06/06/2026
🏡 Trano Ahofa Antsirabe Ville
➡️ Efitra isa= 03 (telo) . calme
➡️cuisine= 1 intérieur ihany koa
✅ Bien aéré tsara
Do**he carreaux ☺️& ,WC foseptika= intérieur
Bassin= ivelany
Jiro + Rano= Jirama
Toerana : Avaratry ny Tribonaly, ( Happy School )
😍Mety tsara ho an'ny mpianatra, mpivady☺️,
Na ihany koa mila toerana calme.
Na mpody aly😃 sécurité 100%
🔥(Akaiky connexion, raha mpanao asa en ligne)
👤 Tompony mivantana
📞 0343861385 na Mp
Droit Visite : 3000Ar( ho an'i mpanadio trano)
hofany ao commentera☺️