12/05/2026
๐จ๐
๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐! ๐จ
Ry namana mpamorona contenu sy mpandraharaha, tandremo fa maro amintsika no maharay e-mails na hafatra amin'ny Messenger toy ny hoe:
โ "Youโve received a Business Manager partner request"
โ "Meta Agency Partner Program"
โ "Demande de vรฉrification"
โ "Votre page est en danger"
โ ๏ธ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐!
Ireny hafatra ireny dia phishing natao hangalarana ny Page Facebook-nao sy ny kaonty Business-nao. Na dia misy logo Facebook na toa ofisialy aza ny hafatra, dia ๐๐๐๐๐๐ avokoa ireny ka aza manaiky voafitaka.
๐ฏ ๐๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง'๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ :
โข Hangalatra ny Pejy nisasaranao nandritra ny fotoana maro.
โข Haka ny mombamomba ny karatra bancaires-nao (moyens de paiement).
โข Hampiasa ny kaontinao hanaovana dokam-barotra maloto.
๐ก๏ธ ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ญ๐๐จ?
1. Aza manindry rohy (lien) azo avy amin'ny mailaka na Messenger mihitsy.
2. Hamarino mivantana ao amin'ny facebook.com raha misy tokoa ny filazana momban'ny zavatra iray.
3. Refusรฉ-o avy hatrany izay fangatahana "accรจs administrateur" avy amin'ny olona na orinasa tsy fantatrao.
๐ ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐๐จ :
โข Ampiasao ny Double Authentification (2FA).
โข Hamarino matetika ireo olona manana fahafahana miaraka mitantana (admins) ny Page-nao.
Indray mandeha manindry lien fotsiny dia mety hahavery ny ezaka rehetra nataonao. Aleo misoroka toy izay mitsabo!
๐ข ity hafatra ity mba hiarovana ny namana sy ny mpiara-miasa. ๐