Tuto by Radonirina

Tuto by Radonirina radonirina.app is Radonirina Maminiaina official website Based in Madagascar, I'm a fullstack Javascript developer.

I like technologies and coding and improving my knowledege and skills.

Ilaina be ny "visibilité en ligne" indrindra raha eo amin'ny resak'asa mifandray amin'ny teknolojia no jerena. Raha ao a...
15/09/2024

Ilaina be ny "visibilité en ligne" indrindra raha eo amin'ny resak'asa mifandray amin'ny teknolojia no jerena. Raha ao amin'i Zaho.io ianao, ka mitady ny anaranao ao amin'ny google, dia mety hiakatra eo ny anaranao.

Aza misalasala mampiasa an'io vokatra malagasy tsy mena mitahy ny any ivelany io. ;)

Mahay anie hoe isika malagasy e, mba kozy e. 💪💪

Raha hanokatra kaonty vaovao tsidiho ny https://zaho.io/user/sign-up

Zao indray vao afaka nikitika an'ito.Mety hiverina hanampy ireo fonctionnalités hafa amin'izay angamba fa hoatran'ny efa...
12/09/2024

Zao indray vao afaka nikitika an'ito.

Mety hiverina hanampy ireo fonctionnalités hafa amin'izay angamba fa hoatran'ny efa malalaka kely.

Afaka tonga dia zarainareo ny profile anareo raha manana profile ao ianareo, moa, afaka mi-généré CV gratosy ihany koa.
Mamorona kaonty, dia ampiasao rehefa hanao CV ianao.

Fondateur de SAHA Technology et Zaho.io, entrepreneur, développeur fullstack Javascript.

Manao andrana amin'ny fandraisam-peo ny ekipan'i Hianatra
04/06/2024

Manao andrana amin'ny fandraisam-peo ny ekipan'i Hianatra

Salut les followers d'Hianatra 💙

Tao anatin'ny fanomanana androany ny andrana fandraisam-peo an'ireto ekipa vitsivitsy ireto, mankasitraka anareo foana izahay ato amin'i Hianatra. Zarao dia hasao ny namana hanaraka ny pejy .
🧐👊🫶✌️🙏👊👏

Stay tuned 🚀🚀🚀
13/05/2024

Stay tuned 🚀🚀🚀

Hisy zavatra mahafinaritra omaninay ho antsika tanora izay manomana ny hoaviny atsy ho atsy.Manasa antsika hanaraka ny p...
06/05/2024

Hisy zavatra mahafinaritra omaninay ho antsika tanora izay manomana ny hoaviny atsy ho atsy.
Manasa antsika hanaraka ny pejin'i Hianatra

On arrive bientôt sur Hianatra, abonnez-vous et invitez vos amis dès maintenant 🤩🤩🤩

Des offres qui pourront vous intéresser...
21/06/2022

Des offres qui pourront vous intéresser...

Bonjour à tous,

Nous continuons de recruter 🔥🔥🔥

Si vous avez un des profils suivants (Pas de Fullstack qui fait un peu tous mais à la fin qui ne maîtrise rien 👎) avec deux années d'expérience réel minimum 💪💪.

Alors envoyer votre CV et lister votre portfolio chez [email protected] avant le vendredi 24 juin 2022.
Le format de l'objet du mail devrait-être comme suit:
- Développeur
- Designer mobile

NB: Pour ceux qui ont déjà posté leur CV React et NuxtJS, nous sommes en train de programmer un entretien avec chacun de vous.

Bonne journée à tous,

Recrutement ...
10/06/2022

Recrutement ...

🔥🔥🔥 Juniors acceptés

NOUS RECRUTONS DES DEVELOPPEURS AYANT UNE EXPERIENCE EN :

⭐ React js
⭐ Node js
⭐ Mongodb

✅ Capable de se communiquer en anglais
✅ Apte à travailler en équipe

Le travail est en remote donc vous devez avoir aussi les matériaux nécessaires pour effectuer le travail :

PC et Connexion.
Vous serez encadrés et vous travaillerez 5/7j.

Veuillez rédiger votre CV en anglais et déposer votre candidature sur l’adresse email : [email protected]

https://radonirina.vercel.app is Radonirina Maminiaina's portolfio website.
14/06/2021

https://radonirina.vercel.app is Radonirina Maminiaina's portolfio website.

radonirina.app is maintained by Radonirina Maminiaina. Radonirina is fullstack Javascript developer with more than 5 years of experiences

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tuto by Radonirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tuto by Radonirina:

Share