23/06/2025
AZA MIANDRY ELA INTSONY, RY MALAGASY HAVANA ! 🇲🇬
Miaraka amin’ny Asaramanitra, INNOV-T dia tonga miaraka amin’ny tolotra manokana ho anao izay te hampandroso ny asany sy hiaina ny fandrosoana ara-numérika.
- Leo ny asa tanana tsy voalamina ?
- Mila fanampiana amin’ny fitantanana ny orinasanao, ny tokantranonao, na ny sekolinao ?
Tsy mijanona fotsiny amin’ny eritreritra intsony : tonga ny vahaolana.
INNOV-T dia manolotra logiciels modernes sy mora ampiasaina, mifanaraka tanteraka amin’ny filànao, ho an’ny sehatra maro samihafa :
- Varotra
- Fampianarana
- Transport
- Finance
- Tourisme … sy maro hafa !
✨ Ireto no Vokatra atolotray ho anao :
✅ Logiciel de gestion de vente, caisse, fournisseurs... (mora ampiasaina ary 100% adapté à ton activité)
✅ Logiciel de gestion pour les écoles
✅ Logiciel pour restaurant
✅ ANKOHONAKO – hanampy anao hikarakara tsara ny fianakaviana : vola, tetikasa, adidy…
✅ Logiciel de gestion d’entreprise : mpiasa, taches, contrat, salaire, congé, pointage, sns.
🎁 Tsy izany ihany ! Raha te hanana site web matihanina ho an’ny orinasanao (ONG, PME, École, Centre de formation, Agence, Hôtel, sns.), dia tafiditra ihany koa amin’ny tolotra manokana ity.
🔥 NB : IZAHAY dia manao livraison partout à Madagascar satria hoan'ny Malagasy rehetra ity tolotra ity .
Misaotra anao sahady misafidy ny INNOV-T sy ny ekipany .
Contacts :
034 34 131 12
📧 [email protected]
📍 Mangabe Talatamaty – Fianarantsoa