11/05/2026
Androany, nandray anjara tamin’ny resadresaka amin’ny teny frantsay niaraka tamin’i M. Gérald ny mpianatray mba hampiharana ny fahaiza-miteny amin’ny toe-javatra tena izy.
Ianao koa dia afaka manatsara ny teny frantsay, teny anglisy ary ny informatika miaraka amin’ny CFP CLIC !
Toerana: Apitan’ny 5 étages Tsaramandroso, Mahajanga
📞 034 55 555 35 / 032 77 966 93