina.
✅Mahazo fihenam-bidy -5% ny fitambaran'ny vola raha mianatra zavatra roa na mihoatra.
✅Raha tena vonona hianatra ianao dia manome antoka 100% izahay fa tsy maintsy mahay ianao.

: 05 Janoary 2026.
Vonjivonjeo fa voafetra ny isan'ny mpianatra kilasy iray.
: 033 46 223 44
: 034 50 274 30
: Leadership Entrepreneurship School
: Croisement Ambohimandamina Mahajanga, Bâtiment TOLOJANAHARY 2e étage.

💠Ny zavatra rehetra dia hay atao ho an'ny mino,
Ndao hanova ny tontolo ho amin'ny tsaratsara kokoa.💠

Address

+ Croisement AMBOHIMANDAMINA MAHAJANGA

Telephone

+261345027430

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Merly Center, CFP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share