Helpa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Helpa, Electronics Store, Antananarivo.

📢Helpa izay midika hoe fanampiana dia pejy iray manome lanja ny hatsaran'i Madagasikara amin'ny alalan'ny vokatra natoraly sy ny tombontsoa azo avy amin'ny zava-boahary mba hanampiana ny Malagasy ❤️🇲🇬☘️🌱

❌ CHEVEUX ABÎMÉS, CASSÉS OU SECS❓❌⏰Il est temps de réparer votre cheveux avec un RÉPARATEUR NATUREL 👉HUILE DE BAOBAB 👈📍 ...
11/07/2026

❌ CHEVEUX ABÎMÉS, CASSÉS OU SECS❓❌

⏰Il est temps de réparer votre cheveux avec un RÉPARATEUR NATUREL
👉HUILE DE BAOBAB 👈

📍 Réparateur et régénérateur
📍 Adoucissant
📍 Nourrissant
📍 Pressé à froid

🚧 Disponible en 100 ml avec seulement 10000 ariary

📱 Contactez-nous vite pour votre commande 📱



❗AIZA HO AIZA IZAO ILAY VOLONTSIKA SY NY AVENTURE❓😅Fa efa miverina mafana ny andro ry zareo ahh, aza adino ilay DÉODORAN...
10/07/2026

❗AIZA HO AIZA IZAO ILAY VOLONTSIKA SY NY AVENTURE❓😅

Fa efa miverina mafana ny andro ry zareo ahh, aza adino ilay DÉODORANT NATUREL CITRON
☑️Manitra be
☑️Maharitra tsara 24-48h eny fa manao sport mafy ary😅
☑️Malefaka ho an'ny hoditra
☑️Vokatra 💯 isan💯 natoraly

❌Fa ilay HUILE DE BAOBAB aloha tena mampivoaka curly be nefa mandina tsara ny volo eee❌
🚧Efa disponible en 100 ml ato amin'ny HELPA raha mila izany ianao🙃



❌ PERTURBATEURS ENDOCRINIENS ❌ANDAO HO FANTARINA TSARA 🙃👉Amin'izao fotoana izao dia betsaka ny fampitandremana mahakasik...
04/07/2026

❌ PERTURBATEURS ENDOCRINIENS ❌
ANDAO HO FANTARINA TSARA 🙃

👉Amin'izao fotoana izao dia betsaka ny fampitandremana mahakasika ireo vokatra izay voalaza fa misy ireo perturbateurs endocriniens

❗INONA ilay perturbateurs endocriniens ❓
Singa chimique izay manova sy misy fihatraikany eo amin'ny système hormonal. Izany hoe izy io dia tsy vokatra iray mivaingana fa singa kely anatin'ireny fangaro izay ampiasana amin'ny sehatra maro (sakafo, cosmétique sy ny parfum synthétique rehetra, produits menagers, peintures, pesticides, ...)

❗INONA ny voka-dratsy aterany❓
📍Mampikorontana ny hormones > tsy fiterahana sy olana eo amin'ny taova izay mifandraika amin'izay
📍Mampikorontana ny métabolisme> tsy mahavita mandevona ny tavy intsony ny vatana ka lasa miteraka obésité (fahatavizana diso tafahoatra), miteraka diabète
📍Mahatonga cancers (nono, prostate, testicules)

❗INONA ny fitandremana tsara atao❓
📍Safidio ny fitaovana vera na inox indrindra ho an'ny zavatra mahamay na atao anaty micro-onde
📍Safidio ny vokatra natoraly
📍Ezaho foana ny trano mba hisy rivotra madio sy misotro rano 1,5L isan'andro

❗AHOANA ny hahafantarana azy❓
📍Raha vao misy soratra hoe Parabens, siloxanes( izay misy oxanes rehetra), triclosan, BPS, BPA

🚧SAFIDIO HATRANY NY VOKATRA NATORALY AZO ANTOKA EE🚧

📱✨ ACCESSOIRES IPHONES DISPONIBLES ✨📱👉AIRPODS PRO 2 ÈME GÉNÉRATION 👈☑️Son clair et puissant ☑️ Connexion bluetooth rapid...
01/07/2026

📱✨ ACCESSOIRES IPHONES DISPONIBLES ✨📱

👉AIRPODS PRO 2 ÈME GÉNÉRATION 👈
☑️Son clair et puissant
☑️ Connexion bluetooth rapide
☑️Design élégant et confortable
☑️ Idéal pour les musiques, les appels et les vidéos

💵30K ariary
🚛 Livraison partout à Antananarivo
🚧Stock limité, passez vite vos commandes 🚧




👉TE HANALAVA VOLO VE IANAO👈👋 Hello, mbola ato anatin'ity thème ity ihany isika fa andao ho resahana ary ny CYCLE CAPILLA...
29/06/2026

👉TE HANALAVA VOLO VE IANAO👈

👋 Hello, mbola ato anatin'ity thème ity ihany isika fa andao ho resahana ary ny CYCLE CAPILLAIRE eee
Ny cycle capillaire dia mizara telo mazava :
📍Phase de croissance : eo no mitombo (miha lava sy mihamatevina ny volo)
📍Phase de repos : sady tsy mitombo no tsy mihena fa mijanona fotsiny amin'izao
📍Phase de chutte : eto ny volo tena mihintsana be, izany hoe raha mihintsana ny volonao dia tadidio fa mety eo amin'ny phase de chutte izy izay
❗Raha mihitsana foana nefa dia tadidio fa misy tsy tomombana na ny fahasalamanao na ny fahasalaman'ny volonao

☑️2 hatramin'ny 7 taona ny fitombon'ny volo dia miverimberina eo ireo phase 3 ireo
👉Izay no mahatonga ilay volo tsy mety mihalava dia misy tena lava be satria rehefa tapitra io fotoana io dia tsy mitombo intsony ny volo (mihalava)



🎉Manaova fety sambatra daholo ee🎉🎉
26/06/2026

🎉Manaova fety sambatra daholo ee🎉🎉

🎉MAHAZOA DÉODORANT 1 GRATUIT 🎉❗Efa mpanjiva Déodorant ato aminay ve ianao❓Fantaro ary fa misy ny TICKET DE FIDÉLITÉ mano...
24/06/2026

🎉MAHAZOA DÉODORANT 1 GRATUIT 🎉

❗Efa mpanjiva Déodorant ato aminay ve ianao❓
Fantaro ary fa misy ny TICKET DE FIDÉLITÉ manomboka izao eee 🙃

👉Isaky ny mividy DÉO ianao dia omenay an'io ticket kely io
koa angony tsara satria :
📍 5 fois (in-5) nividy = 1 DÉO gratuit
Izany hoe rehefa mividy fandiminy ianao dia mahazo 1 maimaim-poana

🚧Raha toa kosa ka efa in-4 na mihoatra nividy ianao hatrizay dia tongava hafatra miafina haingana fa hahazo 1 maimaim-poana ianao amin'ny fividianana manaraka

❌Manan-kery manomboka ny volana Jolay❌



‼️NOUVEAUTE CHEZ HELPA‼️Vous cherchez des gadgets authentiques et d'une qualité largement supérieure ⁉️🤗Bienvenue chez H...
23/06/2026

‼️NOUVEAUTE CHEZ HELPA‼️
Vous cherchez des gadgets authentiques et d'une qualité largement supérieure ⁉️
🤗Bienvenue chez HELPA Electronics alors🤗
📍Des chargeurs Iphones
📍Des Airpods 2ème générations
Ils sont disponibles de suite
N'hésitez plus à commander ✨
Avec HELPA : Dépensez moins, Profitez plus👌

Arahabaina nahatratra ny fetin'ny Ray  ianareo Ray rehetra oo🎁🎉 Hirariana mba ho Salama sy ho ambinina hatrany anie iana...
21/06/2026

Arahabaina nahatratra ny fetin'ny Ray ianareo Ray rehetra oo🎁🎉
Hirariana mba ho Salama sy ho ambinina hatrany anie ianareo♥️
Ianareo no super-héros anay🎉💪

❗TE HANALAVA VOLO VE IANAO❗1️⃣ ÉTAPE 1 : Fantaro ny GÈNES anaoNy volon'ny olona tsirairay dia samihafa daholo ary manara...
17/06/2026

❗TE HANALAVA VOLO VE IANAO❗
1️⃣ ÉTAPE 1 : Fantaro ny GÈNES anao

Ny volon'ny olona tsirairay dia samihafa daholo ary manaraka ny gènes an'ny fianakaviana ny toe-bolony izany hoe raha matevim-bolo be sy lava volo be ny ray amandreny dia mety ho toa izay koa ny anao. 🙃

Ny fitsirin'ny volon'ny tsirairay koa dia mifanaraka amin'ny gènes any (halavany)

😀Izay aloha ny ho fantarintsika androany fa amin'ny manaraka indray isika hianatra momba ny hoe fa maninona misy lava be de maninona ny sasany rehefa tonga eo amin'ny halavana iray dia tsy mitombo intsony🙃

👉Aza adino ary ny manaraka tsy tapaka ny pejy sy manasa ireo namana oo



Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Helpa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share