Amikal Project

Amikal Project Agence web, organisateur d'évènement virtuel

23/04/2023

Itaro ny réseau professionnel anao dia tsy ho very mandeha ianao

Ny fananganana réseau professionnel dia tena manampy be ny mpandraharaha ahafahany mitady fiaraha-miasa, fampandrosoana ny ara-barotra ary hampahafantatra ny tenany amin'ireo acteurs clés eo amin'ny sehatry iasany. Ireto ary misy torohevitra vitsivitsy amin'ny fananganana réseau professionnel mahomby:

Manatrika hetsika matihanina na événements professionnels: seho ara-barotra, fihaonambe na conférences, foara ary hetsika maro samihafa dia fahafahana hihaona amin'ireo matihanina amin'ny sehatry ny asanao. Miomàna mialoha amin'ny fampahafantarana ny tenanao momba ireo mpandray anjara, mizarà cartes de visite ary manàna hevitra mazava momba ny tetikasanao.

Mampiasà tambajotra sosialy matihanina na réseaux sociaux professionnels: Fenoy tsara ny mombamomba anao, manaova publication mifandraika amin'ny sehatra voafehinao ary ataovy tsara izany, mahaiza mandray anjara amin'ny groupes de discussion ary mangataha tolo-kevitra amin'ireo contacts anao.

Miditra any anatin'ireny club d'affaires ireny na club de jeunes entrepreneurs na koa ireny associations professionnelles ireny : Izy ireny dia tambajotran'ny matihanina izay mivory matetika mba hifanakalo vaovao, hamorona fiaraha-miasa ary hampahafantatra ny tenany. Matetika ny mpikambana dia mitovy firehana na sy intérêts.

Ny fikarakarana hetsika: ny fikarakarana hetsika matihanina (conference, seminera, sns) dia ahafahanao mampahafantatra ny tenanao, manintona mpiara-miombon'antoka ary miasa ho toy ny manam-pahaizana amin'ny sehatra misy anao.

Aza misalasala mifandray mivantana amin'ny olona: aza misalasala mifandray amin'ny olona ao amin'ny orinasanao, mpanao gazety, blogueurs, influenceurs, sns. mba hanolorana fiaraha-miasa aminy na hifanakalozana vaovao fotsiny.

Mandraisa anjara amin'ny hetsika ivelan'ny asa: Mandraisa anjara amin'ny hetsika ara-tsosialy, hetsika ara-panatanjahantena, klioba fialamboly, sns. Mety ho fotoana iray hihaonana amin'ireo olona liana aminao izany ary hamorona fifandraisana matihanina.

Farany, tadidio fa ny fananganana réseaux professionnels mahomby ihany koa dia mila faharetana, ny fihainoana ny filan'ny mpiara-miasa aminao ary ny fikirizana amin'ny fomba fiasa.

Fenoy tsiky ny tontolonao

26/01/2023
26/01/2023

Les différences clés entre un leader et un manager : comprendre les nuances de la direction et de la gestion

Le leadership et le management sont deux concepts importants dans une organisation. Le leadership se concentre sur la direction et l'inspiration des employés pour atteindre les objectifs de l'entreprise. Il implique de prendre des décisions, de communiquer efficacement et de motiver les employés.
Le management, quant à lui, se concentre sur la planification, l'organisation et la supervision des activités quotidiennes de l'entreprise. Il implique de gérer les ressources, de surveiller les performances et de résoudre les problèmes.

Il existe plusieurs différences clés entre un LEADER et un MANAGER :
LA VISION: Un leader a une vision claire et inspire les autres à la suivre. Un manager, quant à lui, se concentre sur la planification et la mise en œuvre de la vision de l'entreprise.
LA MOTIVATION: Un leader motive les employés en leur donnant un sens et une direction. Un manager, quant à lui, se concentre sur la gestion des employés et sur la satisfaction de leurs besoins professionnels.
LE STYLE DE PRISE DE DÉCISION : Un leader prend des décisions en fonction de son intuition et de son expérience, tandis qu'un manager se base sur des données et des informations pour prendre des décisions.
LA COMMUNICATION : Un leader communique efficacement avec les employés et les inspire à atteindre les objectifs de l'entreprise. Un manager, quant à lui, se concentre sur la communication des informations et des directives nécessaires pour atteindre les objectifs de l'entreprise.
LE RÔLE: Un leader est souvent considéré comme un visionnaire et un guide pour l'entreprise, tandis qu'un manager est responsable de la mise en œuvre des plans et de la gestion quotidienne des employés et des opérations.
Il est important de noter que ces différences ne sont pas mutuellement exclusives et qu'un leader peut également être un manager et inversement. Certains leaders et managers ont des compétences et des caractéristiques qui les rendent efficaces dans les deux rôles.

Fenoy tsiky ny tontolonao...
E-rohy





Photo de Kiana Bosman sur Unsplash

26/01/2023
26/01/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2023, mirary so ho anao sy ny ankononanao izahay ato amin'ny e-rohy.

Faly izahay mampahafantatra anareo fa hiverina hisokatra ny plateforme "e-rohy" ary manomana zavatra lehibe ho an'ny tanora malagasy mianatra sy misehatra amin'ny fandraharahana izahay ao anatin'izany.

Voarainay ny "retour" rehetra avy any aminareo, tao ny torohevitra, tao ny kihana fa raisinay ho fanatsarana avokoa izany, ary isaoranay anareo.

Hisy arak'izany ny fizarana matetika eto amin'ny pejy mahakasika ny sehatr'asa sy ny fianarana ary ny tontolon'ny fandraharahana.
Hisy ihany koa ny fizarana boky pdf ahafahana mampitombo fahalalàna sy outils anampy anao amin'ny fitantanana ny orinasanao.

koa manasa anao anaraka hatrany ny pejy "e-rohy".

Hiaraka hiainga isika amin'ity taona vaovao ity koa anombohantsika azy dia 'ndao izara tsiky ho an'ny manodidina antsika ==> "Fenoy tsiky ny tontolonao..."

29/10/2021
09/10/2021

“e-rohy, outil favorisant l’orientation professionnelle des jeunes en les mettant en relation avec les acteurs des études supérieures et de l’emploi”

Salon digital de l'orientation, de l'emploi et de l'entrepreneuriat du 18 octobre au 18 décembre 2021 sur www.erohy.com

09/10/2021

Vous trouverez sur https://forumclustergreen.com/ une plateforme de salon digitale développée par .

Ce forum biennal, organisé par le Cluster GREEN avec le soutien de l’ADEME et de la Région Réunion, se veut être une plateforme pour permettre aux entreprises de valoriser leur engagement dans la RSE et de présenter des solutions ou des produits répondant à l’ambition commune de transformer l’économie linéaire actuelle en boucles vertueuses, mais aussi pour favoriser l’échange entre professionnels et institutions.

05/10/2021

Nanahoana ilay fiainana tsy nisy fcebook, messenger, whatsapp omaly???

Nisy business niantona ve? :)
Nisy fianarana tsy afaka notohizana?

Manomana zava-baovao ho anareo izahay...

Arao tsy tapaka ny pejinao MianatraMahomby :)

Address

Tsaralalana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amikal Project posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Amikal Project:

Share