23/02/2026
Zavatra kely be nefa mety hampiavaka anao amin'ny maro 💖 Tsotra nefa hanova tanteraka ny paozinao amin'io 8 Mars hoavy io 😍
PINCE À CHEVEUX : kanto, mendrika sy bikana ary mitazona volo tsara 🥰
"Mandritra ny fety, aoka ianao ho ilay vehivavy misongadina indrindra 🙋🏼♀
👉 Jereo ao amin'ny sary ny maodely tianao de manaova komandy sahady mba hamiratra tsara ny volonao amin'ny fankalazana iraisam-pirenena ny fetin'ny vehivavy io 💕
📩 Commandez en 𝐌𝐩 / ☎ 𝟎𝟑𝟐𝟔𝟒𝟕𝟕𝟒𝟓𝟑
🛵 Livraison 𝟐.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫