Bizn'Ashley

Bizn'Ashley Tsara nefa mora

11/02/2026
11/02/2026
11/02/2026

πŸ”΄ 𝗨π—₯π—šπ—˜π—‘π—§ πŸ”΄

𝗑𝗔𝗛𝗔𝗭𝗒 π—™π—œπ—Ÿπ—”π—­π—”π—‘π—” π— π—œπ—Ÿπ—’π—žπ—’ 𝗠𝗔NGA
𝗑𝗬 π— π—£π—’π—‘π—œπ—‘π—” π—”π— π—œπ—‘'π—œπ—₯π—˜π—§π—’ 𝗙𝗔π—₯π—œπ—§π—₯𝗔 IRETO

🟦 π™π™–π™π™–π™’π™–π™žπ™‘π™€π™–π™£π™– π™’π™žπ™‘π™€π™ π™€ π™’π™–π™£π™œπ™–

πŸ“Œ π—”π—‘π—”π—Ÿπ—”π—‘π—π—œπ—₯𝗒𝗙𝗒 ;
πŸ“Œ π—”π—§π—¦π—œπ—‘π—”π—‘π—”π—‘π—”

🟦 π—™π—œπ—Ÿπ—”π—­π—”π—‘π—” π— π—œπ—Ÿπ—’π—žπ—’ π— π—”π—‘π—šπ—”/π—™π—œπ—Ÿπ—”π—­π—”π—‘π—” π—™π—”π—›π—”π— π—”π—œπ—Ÿπ—’π—‘π—”

❌❌ Efa lasa ny rivodoza
πŸ”΅Malina hatrany

πŸ”΅Manaraka ny fivoaran’ny toetry ny andro
πŸ”΅Tandremana ny fahadiovan’ny sakafo sy ny rano
πŸ”΅Mitandrina amin’ny rano miandrona mety hiteraka aretina
πŸ”΅Mailo amin’ny tariby mitondra herinaratra izay tapaka eny an-dalambe
πŸ”΅Mifanampy amin’ny fanarenana ny simba isika
πŸ”΅Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.

⛔️ Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’ny Vohemar sy Mahanoro, sy eo anelanelan’ny Besalampy sy Morombe mba tsy hiandriaka satria mikorontana ny toetry ny andro..⛔️

πŸ™Entanina ny rehetra mba hanaraka hatrany ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony

11/02/2026
11/02/2026

πŸ•ŠοΈ Andriamanitra Γ΄, Andriamanitray Ianao. Amin’izao vanim-potoana fandalovan’ny rivo-doza GEZANI eto amin’ny firenenay izao, mitodika Aminao izahay. Ianao ilay Mpamonjy mora azo sy Andry azo hiankinana. Arovy izahay raha sitrakao Andriamanitra Γ΄ : arovy ny isan’ankohonana, arovy ny fotodrafitrasa rehetra, arovy izahay amin’izay mety ho fanararaotana. Ary raha mameno ny fonay ny tahotra, aoka ho hery ho anay ny Teninao manao hoe :

Β«Aza matahotra hianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin’ny tΓ nana ankavanan’ny fahamarinako Aho.Β»
‭‭— Isaia‬ ‭41‬:‭10‬

Β«Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, Dia tsy hatahotra ny loza aho; Fa Hianao no amiko; Ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.Β»
‭‭— Salamo‬ ‭23‬:‭4‬

Amen dia amen!

Mahereza ry havana πŸ•ŠοΈπŸ™.

Ho antsika TANA ialaho ny toerana hatahorana raha azo ataoπŸ™Mihombom-po sy mitondra ambavaka ny avy any Tamatave, πŸ™πŸ™
11/02/2026

Ho antsika TANA ialaho ny toerana hatahorana raha azo ataoπŸ™
Mihombom-po sy mitondra ambavaka ny avy any Tamatave, πŸ™πŸ™

Miverina mianatra tsikaπŸ™
11/02/2026

Miverina mianatra tsikaπŸ™

Loading... βŒ›
21/12/2025

Loading... βŒ›

Ho avy ny article βŒ›βŒ›βŒ›Partageo ny page ho antsika efa manaraka πŸ™πŸ™Entana amle qualitΓ© πŸ’£πŸ’£ tsara, nefa mora no ampanantenain...
20/12/2025

Ho avy ny article βŒ›βŒ›βŒ›
Partageo ny page ho antsika efa manaraka πŸ™πŸ™
Entana amle qualitΓ© πŸ’£πŸ’£ tsara, nefa mora no ampanantenaina anao 😍😍

Aza miala lavitra ary fa ho tsenain-tsika matsiro ny 2026 πŸ™πŸ™πŸ™

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bizn'Ashley posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share