Beloved Informatique

Beloved Informatique 𝑭𝑶𝑹𝑴𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 𝒆𝒏 𝑰𝑵𝑭𝑶𝑹𝑴𝑨𝑻𝑰𝑸𝑼𝑬
(en ligne et en salle)
_____𝑩𝑶𝑶𝑺𝑻 𝑷𝑨𝑮𝑬 & 𝑷𝑼𝑩_____

Formation en salle : English Center Ampasamasay (Fort-Dauphin)

Ireo application afaka ijerena coupe du monde 2026Ny fomba fahazoana azy dia alaina ao amin'ny google fa tsy ao amin'ny ...
11/06/2026

Ireo application afaka ijerena coupe du monde 2026

Ny fomba fahazoana azy dia alaina ao amin'ny google fa tsy ao amin'ny play store

Alefako ao amin'ny kaomentera ny code ho an'ilay apk drama tv sy ny fomba fitsitsina méga ho an'ilay apk cryfy tv

Ankoatran'ireo de inona koa apk hitanao afaka ijerena baolina

Aza adino manao partage

10/06/2026

Fantatrao ve hoe aiza no ahitana ny vidéo natao téléchargement @ movie box ?

Tianao ve raha asiantsika vidéo sa efa mahay ianao

10/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Honoré, Adel Zanak'andapa, Chatouby Yash, Randriamilamina Julien, Ambine Tëssî Jùlïô, Mamy Ny Aina, Jarifa Gěțmåñ, Tsindesy Tefinirina Bel'ouh, Johary Nirina, Evariste Rafenomanantsoa, Tôtô Britolas, Medelin Delin, Mahery Rayah, Mandilson Christian, Mahery Alphonse, Ayo Jean Ashylion's, Datasy Mieke, Khenny Waren, Swidiki Anna, Jacob Franthonie Nickye, Queen Urçulla, Dybà Jl, Elio Gassï, Marinah Sevohitre, Finidÿe Elinah, Jo Andrianirina, Ra Nahiaana, Juan Adelson, Roi Mana, Kamisy Jesmino Judico, Josias Sountzi Ratavandray, Nomenjanahary Lova, RT Cami, Eddy Rak, Anderson Izarah, Rabearimalala Rolland, Stani Slas, Daliah Lignôchia, Sedric Roberson, Nïï Rîkõ, Foden Junior, Andrianjaka CT, Nantenaina Ne-Zha Rakotoarison, Tiavina Miorarimanana, Ci Ah, Manianot Box, Alcaraz Sinner, Ytiako Niaina, Tovondahy Rostin, Toji Kendjyoh

09/06/2026

FANTATRAO VE NY MAMPIAVAKA NY SYSTÈME 32 bits sy 64 bits
👇👇👇

1 - Tsy manao redémarrage (restart) matetika2 -Manala clé USB tsy “éjecter”3 -Mampiasa batterie hatrany amin’ny 0%4 - Ts...
08/06/2026

1 - Tsy manao redémarrage (restart) matetika
2 -Manala clé USB tsy “éjecter”
3 -Mampiasa batterie hatrany amin’ny 0%
4 - Tsy manadio ny ao anaty PC (vovoka)
5 - Maka logiciel na fichiers tsy azo antoka
6 - Mampiasa Windows tsy voaaro
7 - Tsy manao sauvegarde (backup)
8 - Be loatra ny programme mandeha miaraka amin’ny Windows
9 - Fahatapahan’ny courant matetika
10 + Tsy fikojakojana ny ordinateur

⚠️ Ireo fahazarana ireo dia mety hiteraka :
🔹ralentissement (miadana be ny PC)
🔹 virus sy erreur système
🔹fahasimban’ny matériel

aza adino manao partage sy mi-abonnez ny pejy fa mbola maro ny zavatra izay hizaintsika eto

inona koa ireo fahazarana hitanao fanaon'olo matetika

07/06/2026

IREO FAHADISOANA 10 MANIMBA NY ORDINATEUR-NAO
👇👇

06/06/2026

INONA NY RACCOURCIS 04 TENA FAMPIASANAO MATETIKA REHEFA MAMPIASA ORDINATEUR ??

Mitady modèle CV 2026 gratuit izay afaka modifiena amin'ny Word ve ianao ?Na téléphone-nao ihany rehefa misy apk WPS de ...
04/06/2026

Mitady modèle CV 2026 gratuit izay afaka modifiena amin'ny Word ve ianao ?

Na téléphone-nao ihany rehefa misy apk WPS de afaka anaovana ny modification, maro be ny modèle izay hita ao ka anjaranao ihany no misafidy izay ilainao.

+ 200 modèle CV gratuit

Izay abonné ato amin'ny pejy ihany no omena an'io lien io ka raha mitady an'izay ary ianao dia :
🔹Abonneo ny pejy
🔹 Mentionneo eo amin'ny kaomentera ny namanao mihoatra ny 5 mba hahita an'ity pub ity
🔹Partageo ity pub ity de alefaso ao amin'ny mp ny partage de omeko anao n'y lien

Izay mahavita an'ireo fepetra ireo ihany no omena n'y lien tompoko

ANKOATRAN'NY MOVIE BOX, INONA KOA NY APK TSARA FIJERENA FILM SADY AFAKA TÉLÉCHARGER-NA FANTATRAO
03/06/2026

ANKOATRAN'NY MOVIE BOX, INONA KOA NY APK TSARA FIJERENA FILM SADY AFAKA TÉLÉCHARGER-NA FANTATRAO

02/06/2026

LES DIFFÉRENTS TYPES DE MÉMOIRES RAM
ao amin'ny kaomentera
👇👇👇

Address

AMPASAMASAY
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261348192418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Beloved Informatique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Beloved Informatique:

Share