31/05/2026
🎉 Feno 48 000 androany isika mpanaraka ny pejy Facebook Teza Tanora raha 47 000 herinandro lasa ! 🎉
Mankasitraka antsika rehetra tamin'ny fitokisana sy ny fanohanana nandritra izay fotoana maro izay.🙏
💚Mba hankalazana izany dia te hahafantatra izahay :
👉 Inona no soa na tombontsoa azonao tamin'ny Teza Tanora ?
Valio amin'ny isa fotsiny 👇
1️⃣ Nahita asa aho
2️⃣ Nahita stage na fiofanana aho
3️⃣ Nahazo vaovao na fahafahana nahasoa ahy aho
4️⃣ Mbola mitady aho fa manaraka hatrany ny pejy
5️⃣ Nahazo torohevitra sy fitarihana nahasoa ahy aho
💬 Raha tianao dia azonao ampiana fanazavana fohy sy ny faritra misy anao.
Ny fijoroana vavolombelona ataonareo no manaporofo fa mahasoa ny pejy ary misy ilana azy ary manome hery sy aingam-panahy ary mamporisika anay hanohy sy hanatsara hatrany ny asa ataonay ho an'ny tanora Malagasy. 🇲🇬
🙏 Mankasitraka indrindra ny fizarana sy ny fanohanana rehetra hatramin'izay ary mirary antsika mpanaraka rehetra hahita ny soa sy ny tsara🙏
fans