TARK TARK c'est un groupe des jeunes informaticiens ou techniciens, dont l'objectifs est d'apprendre ...

😂😂
26/11/2022

😂😂

08/11/2022
😂
08/11/2022

😂

🤐
08/11/2022

🤐

06/11/2022

😁

Zay ilay izy🤤🥲
03/11/2022

Zay ilay izy🤤🥲

Tsy sasatra foana mo izahay eto am TARK mampahafantatra sy mampatsiahy fa Data no fiteny fa tsy Mega, ny antsika eto las...
03/11/2022

Tsy sasatra foana mo izahay eto am TARK mampahafantatra sy mampatsiahy fa Data no fiteny fa tsy Mega, ny antsika eto lasa entin'ilay we satria mega no fampiasa matetika de lasa zay ny anarany, nefa misy koa ny Giga, ny Ko, sns
Bonne journée daholo




Photo : Sary kasma

Izany eo ihany fa otrany tsy hita mitsy ilay PDF maro be ho zaraina maimaimpoana🥲😀Inona ny antony tsy hizaranay azy hoy ...
22/10/2022

Izany eo ihany fa otrany tsy hita mitsy ilay PDF maro be ho zaraina maimaimpoana🥲😀
Inona ny antony tsy hizaranay azy hoy nareo??
- Tsy liana amin'ilay izy akory hianareo.
- Tsy misy réaction mihitsy ilay PUB an'ilay izy,
- Vitsy ny mpanaraka ny pejy dia kamo izahay ny izara an'ilay izy🤗

Inona no atao hoe Informatique?- Teny roa natambatra ( Information + Automatique)Izany hoe, mampiditra information hiana...
22/10/2022

Inona no atao hoe Informatique?
- Teny roa natambatra ( Information + Automatique)

Izany hoe, mampiditra information hianao na iray na maro2 ho traitena automatique...

Tsy voatery ho marina io fa afaka manampy na manitsy ao amin'ny commentaire...

22/10/2022

Draps pour les programmeurs 😏.

19/10/2022

Windows 11 ? Qu'est ce que c'est ?😅

Address

Antsiranana
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TARK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TARK:

Share