Imprimerie Adventiste

Imprimerie Adventiste À propos
* 1953
* Société Chrétien Adventiste
* à Soamanandrariny

🌿✨ Ho tahaka an’i Kristy isan’andro! Aoka Izy no ho Modely arahintsika. ❤️🙏
07/10/2026

🌿✨ Ho tahaka an’i Kristy isan’andro! Aoka Izy no ho Modely arahintsika. ❤️🙏

06/10/2026

📢 Efa nahazo daholo ve? 😊

🙏 Aza hadinoina fa mbola misy ny didy folo ary tsy niova ny vidiny fa 1 500ar hatrany. 💰✨

📍 Azonao atao ny manatona anay mivantana ety amin'i Trano Pirinty Advantista Soamanandrariny 🏠 na eny amin'ireo "dépositaire" efa mahazatra anao. 🤝📚

🙏 Velona ao amin'i Jesosy! ❤️📝 Indreto indray ary ny asa tanana izay hatao mandritra ity herinandro faha-2 amin'ity telo...
05/10/2026

🙏 Velona ao amin'i Jesosy! ❤️

📝 Indreto indray ary ny asa tanana izay hatao mandritra ity herinandro faha-2 amin'ity telovolana faha-4 ity. 📚✨

🌿 Bon Sabbat !Prenons ce Sabbat pour ralentir, nous reposer et renouveler notre communion avec Dieu. Que Sa paix remplis...
02/10/2026

🌿 Bon Sabbat !
Prenons ce Sabbat pour ralentir, nous reposer et renouveler notre communion avec Dieu. Que Sa paix remplisse nos cœurs et que Sa présence nous accompagne tout au long de ce Sabbat. 🙏✨

💭💭
02/10/2026

💭💭

01/10/2026

📖✨Maniry ny hampitombo ny fahalalanao momba ny zava-panahy ve ianao?

Andao hiara-hianatra, hiara-hitombo ary hiara-handroso amin’ny finoana! 🙏
Lesona Lehibe + Mofon’aina PM = Boky iray, tombontsoa maro! 💙

30/09/2026

📖 Ianareo ve efa mianatra ny leson'ny Sekolin’ny Sabata ho an’ny ray aman-dreny miaraka amin'ny zanakareo? ❤️🙏✨

✨ Velona ao amin’i Jesosy! 🙏💖📅 Efa telovolana fahefatra sahady isika izao, ka fotoana tsara hanohizana am-pitiavana sy a...
29/09/2026

✨ Velona ao amin’i Jesosy! 🙏💖

📅 Efa telovolana fahefatra sahady isika izao, ka fotoana tsara hanohizana am-pitiavana sy amin-kafanam-po ny fianarana lesona 📖 sy ny fandraisana anjara ao amin’ny Sekoly Sabata. 🌸

Andao hiara-hanomana indray ny lesona voalohany amin’ity telovolana ity! 😊✂️🎨 Ireto avy ny asa tanana hatao amin’ity telovolana ity, mba hahatonga ny Sekoly Sabata ho fotoana feno hafaliana, fianarana ary fifankatiavana. 💕🎨

Misy ho an’ny Zazakely, 👧 ho an’ny Kilonga, ary 🧒 ho an’ny Ankizy ihany koa. Koa aza hadinoina ny mamaky ny fandalinana 📚 sy ny miomana dieny izao!

28/09/2026

📖✨ Efa nahazo leson'ny Sekoly Sabata ve ianareo? 🙋‍♀️🙋‍♂️

📚🙏 Efa nanomboka nianatra ve? 💭📝❤️

26/09/2026

Address

Station Adventiste Soamanandrariny, PK 6 Route Nationale N°2
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 13:00

Telephone

+261333710717

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Imprimerie Adventiste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Imprimerie Adventiste:

Shortcuts

Share