ASTRA Design

ASTRA Design Faites la différence dès le premier regard !

Chez Astra Design, nous transformons votre profil en un atout irrésistible pour les recruteurs.
✨ Rapide, pro, sur-mesure
• WhatsApp : 0344319395
• Mail : [email protected]

06/05/2026
🚀 Ataovy miavaka ny CV-nao !  Ho ampinay ianao hampiavaka ny CV anao mba hanintona kokoa ny recruteurs 🤗Ireto ndray ary ...
27/04/2026

🚀 Ataovy miavaka ny CV-nao !
Ho ampinay ianao hampiavaka ny CV anao mba hanintona kokoa ny recruteurs 🤗

Ireto ndray ary ny modele vaovao, ra manana modele hafa nefa ianao dia afaka tanterahanay 😊

💰 Vidiny : 4 000 AR ihany !
🎁 BONUS : Lettre de Motivation Personnalisée (Ataonay mifanaraka tsara amin'ny Experience sy Asa tediavinao)

👉 Ampidiro aingana ary ny commande
📩 WhatsApp : 034 43 193 95
📧 Mail : [email protected]

MITADY ASA ? MILA CV MANINTONA KOKOA ?🎯 Faites la différence dès le premier regard ! Chez Astra Design, nous transformon...
07/07/2025

MITADY ASA ? MILA CV MANINTONA KOKOA ?
🎯 Faites la différence dès le premier regard ! Chez Astra Design, nous transformons votre profil en un atout irrésistible pour les recruteurs.

💼 Pour seulement 3 000 AR, obtenez un CV moderne ET recevez une lettre de motivation offerte ! 🎁

📌 Nos services :

✅ CV moderne
✅ CV canadien
✅ Lettre de motivation
✅ Demande de stage
✅ Tout lettres liées au travail...

📲 Commandez dès maintenant ici ou via WhatsApp au 034 43 193 95 📍 Soyez prêt pour vos prochaines opportunités !

27/06/2025

🤗Mirahaba tompoko
efa miverina ny service ny ASTRA Design tompoko😊
🥰Afaka miverina miara-miasa aminareo indray izahay🥰
Miverina otrini teo aloha ihany ny fiara-miasa
🙏Mankasitraka tompoko🙏

Mila CV & Lettre de motivation manintona ny Mpampiasa ?✨Ankino amin'ny matihanina izany 🤗Ireto avy ny tolotra ato amin'n...
28/04/2025

Mila CV & Lettre de motivation manintona ny Mpampiasa ?✨

Ankino amin'ny matihanina izany 🤗
Ireto avy ny tolotra ato amin'ny ASTRA Design:

📎 CV MODERNE - CV PROFESSIONNEL :
Manampy kokoa ny Chance anao eo amin'ny sehatry ny fitadiavana asa !
📎 CV SUR MESURE :
Afaka manao ireo izay modèle tinao ho atao izahay, alefaso aminay fotsiny ny sarin'ilay modèle tinao ho atao
📎 CV CANADIEN, CV ANGLAIS,...
📎 Lettre de Motivation :
Mifanaraka tsara amin'ny Expérience sy Compétence amin'ny CV anao, manana modèle LM mahasarika koa izahay, izay mbola tena vitsy ny olona mampiasa azy 🤫
📎 Demande de stage ou toute lettre pour le travail

🚨PROMOTION SPÉCIALE
3 000 AR fotsiny dia azahonao CV + LM (Mifanaraka anao) ato aminay 😱

Ampidiro dieny zao ary ny Commande'nao tompoko 🥰
☎️ Contact : 034 43 193 95
☎️ WhatsApp : 034 43 193 95
📧 Mail : [email protected]

Address

Andrefan'ambohijanahary
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASTRA Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share