28/11/2025
🌼 NY THE VERT SY NY VOLO 🌱🌱🍃
Efa nojerentsika ihany fa ny thé vert dia akora natoraly tena isan'ny mitsabo volo ; indrindra ireo izay manana olana amin’ny volo mihintsana . 🥺😭
Thé vert hoy ny vahiny fa ravim-bofotsy izy raha eto amintsika . 🍃
🌸INONA NY TOMBOTSOA HOETINY ? 🌿
🍃Misy théine izy izay mitsofika amin’ny follicules ny volo, manamafy azy ary manalava azy aingana
🍃 Mampihena ny formation DTH izay hormone mampihitsana ny volo
🍃 Manosika ny fikorin’ny rà , iznay hoe mampitsiry ny volo sady mampijanona ny mihitsana
🍃 Miasa ary manala ny toxine @ hodi-doha izany hoe mampitony azy : mampihena ny mangididy sy ny pellicules .
Araka ny hitanao dia tena tsara io thé vert io ,
Ireto avy ary ny recette , soin , azonao atao routine capillaire hoetina hitsaboina sy hikarakarana volo. 😍🌿👇🏻
Araho ny sary dia raha mahasoa anao dia mba zaraio @ hafa koa e ! ❤️
Ampiharahana aminy savony io miaraka amin'ireo fangaro hafa izay no atsona hoe shampoing solide avy eo iny Indray no base hiangana dia afaka avadika shampoing liquide 🙏 izay tianao ihany io izay mety aminao fa Ndao aloha hiofana eh! Misy sarany aaah! Raha anao shampoing solide ianao izany dia mahazo cadeau be fanaovana shampoing liquide gratuit mihainga amin'ilay base amboarina ...