12/03/2026
TOLOTR'ASA. Misy namana Mpianatra teto amin'ny CFEI taloha mitady olona hiasa momba ny Réseau Informatique.
Conditon : mpianatra nivoaka tato amin'ny CFEI mitovy aminy no ilaina. Raha misy liana amin'ilay asa ianareo de miantso an'i directeur Faniry Tsihoarana Robson Rado 0340241893 na 0320241893.