Zanaka ampielezana ecar ambohiby

Zanaka ampielezana ecar ambohiby Fikambananan'ny zanakin'ny fiangonana katolika md benoit ambohiby eto antananarivo sy manerana izao

07/09/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Tanicus Tan, Rãvolõlonirina Jåcques

01/05/2024

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

04/03/2024
salama e,asaina isika  Zanaka ampielezana ekar md BENOIT AMBOHIBY Distrika AMBOHITSOABE mba ho Tonga @ fifampiarahabana ...
04/03/2024

salama e,asaina isika Zanaka ampielezana ekar md BENOIT AMBOHIBY Distrika AMBOHITSOABE mba ho Tonga @ fifampiarahabana tratrry NY taona izay atao ny. ALAHADY 10 MARSA 2024 Ho avy izao eny @ DOMAINE MANOU LEPIN VONTOVORONA E

06/07/2023

Antsoina isika Zanaka Am-pielezana Ecar MD Benoit Ambohiby Distrika Ambohitsoabe mba ho tonga maro any antanindrazana ny ALAHADY 16 JOLAY 2023 Ho avy izao hiaraka hiombo-bavaka SY HANKALAZA NY FETIM-PIANGONANA ,hisy fiara iombonana izay hiainga eny itaosy ka 10,000 ariary n'y frais mandroso sy miverina koa iangaviana isika izay handeha mba hiantso ny Findlay 0332385243, 034 68 944 56.AZA MANADINO NY TANINDRAZANAO!.Antsoina isika Zanaka Am-pielezana Ecar MD Benoit Ambohiby Distrika Ambohitsoabe mba ho tonga maro any antanindrazana ny ALAHADY 16 JOLAY 2023 Ho avy izao hiaraka hiombo-bavaka SY HANKALAZA NY FETIM-PIANGONANA ,hisy fiara iombonana izay hiainga eny itaosy ka 10,000 ariary n'y frais mandroso sy miverina koa iangaviana isika izay handeha mba hiantso ny Findlay 0332385243, 034 68 944 56.AZA MANADINO NY TANINDRAZANAO!.

Salama e,eny Espace Soatiana Imeritsiatosika no fotoanatsika zanaka ampielezana avy amin'ny ekar MD Benoît ambohiby ny a...
16/03/2023

Salama e,eny Espace Soatiana Imeritsiatosika no fotoanatsika zanaka ampielezana avy amin'ny ekar MD Benoît ambohiby ny alahady 26 Marsa 2023 ho avy izao e,Tongava maro e

05/08/2022

salama e,hotanterahina any an-tanindrazana ny ALAHADY 11 SEPTAMBRA 2022 Ho avy izao ny FETIN'NY TARANAKA 2022 Koa asaina isika taranaky ny EKAR MD BENOIT AMBOHIBY Manerana izao tontolo izao mba ho tonga maro any antanindrazana satria zava-dehibe ny fahatongavantsika any.
EZAKA FANANGANANA TRANON'NY PRETRA VAOVAO No hataontsika amin'izany e. ATAOVY AMIM-PITIAVANA NY ZAVATRA REHETRA E(1 KORINTIANA 16,14)

02/03/2022
09/09/2020

Address

Antananarivu

Telephone

+261391725997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka ampielezana ecar ambohiby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share