Pejin'i Harena Ambinintsoa

Pejin'i Harena Ambinintsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pejin'i Harena Ambinintsoa, Computer Company, Ankofafa, Fianarantsoa.

Modèle de CV moderne en 2024. Ataovy arrière-plan uni foana ny sarintsika, ary fotsy ihany no tena tsara satria raha mia...
08/05/2024

Modèle de CV moderne en 2024.
Ataovy arrière-plan uni foana ny sarintsika, ary fotsy ihany no tena tsara satria raha miala ny fotsy anao de mety hanimba maso ny recruteur, ohatra hoe mena(rouge) sy mavo(jaune). Amin'ireny CV ni-publié-ko ireny de fotsy daholo ny arrière-plan-ny. De ny ankanjo atao couleur uni, tsy tsara ireny misy sary olo na voninkazo na misy soratra ireny.

MANAMBOATRA :
- CV moderne
- Lettre de motivation
- Demande de stage
- Demande d'emploi

Alohan'ny hanamboarantsika "dossier de candidature d'emploi" dia vakio indroa na in-telo aloa ny offre d'emploi, ohatran...
08/03/2024

Alohan'ny hanamboarantsika "dossier de candidature d'emploi" dia vakio indroa na in-telo aloa ny offre d'emploi, ohatran'ny "sujet d'examen" ireny ihany. Ny antony dia ny mba hahafantarantsika tsara ny zavatra takian'ny "recruteur" amintsika sy ny zavatra izay ho hampanaoviny antsika amin'ilay asa. Ny zavatra hainao sy takian'ny mpampiasa no sorato voalohany ami'ny CV anao. Tadidio foana fa ny "CV" sy ny "lettre de motivation" dia mila manaraka ary miova isakin'ny tolotr'asa.

MANAMBOATRA :
- CV moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi
- Demande de stage

Miarahaba antsika rehetra !Ialatsiny amin'ireny mp anareo tsy voavaliko ireny fa tsy teto aloa izaho elaela, ny amin'ire...
05/02/2024

Miarahaba antsika rehetra !
Ialatsiny amin'ireny mp anareo tsy voavaliko ireny fa tsy teto aloa izaho elaela, ny amin'ireny dossier anareo misy tsy vita ireny koa. Manomboka izao izaho no en ligne ary tsy miova ny fomba fiasa sy ny sarany fanamboarana "dossier de candidature d'emploi".

MANAMBOATRA :
- CV moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi
- Demande de stage

Ny fanaovana sary correct amin'ny CV tompoko dia midika fanajanao ny mpampiasa sy ny orinasa izay hangatahinao asa. Aloh...
02/10/2023

Ny fanaovana sary correct amin'ny CV tompoko dia midika fanajanao ny mpampiasa sy ny orinasa izay hangatahinao asa. Alohan'ny haka sary ianao dia jereo hoe mazava tsara ve ilay appareil photo, faharoa mazava ve ny toerana hakanao sary, fahatelo, mihaja ve ny fitafy hanaovanao sa tsia, fahaefatra, couleur uni ve ny ao aorianao sa tsia ary fahadimy farany dia mahitsy tsara ve ianao sa mirirana. Raha feno daholo ireo rehetra ireo dia maka sary.

MANAMBOATRA :
- CV moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi/stage/congé/permission/démission
- Affiche

Sorato aloha ao amin'ny CV anao ny zavatra mamaly ny offre d'emploi amin'ny profil anao mba hamaly avy hatrany an'ilay t...
19/09/2023

Sorato aloha ao amin'ny CV anao ny zavatra mamaly ny offre d'emploi amin'ny profil anao mba hamaly avy hatrany an'ilay tolotr'asa. Tadidio foana fa ao anatin'ny fotoana fohy dia fohy ny hamakiana ny "dossier" antsika, ka raha ohatra tsy nataonao aloha ny tena takiany dia mety tsy ho voavaky ka hijery "dossier" hafa indray ny mpampiasa.

MANAMBOATRA :
- CV Moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi/stage/congé/permission/démission
- Affiche publicitaire

Anisan'ny tsy hahazoantsika valiny mahafapo antsika ny fanaovana CV sy lettre de motivation standard. Ny CV sy ny lettre...
10/09/2023

Anisan'ny tsy hahazoantsika valiny mahafapo antsika ny fanaovana CV sy lettre de motivation standard. Ny CV sy ny lettre de motivation tompoko dia mila ovaina isaky ny "offre d'emploi" izay ataontsika, satria samihafa ny zavatra takian'ireo mpampiasa amintsika, izany hoe hampifanarahana amin'ny tolotr'asa ny CV sy ny lettre de motivation. Raha tsy manana expérience ianao dia ny "compétences sy qualités" no ataovy mifanaraka tsara amin'ny asa tadiavina, raha manana dia izy telo ireo satria ireo no jerevan'ny mpampiasa voalohany amin'ny "dossier" antsika.

MANAMBOATRA :
-CV Moderne
-Lettre de motivation
-Demande d'emploi/stage/démission/congé
-Affiche publicitaire

Modèle de lettre de démission, misy karazana maro ny lettre de démission, izany hoe ny antony ialana no mahasamihafa azy...
05/09/2023

Modèle de lettre de démission, misy karazana maro ny lettre de démission, izany hoe ny antony ialana no mahasamihafa azy, fa ny eto ity dia modèle tsy misy préavis.

MANAMBOATRA :
- CV Moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi/stage/congé/démission
- Affiche

Raha efa manana expérience isika dia tsara raha asiantsika tâche ou mission ny poste nataontsika. Satria tsy ampy handre...
28/08/2023

Raha efa manana expérience isika dia tsara raha asiantsika tâche ou mission ny poste nataontsika. Satria tsy ampy handresentsika lahatra ny employeur raha ny poste fotsiny. Raha nanao stage isika dia tenenina ny poste niandreketantsika, ary apetraka tsara ihany koa ny tâche ou mission nataontsika tao. Raha nisy zavatra tsara niova noho ny fisiantsika tao amin'ny orinasa niasantsika dia teneno.

MANAMBOATRA :

- CV Moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi/stage
- Demande de congé
- Modèle du contrat de travail

Manaova izay farany tratranao hanatsaranao ny dossier (rédaction de CV, lettre de motivation, sns) anao, manonkana fotoa...
17/08/2023

Manaova izay farany tratranao hanatsaranao ny dossier (rédaction de CV, lettre de motivation, sns) anao, manonkana fotoana hanamboaranao ny dossier anao, manonkana fotoana hanaovanao vérification ny dossier anao mba tsy ho hisy faute d'orthographe ary hifanaraka tsara amin'ilay offre d'emploi, raha alefa email ny dossier de jereo tsara ny offre d'emploi sao manana objet manonkana, raha manana ka tsy iny no nataontsika any amin'ny email de lasa tsy tafiditra ao anatin'ny candidat mitady asa isika.

MANAMBOATRA :
- CV Moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi
- Demande de stage
- Demande de congé
- Modèle de contrat de travail

Raha mametraka numéro téléphone amin'ny CV ka ho alefa eto amintsika ihany fa tsy any ivelany dia ataovy miatomboka amin...
12/08/2023

Raha mametraka numéro téléphone amin'ny CV ka ho alefa eto amintsika ihany fa tsy any ivelany dia ataovy miatomboka amin'ny 0 fa tsy +261, dia elanelano par point ou par tiret ou par espace, fa ny any ivelany no tena mampiasa elanelana par tiret. Ny antony dia ny mba hahamora fandraisana ny numéro antsika.

MANAMBOATRA:
- CV Moderne
- Lettre de motivation
- Demande d'emploi
- Demande de stage

Address

Ankofafa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261343921449

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'i Harena Ambinintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pejin'i Harena Ambinintsoa:

Share