Cyber Jamoka

Cyber Jamoka Cybercafé et multiservice 3F Jamoka
Lot 54 E 1 Mahavoky Atsimo Mahajanga I

OFFRE D’EMPLOIDécoration, Multiservice, Cyber Jamoka Mahavoky Atsimo Mahajanga et l'association "Empower Malagasy Women ...
28/07/2025

OFFRE D’EMPLOI

Décoration, Multiservice, Cyber Jamoka Mahavoky Atsimo Mahajanga et l'association "Empower Malagasy Women - Zava-manahiran'ny Vehivavy" https://www.empowermalagasywomen.aterinieto.com/ cherche un homme ou une femme :
1. Entrepreneur digitale multiservice,
2. Ayant le sens de l’accueil et aisance avec la clientèle,
3. Sérieux(se) et fiable,
4. Disponible de suite.

Envoyez-nous par email sur [email protected] votre candidature :
1. CV,
2. Lettre de motivation avec prétention salariale,
3. Diplômes et certificats.
Avant vendredi, le 1er Août 2025 à 12h.

Seul(e) les canditat(e)s selectionné(e)s seront contacté pour un entretient.

"Empower Malagasy Women" is a general English version of "Zava-Manahiran’ny Vehivavy" literally and generally translated as "Women’s issues".

BONUS FETY INTERNET Amin'izao fetin'ny famaranana ny taona 2023 sy fiandrasana ny taona 2024 izao dia manolotra bonus 25...
31/12/2023

BONUS FETY INTERNET

Amin'izao fetin'ny famaranana ny taona 2023 sy fiandrasana ny taona 2024 izao dia manolotra bonus 25% amin'izay fampiasanao internet izahay androany 31 Desambra 2023 hatramin'ny 9 ora alina.

Amin'ny 2 Janoary 2024 amin'ny 2 ora folakandro indray vao misokatra, vonona hanome fahafaham-po antsika jiaby amin'ny internet sy multiservices, amin'ny taom-baovao.

MIRARY FETY SAMBATRA HO ANTSIKA JIABY!

28/09/2023
FAMPIANARANA INTERNET BÔJOAMPIANARINA BÔJO ianao izay mbola tsy ary nikasika na nanadino manokatra internet (mail, faceb...
28/09/2023

FAMPIANARANA INTERNET BÔJO

AMPIANARINA BÔJO ianao izay mbola tsy ary nikasika na nanadino manokatra internet (mail, facebook, recherches, ...), na amin'ny 💻 na amin'ny 📱.
Tongava misoratra anarana ao amin'ny Cyber Jamoka , Mahavoky Atsimo fa vonona hanome fahafaham-po anao izahay ☺️

Misokatra ho antsika jiaby eto Majunga, de 8h-21h, 7j/7, ny "Cybercafé et Multiservice 3F Jamoka".

Hitanao ao:

1. Connexion internet fibres optiques milalalala 🛜 💻📱 25Ar/min
Ordinateurs portables matanjaka sady tsy mavozo délestages.

2. Multiservices: Photocopie, impression, scan, plastification, saisie, conceptions (flyers, affiches, invitations, calendriers, ...), maka sy manasa sary tapaka/lava, ...

3. Vente fournitures de bureaux (papier chemise, enveloppe, stylos, ...), sujets types (CEPE, BEPC, BACC, ...), ...

4. Services informatiques: Installation, mise à jour, configuration, ... Logicieles, systèmes d'exploitations, applications, ... 💻 📱

5. Cash Point et crédit : Orange, Airtel, Telma

Tsy maty ny anaran'i Jamoka fa mitohy manasoa antsika eto Mahajanga amin'ny fomba vaovao, manaraka toetr'andro: Ny tsy mahay informatique sy tsy mahay mikaroka amin'ny "internet" dia efa tsy lavitry ny tsy mahay mamaky teny sy manoratra 🙊

SAMEDI MAGNIFIQUE: CONNEXION ET CRÉDIT GRATUITHo anao izay mbola tsy afaka nandray anjara t@lalao Cyber Jamoka ahazoana ...
15/09/2023

SAMEDI MAGNIFIQUE: CONNEXION ET CRÉDIT GRATUIT

Ho anao izay mbola tsy afaka nandray anjara t@lalao Cyber Jamoka ahazoana connexion gratuit 10 min:
1. Jereo
2. Ataovy j'aime
3. Asio commentaire
4. Partagé-o
Ilay publication eo aloha, mahakasika ny famaritana ny hoe "Cyber" na "Cybercafé"

Mitohy koa ny fiarahamiasa sy fanentanana ary fivarotana puce Promotion Airtel, isaky ny Asabotsy, eto amin'ny Cyber, Multiservice, Gargotte ary Cash Point 3F Jamoka, Mahavoky Atsimo.
1. Tongava
2. Mandraisa anjara amin'ny lalao fanentanana
3. Mamalia fanontaniana mahakasika ireo tolotra Airtel
4. Mahazoa crédit Airtel 1000Ar avy hatrany.

Amboary ny programme-nao: Asabotsy mifankahita 😜

INO KOA MA LAOLO CYBERCAFÉ ZANY?(Mahazo connexion gratuit 10min ao amin'ny "Cybercafé et multiservice 3F Jamoka" ireo 50...
12/09/2023

INO KOA MA LAOLO CYBERCAFÉ ZANY?
(Mahazo connexion gratuit 10min ao amin'ny "Cybercafé et multiservice 3F Jamoka" ireo 50 voalohany manao "j'aime sy partage ary commentaire" )

1. Définition 1
- Cyber (nom) : Préfixe de cybernétique, servant à former des mots liés aux nouvelles techniques de communication numériques (Internet).

2. Source 1: https://www.linternaute.fr/dictionnaire/fr/definition/cyber/

3. Définition 2
- cyber- (du grec kubernân, gouverner): Préfixe servant à former de très nombreux mots relatifs à l'utilisation du réseau Internet : cyberattaque, cyberboutique, cyberdépendance, cyberharcèlement, cyberpolice.

4. Source 2: https://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/cyber-/21255

5. Définition 3
- Cybercafé : Toerana misy connexion internet miaraka amin'ny (tsy voatery) solosaina; ka ahafahana manovo fahalalana, mamahana ny haren-tsaina, mahazo valin'ny fanontaniana manitikitika, mianatra zava-baovao, manara-baovao, ...

6. Source 3: Cyber Jamoka

7. ASIO NUMÉRO MITOHY AMIN'IZAY EO ALOHANAO ARY SORATO AO AMIN'NY COMMENTAIRE KOA NY FAHAFANTARANAO SY NY FAMPIASANAO "CYBER" NA "CYBERCAFÉ", mba hijereko izay namaky hatramin'ny farany 😜

8. MISAOTRA MIALOHA AMIN'NY FANDRAISANA ANJARA

Aza hadino ny manao partage sy j'aime ny page-ntsika 🙏

CYBERCAFE ET MULTISERVICE 3F JAMOKA 1. Velon'ny Finoana2. Mandeha amin'ny Fanantenana3. Miasa amin'ny FitiavanaMisokatra...
12/09/2023

CYBERCAFE ET MULTISERVICE 3F JAMOKA

1. Velon'ny Finoana
2. Mandeha amin'ny Fanantenana
3. Miasa amin'ny Fitiavana

Misokatra hanasoa antsika eto Mahajanga, indrindra isika eto Mahavoky Atsimo

1. Connexion fibre optique: mahafapo
2. Services: feno fitiavana
3. Toerana sy fandraisana : mety amin'olo jiaby

Ouverture: 8h - 21h, 7j/7

MANDROSOA TOMPOKO!

Cyber 3F JAMOKA Mahavoky Majunga, ouvert de 08h à 21h, 7j/7contact : +261 34 95 711 55
08/09/2023

Cyber 3F JAMOKA Mahavoky Majunga, ouvert de 08h à 21h, 7j/7
contact : +261 34 95 711 55

Address

Lot 54 E 1 Mahavoky Atsimo
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber Jamoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share