01/06/2026
📢 TOLOTRASA
THF Services Info Antsirabe dia mitady LEHILAHY 20 TAONA NO MIAKATRA mahafehy tsara ny asa amin'ny Multiservices.
🖨️ Asa takiana :
✔ Photocopie
✔ Impression
✔ Scan
✔ Reliure
✔ Conception graphique
✔ Invitation
📌 Fepetra ilaina :
✅ Azo atokisana
✅ Madio sy milamina
✅ Mahay mandray sy miresaka amin'ny mpanjifa
✅ Mahafehy tsara ny asa takiana
📄 Taratasy ilaina :
CIN légalisée
Certificat de résidence (latsaky ny 3 volana)
CV
📍 Toerana : Ampatana, Antsirabe
📞 Raha liana ianao dia antsoy : +261 34 92 862 06