I-log Mada22

I-log Mada22 +1k d'utilisateurs ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
5 modules โšกโšกโšก
Monoposte ou multiposte ๐Ÿ’ป๐Ÿ’ป๐Ÿ’ป
Facture sur imprimante ticket ou A5๐Ÿ–จ๏ธ๐Ÿ–จ๏ธ๐Ÿ–จ๏ธ
I-com ๐ŸŽ‡๐ŸŽ‡๐ŸŽ‡๐ŸŽ‡

๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿ‘€Resadresaka nifanaovana tamin'i I-com izay logiciel de gestion commerciale iray miasa sy monina eto M...
17/11/2025

๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿ‘€

Resadresaka nifanaovana tamin'i I-com izay logiciel de gestion commerciale iray miasa sy monina eto Madagasikara ๐Ÿ˜๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

1๏ธโƒฃ๐•น๐–ž ๐–’๐–†๐–’๐–•๐–Ž๐–†๐–˜๐–† #๐–‘๐–”๐–Œ๐–Ž๐–ˆ๐–Ž๐–Š๐–‘ ๐–›๐–Š ๐–™๐–˜๐–†๐–—๐–†/๐–—๐–†๐–™๐–˜๐–ž ๐–—๐–†๐–๐–† ๐–๐–Ž๐–™๐–†๐–“๐–™๐–†๐–“๐–†๐–“๐–† ๐–™๐–˜๐–Š๐–“๐–†?..

2๏ธโƒฃ๐•ธ๐–†๐–’๐–”๐–†๐–๐–† ๐–“๐–ž ๐–Š๐–™๐–†๐–™ ๐–‰๐–Š ๐–˜๐–™๐–”๐–ˆ๐– ๐–›๐–Š ๐–Ž๐–†๐–“๐–†๐–” ?
๐Ÿ”นEny tompoko๐Ÿ˜ƒ! Mamoaka ny รฉtat de Stock aho (Valeur de stock, stock en rupture, ny entana mandeha be/tsy mandeha mihintsy, stock disponible)

3๏ธโƒฃ๐•ธ๐–†๐–“๐–†๐–๐–”๐–†๐–“๐–† ๐–“๐–ž ๐–‹๐–†๐–“๐–†๐–—๐–†๐–๐–†๐–“๐–†๐–” ๐–“๐–ž ๐–ˆ๐–”๐–’๐–•๐–™๐–Š ๐–ˆ๐–‘๐–Ž๐–Š๐–“๐–™/๐–‹๐–”๐–š๐–—๐–“๐–Ž๐–˜๐–˜๐–Š๐–š๐–— ?
๐Ÿ”นEfa vitan'ireo mpamorona ahy @ antsakany sy ny andavany ny gestion compte client/fournisseur (date d'รฉchรฉance, historique de payement,...)

4๏ธโƒฃ๐•ธ๐–†๐–“๐–†๐–๐–”๐–†๐–“๐–† ๐–“๐–ž ๐–‹๐–”๐–’๐–‡๐–† ๐–๐–Ž๐–Œ๐–Š๐–—๐–Š๐–“๐–†๐–” ๐–“๐–ž ๐–‰รฉ๐–ˆ๐–†๐–Ž๐–˜๐–˜๐–Š๐–’๐–Š๐–“๐–™?
๐Ÿ”นNy vola rehetra mivoaka dia tantaniko avokoa. Matokisa ianao ahy fa tsika tsy mandrimbina kely izany๐Ÿ˜ (salaire, dรฉpense courante, charge fixe)

5๏ธโƒฃ๐•น๐–ž 90% ๐–“๐–ž ๐–‹๐–”๐–™๐–”๐–†๐–“๐–† ๐–๐–†๐–’๐–•๐–Ž๐–†๐–˜๐–†๐–“๐–† ๐–†๐–“๐–†๐–” ๐–‰๐–Ž๐–† ๐–†๐–” @ ๐–’๐–”๐–‰๐–š๐–‘๐–Š ๐–›๐–Š๐–“๐–™๐–Š...๐–“๐–”๐–๐–” ๐–Ž๐–Ÿ๐–†๐–“๐–ž, ๐–Š๐–‹๐–† ๐–’๐–Ž๐–˜๐–ž ๐–˜๐–™๐–—๐–†๐–™รฉ๐–Œ๐–Ž๐–Š ๐–’๐–†๐–™๐–Ž๐–๐–†๐–“๐–Ž๐–“๐–† ๐–›๐–Š ๐–Ž๐–†๐–“๐–†๐–” ๐–๐–†๐–“๐–†๐–‹๐–†๐–Ž๐–“๐–Œ๐–†๐–“๐–†๐–“๐–† ๐–“๐–ž ๐–—๐–Š๐–˜๐–†๐–๐–† ๐–›๐–Š๐–“๐–™๐–Š?
๐Ÿ”นEfa mipetrapetraka be ny fomba hikajiko ny vente ary 5 fois plus rapide raha oharina @ logiciel hafa ๐Ÿ˜‰ (Vente cash/crรฉdit, vente en attente, facture proforma,vente sur Android,...)

6๏ธโƒฃ๐•น๐–ž ๐–’๐–•๐–Ž๐–™๐–†๐–“๐–™๐–†๐–“๐–† ๐–“๐–† ๐–“๐–ž ๐–†๐–‰๐–’๐–Ž๐–“ ๐–‰๐–Ž๐–† ๐–™๐–”๐–๐–”๐–“๐–ž ๐–’๐–†๐–“๐–†๐–“๐–† ๐–‹๐–†๐–๐–Š๐–‹๐–†๐–“๐–† ๐–†๐–๐–Ž๐–™๐–† ๐–“๐–ž ๐–˜๐–Ž๐–™๐–š๐–†๐–™๐–Ž๐–”๐–“ ๐–†๐–“'๐–Ž๐–‘๐–†๐–ž ๐–™๐–˜๐–Š๐–“๐–† ๐–†๐–“๐–†๐–™๐–ž ๐–Ž๐–“๐–‰๐–—๐–†๐–ž ๐–’๐–Ž๐–•๐–Ž๐–’๐–†๐–˜๐–”. ๐•ธ๐–Ž๐–˜๐–ž ๐–†๐–“'๐–Ž๐–Ÿ๐–†๐–ž ๐–›๐–Š ๐–†๐–” ๐–†๐–“๐–†๐–™๐–Ž๐–“๐–†๐–” ?
๐Ÿ”นManontany basy @ anglisy ianao๐Ÿ˜ Io ary ny tena mampiavaka antsika ah (Rรฉsultat,vu global,suivi, traรงage)

7๏ธโƒฃ๐•ธ๐–‡๐–† ๐–”๐–๐–†๐–™๐–—๐–ž ๐–“๐–ž ๐–†๐–๐–”๐–†๐–“๐–† ๐–†๐–›๐–ž ๐–“๐–ž ๐–”๐–‘๐–”๐–“๐–† ๐–Š๐–‹๐–† ๐–’๐–†๐–’๐–•๐–Ž๐–†๐–˜๐–† ๐–†๐–“๐–†๐–”? ๐•ฝ๐–†๐–๐–† ๐–’๐–Ž๐–˜๐–ž ๐–›๐–†๐–” ๐–๐–†๐–“๐–”๐–’๐–‡๐–”๐–๐–† ๐–๐–†๐–’๐–•๐–Ž๐–†๐–˜๐–† ๐–†๐–“๐–†๐–” ๐–Ž๐–Ÿ๐–†๐–” ๐–›๐–Š ๐–‰๐–Ž๐–† ๐–†๐–Ÿ๐–” ๐–†๐–“๐–™๐–”๐–๐–† ๐–Š๐–‹๐–† ๐–™๐–˜๐–ž ๐–Ž๐–Ÿ๐–ž ๐–Ž๐–“๐–™๐–˜๐–”๐–“๐–ž ๐–“๐–” ๐–ˆ๐–”๐–—๐–‡๐–Š๐–Ž๐–‘๐–‘๐–Š ?๐Ÿ—‘๏ธ
๐Ÿ”นEfa feno antsika ny tanana ah๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Ny hitanisa point de vente +1,5k eto kosa aloha tsy mety e๐Ÿ˜. Fa aleo mba omena ohatra vitsivitsy ianao hakanao tsirony ๐Ÿ˜‹
Grossiste TsaraVidy Antalaha, Grossiste Santos Mananjary, Grossiste ppn Fianarantsoa +5, Grossiste ppn Moramanga+3, Grossiste ppn Ihosy+2, grossiste quincaillerie Anosibe +20, Ns distribution Andoharanofotsy, quincaillerie Lov-Elec Alakamisy, quincaillerie Mizarasoa Ampitatafika,Kapakapa Madagascar, Sekinah boutique, quincaillerie Mahefa Tsi/didy, grossiste ppn Arivonimamo +3, provenderie Fenosoa Mahitsy, grossiste produit locaux SALEMA Anosibe, grossiste produit locaux Sab Nam....

๐Ÿ”นTsy hoe adino ny namaly ny fanontaniana voalohany fa mila hita aloha ny valin'ireo fanontaniana sasany vao afaka mamaly izany
๐‘ป๐‘บ๐‘จ๐‘น๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ด๐‘จ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘จ๐‘บ๐‘จ ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฎ๐‘ฐ๐‘ช๐‘ฐ๐‘ฌ๐‘ณ ๐‘น๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ ๐‘ฐ-๐‘ช๐‘ถ๐‘ด ๐‘ต๐‘ถ ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐’€๐Ÿ”ฅ, ๐’๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’๐’•๐’“๐’‚๐’'๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐Ÿคซ

"๐‘น๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ ๐‘ด๐‘ฐ๐‘บ๐’€ ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฎ๐‘ฐ๐‘ช๐‘ฐ๐‘ฌ๐‘ณ ๐‘ด๐‘จ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ป๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ป๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ ๐‘จ๐‘ต๐’€ ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ด๐‘ถ๐‘น๐‘จ ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘ต๐’€ ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘จ ๐‘ฏ๐‘ฐ๐‘จ๐‘บ๐‘จ ๐‘ด๐‘จ๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ถ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฏ๐‘ถ ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ถ ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ถ"๐Ÿ‘๐Ÿค
โœ๏ธ๐‘ฐ-๐’„๐’๐’Ž

Infoline:
๐Ÿ“ž 0348865222
WhatsApp +261380693716
๐Ÿ“ง [email protected]
๐Ÿ‘‰Message privรฉ



โšกโšกโšกโšก๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ โšกโšกโšกโšก๐Ÿšจ๐ŸšจTSY LOGICIEL NO AMIDINAY FA FAHOMBIAZANA EO @ FITANTANANARY  ,  ,  ,  ,  , ...aty ary ny maso fa ity ny f...
07/05/2025

โšกโšกโšกโšก๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ โšกโšกโšกโšก
๐Ÿšจ๐Ÿšจ
TSY LOGICIEL NO AMIDINAY FA FAHOMBIAZANA EO @ FITANTANANA

RY , , , , , ...aty ary ny maso fa ity ny fanalahidy๐Ÿ‘€๐Ÿ”‘๐Ÿ”ฅ
Jereo ato ary ireo olana tsy mampahita tory anao andro aman'alina io e ๐Ÿฅต๐Ÿฅต๐Ÿฅต:
โ™จ๏ธ Misy รฉcart foana ny stocks thรฉorique sy ny stock physique ๐Ÿฅต
โ™จ๏ธ Sahirana be ny manao calcul marge rehefa manova prix d'achat sy/na prix de vente ๐Ÿ˜ญ
โ™จ๏ธ Tratrin'ny rupture de stocks foana ๐Ÿ’”
โ™จ๏ธ Tsy araka intsony ny mouvement de compte sy ny รฉchรฉance compte clients ๐Ÿ’ธ
โ™จ๏ธ Tsy rรฉglรฉ ara-potoana ny compte fournisseurs ๐Ÿค•
โ™จ๏ธ Tsisy trace ny dรฉpense ๐Ÿ˜
โ™จ๏ธ Mandeha anjambany ilay tsena satria tsy misy fomba hijerena ny rรฉsultats ๐Ÿค
โ™จ๏ธ Faillite tsikelikely satria manque foana isanandro kanefa tsy fantatra hoe iza no responsable mahatonga ilay manque ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’”๐Ÿ˜ญ๐Ÿฅต
โ™จ๏ธ Efa nijery logiciel ihany fa:
๐Ÿ‘Ž lafo loatra no mbola misy vola mivoaka isam-bolana (abonnement)
๐Ÿ‘Ž tsy mahavaha ireo olana etsy ambony akory ilay logiciel
๐Ÿ‘Ž tsy ampy expรฉrience ilay technicien nanao ilay logiciel
๐Ÿ‘Ž tsy vita avy eto antoerana ilay logiciel ka raha misy olana kely dia tsy voavaha ara-potoana ilay olana
๐Ÿ‘ŽTsy afaka manao personnalisation ilay mpivarotra ilay logiciel ๐Ÿฅด

ATY AMINAY TOMPOKO NY VAHAOLANA 100%

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA EFA NAHITANAY VAHAOLANA ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

IZAHAY DIA SAHY MANAO DEFI MIHINTSY HOE:
"RAHA MAHITA LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'IO IANAO KA MORA NOHO NY PRIX OMENAY NY PRIX LAZAINY ANY! TONGA DIA AVERINAY NY VOLANAO !" ๐Ÿค
Ao @ commentaires ny:
โœ… Mombamomba ilay logiciel
โœ… Lisitry ny ampahany @ ireo point de vente sy orinasa AMAN'ARIVONY efa niara niasa taminay ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ "+1K d'utilisateurs" ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ‘ Clients rรฉcents
โœ… Tรฉmoignage client satisfait โค๏ธโค๏ธโค๏ธ

Info line :
๐Ÿ“ฉ [email protected]
๐Ÿ“ž 034 88 652 22
WhatsApp +261 38 06 937 16
message privรฉ

๐Ÿ”ด MANANA TSENA IANAO DIA VERY VOLA?โžก๏ธ Ireto olana ireto no matetika mitranga aminao/- Perte an-tapitrisany isan-taona re...
23/11/2024

๐Ÿ”ด MANANA TSENA IANAO DIA VERY VOLA?
โžก๏ธ Ireto olana ireto no matetika mitranga aminao/

- Perte an-tapitrisany isan-taona rehefa atambatambatra
- Very entana noho ny tsy fanaovana inventaire sy tsy fisian'ny fanaraha-maso
- Miady amin'ny mpiasa, clients sy fournisseurs amin'ny compte tsy milamina
- Facture soratana an-tanana = tsy profesionaly mints ehhh ๐Ÿ˜ซ๐Ÿ˜ซ๐Ÿ˜ซ
- Tsy fantatra ny tena rรฉsultat net, mande an-jambany
- Excel tsotra no nezahina nampiasaina..

โœ… VAHAOLANA: LOGICIEL I-COM!
๐Ÿ’ช INONA NY MAHA SAMIHAFA AZY?

- Mora ampiasaina faran'zay zokiny - Manome formation anao izahay.
- Personnalisable araka ny filanao
- Manara-penitra, profesionaly ary mahavita ny asa rehetra ankotran'ny mibata entana ๐Ÿ˜‚
- Ary mora beeee anefa!!!

๐Ÿ†๐Ÿ† Tsena ngeza be efa 600 mahery no mampiasa azy manerana ny Nosy ๐Ÿ†๐Ÿ†

โญโญ FANAMBY OMENAY - Raha mahita logiciel mora anefa mahavita ny vitan'ny i-COM ianao, averinay 100% ny volanao! Kozy โญโญ

๐Ÿ”ฅ Aza miandry! Antsoy IZAO IZAO, hiova ny fiainanao!

๐Ÿ“ž 0348865222
WhatsApp: +261380693716
๐Ÿ“ฉ [email protected]

๐Ÿ‘‰ Tsidio ny pejinay https://bit.ly/i-logMada

Mba jereo kely anie aty e!๐Ÿ‘€1๏ธโƒฃ TAFIAKATRA ANTAPITRISANY FOANA NY PERTE ISAN-TAONA REHEFA ATAMBATRA ๐Ÿฅถ ....VERY VOLA๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ2๏ธโƒฃ...
08/07/2024

Mba jereo kely anie aty e!๐Ÿ‘€

1๏ธโƒฃ TAFIAKATRA ANTAPITRISANY FOANA NY PERTE ISAN-TAONA REHEFA ATAMBATRA ๐Ÿฅถ ....VERY VOLA๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
2๏ธโƒฃ VERY ENTANA FOANA SATRIA TSY MANAO INVENTAIRE ๐Ÿฅถ... VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
3๏ธโƒฃ TRATRIN'NY RUPTURE DE STOCKS FOANA KA TSY TAMANA NY CLIENTS๐Ÿฅถ...VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
4๏ธโƒฃ MIADY AMIN'NY CLIENTS SY FOURNISSEURS FOANA AMIN'NY COMPTE TSY MILAMINA NA IHANY KOA NY RESAKA ร‰CHร‰ANCE ๐Ÿฅถ...VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
5๏ธโƒฃ BETSAKA IREO ARTICLE Pร‰RIMร‰ KA VOATERY ARINA FOTSINY๐Ÿฅถ...VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
6๏ธโƒฃ MBOLA ILAY FACTURE SORATANA AN-TANANA FOANA NO AMPIASAINA AO ANTSENA ๐Ÿฅถ...NILAOZAN'NY TOETR'ANDRO KA TSY MAHATAMANA CLIENTS=VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
7๏ธโƒฃ MBOLA TSY HITA FOANA NY Rร‰SULTATS NET ๐Ÿฅถ...MANDEHA ANJAMBANY TOIN'NY JAMBA MANDEHA AMIN'NY ALINA=VOLA VERY ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
8๏ธโƒฃ MBOLA AKANDRINA FOANA NY FANDOAVANA KARAMAN'NY MPIASA NA FANOMEZANA AVANCE, HOFANTSENA, JIRAMA,...๐Ÿฅถ...METY MISY MANDRAY IN-2 NA AVANCE TSY TADIDY KA MITERAKA FATY ANTOKA...VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
9๏ธโƒฃ MBOLA ILAY EXCEL KELY ATO FOANA NO AMPIASAINA NA DIA EFA FANTATRA ARY HOE TSY MAHAFAPO NY FAMPIASANA AZY๐Ÿฅถ... REHEFA EO AMIN'NY FOTOANA ILANA AZY IZY NO MANDISO KAONTY...VERY VOLA ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ
๐Ÿ”Ÿ MITADY LOGICIEL MAHAVITA MAMAHA IREO OLANA REHETRA IREO HATRAMIN'IZAO FA TSY MBOLA MAHITA ! NA MISY IHANY FA LAFO LOATRA KA TSY TAKATRA!๐Ÿฅถ...METY EFA NANJIFA LOGICIEL IHANY KOA ANEFA FA TSY MAHAFAPO...VOLA VERY ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA REHETRA IREO DIA ANDAO HIARA-HIASA AMINAY ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

Hey, andrasana ho faillite ve ilay tsena vao hiroso @ fampiasana ilay logiciel de gestion commerciale i-com ianao?๐Ÿ™„๐Ÿ™„
Manao ny olona ! Efa milamina ny olona ! Efa hanangana ny tsena fan-telony ny olona nefa ny mitantana ilay tsena ray ary ity manahirana anao !๐Ÿ˜ต๐Ÿ˜ต๐Ÿ˜ต
Tsy izy no mahay mitantana indrindra fa mampiasa logiciel tena efficace izy!

RAHA MISY LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'NY LOGICIEL I-COM HITANAO ANY KA MORA NOHON'NY PRIX ๐Ÿค‘ OMENAY NY PRIX ANY DIA AVERINAY IRAY MANONTOLO NY VOLANAO!๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ

๐Ÿ“ž 0348865222
WhatsApp +261380693716
๐Ÿ“ฉ [email protected]

โšกโšกโšกโšกLOGICIEL I-COMMBOLA MISY TSENA TSY MAMPIASA LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE I-COM IHANY VE NEFA EFA 2025 ?๐Ÿฅต๐Ÿฅต๐ŸฅตIzao mi...
04/04/2024

โšกโšกโšกโšกLOGICIEL I-COM

MBOLA MISY TSENA TSY MAMPIASA LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE I-COM IHANY VE NEFA EFA 2025 ?๐Ÿฅต๐Ÿฅต๐Ÿฅต

Izao mihintsy vao nahita ity publication ity ve? Sa kosa mbola nisalasala?๐Ÿฅบ๐Ÿฅบ
Hey! Fa rovina ihany ? ๐Ÿ™„
Tsy tazatazana izahay fa mbola namaly ny fangarahin'ireo mpitantana tsena๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Efa mihoatran'ny 750 ny tsena efa I-COMisรฉ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ amin'izao 2๏ธโƒฃโšซ2๏ธโƒฃ5๏ธโƒฃ izao๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ

Aty jerena ๐Ÿ‘๏ธ๐Ÿ‘๏ธ ry:
๐Ÿšจ๐ŸšจGROSSISTE PPN, QUINCAILLERIE, PRODUITS LOCAUX, PRODUITS COSMร‰TIQUES, ...Fa ity ny fanalahidy๐Ÿ”‘

โ™จ๏ธ Misy รฉcart foana ny stocks thรฉorique sy ny stock physique ๐Ÿฅต
โ™จ๏ธ Sahirana be ny manao calcul marge rehefa manova prix d'achat sy/na prix de vente ๐Ÿ˜ญ
โ™จ๏ธ Tratrin'ny rupture de stocks foana ๐Ÿ’”
โ™จ๏ธ Tsy araka intsony ny mouvement de compte sy ny รฉchรฉance compte clients ๐Ÿ’ธ
โ™จ๏ธ Tsy rรฉglรฉ ara-potoana ny compte fournisseurs ๐Ÿค•
โ™จ๏ธ Mandeha ho azy ny dรฉpenses fa tsisy traรงage ๐Ÿ˜
โ™จ๏ธ Mandeha anjambany ilay tsena satria tsy misy fomba hijerena ny rรฉsultats ๐Ÿค
โ™จ๏ธ Faillite tsikelikely satria manque foana isanandro kanefa tsy fantatra hoe iza no responsable mahatonga ilay manque ๐Ÿ’ธ๐Ÿ’”๐Ÿ˜ญ๐Ÿฅต
โ™จ๏ธ Efa nijery logiciel ihany fa:
๐Ÿ‘Ž lafo loatra no mbola misy vola mivoaka isam-bolana (abonnement)
๐Ÿ‘Ž tsy mahavaha ireo olana etsy ambony akory ilay logiciel
๐Ÿ‘Ž tsy ampy expรฉrience ilay technicien nanao ilay logiciel
๐Ÿ‘Ž tsy vita avy eto antoerana ilay logiciel ka raha misy olana kely dia tsy voavaha ara-potoana ilay olana

Izahay dia mi-developรฉ logiciel efa rodรฉ miodina any amin'ny client any. Ireo olana rehetra eo ambony dia efa hita daholo ary efa voavaha anatin'ny logiciel anay daholo๐Ÿ˜˜โ˜บ๏ธ๐Ÿฅฐ.

TAPAO HATREO NY FIBABENA IREO OLANA EFA NAHITANAY VAHAOLANA ! ENY TOMPOKO...EFA TENA NAHITANAY VAHAOLANA IREO OLANA MPAHAZO ANAO IREO!

Aroso anao ny logiciel "I-com" izay hanaovanay dรฉfi mihintsy hoe :
"RAHA MAHITA LOGICIEL MAHAVITA NY VITAN'IO IANAO KA MORA NOHO NY PRIX OMENAY NY PRIX LAZAINY ANY! TONGA DIA AVERINAY NY VOLANAO !" ๐Ÿค
Ao @ commentaires ny:
โœ… Mombamomba ilay logiciel
โœ… Lisitry ny ampahany @ ireo point de vente sy orinasa efa niara niasa taminay
๐Ÿ‘ Clients rรฉcents ๐Ÿ˜‰
โœ… Tรฉmoignage client satisfait โค๏ธโค๏ธโค๏ธ

Info line :
๐Ÿ“ฉ [email protected]
๐Ÿ“ž 034 88 652 22
WhatsApp +261 38 06 937 16
message privรฉ

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-log Mada22 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to I-log Mada22:

Share