Création de flyer, brochure, affichage, logo et PLV

Création de flyer, brochure, affichage, logo et PLV Ceci est une page annexe de celui de la société BEON SARL pour réceptionner les travaux en graphisme & design.

19/11/2023
19/11/2023
24/05/2022

💫✨ Cachet à sec personnalisé ✨💫
( Tampon à sec )

-Prix : 350.000 Ar

📞020 22 268 34📞

actifs de 9h à 16h
du lundi au vendredi
samedi de 9h à 11h30

LIEU
Analakely première étage BAOLAI
(en face epp)

24/08/2021

Nous facturons par CHARGE. En 4H de temps, la charge pourrait n'être qu'1H. Ce serait injuste de vous faire payer nos pauses.

Raha manao "gravage" fotsiny ianareo dia mitovy amin'ny azy ireo ihany ny vokatra nomenay ny mpanjifa hatrizay. Saingy n...
19/08/2021

Raha manao "gravage" fotsiny ianareo dia mitovy amin'ny azy ireo ihany ny vokatra nomenay ny mpanjifa hatrizay. Saingy ny "tarifs" anay dia sady misy "conception", ireo olona avy nanao logo taty aminay na koa efa manana logo N&B (vectoriel) no mankaty aminay ka hanaovanay "cachet / tampon" (HD).

Hitanareo ao amin'ny pejin'izy ireo ny vidin'ny "tampon". Raha mandalo anay manao conception dia 35.000 Ar / H dia mbola miampy ny "frais" majinijinika hamitana ny asa sy hanaterana azy eny aminareo. Sarobidy ny fotoana, ezahana mba "avec livraison" izany ny "services".

Anjaranareo no mijery hoe "accessible" tsara ve ny anay sa tsia ?

NB: raha vao resaka "cachet / tampon" dia tsy maintsy mangataka NIF / STAT izahay ho fanamarinana ny olona miresaka aminay.

ARRIVAGE... Personnalisé vos tampons encreur automatique. Choisissez les modèles, la forme, et la couleur que vous souhaitez

17/06/2021

Lainga lainga kosa aloha fa ny logos rehetra nataonay hatreto dia vita tao anatin'ny 4H sur logiciel. Saingy ny fotoana namisavisana azy no 36H eo fara fahakeliny, tsy mahita tory loatra fa miodina foana ny atidoha. Tsy mamoaka ny asa rehetra ato izahay, tsy mbola namoaka portfolio clients mihitsy koa. Io tsy misy hoe "ataovy mitovitovy amin'itsy" satria "création vaovao foana" ny asa iray.

Misy ny maha afa-po, misy ny tsy maha afa-po! Mba ho afa-po dia mikotrana foana, izay idées de produits ato am-piasana dia efa hamoronana logo, sns. Tsy tapaka ny kotrana na dia tsy avo lenta be aza ny fahaizana mihoatra ny prestataire hafa. Tsy mbola nisy clients tsy afa-po fa nifanaraka tamin'ny budget nananany daholo ny asa vita rehetra :)

Ireo 4H ireo kosa aloha dia tsy amidinay mora satria "prestation" an'ny sasany 40H, 8H/jr (na 1 semaine) no mety hanaovanay azy.

Ny asa tiana ho vita haingana dia tsy maintsy lafo be, toy ny hoe "handeha avion sa handeha taxibrousse ise handeha ho any Antsiranana?" ary ilay client mihitsy no mangataka andro Zoma hoe ilainy Alatsinainy vita hatramin'ny cachet...

Izay asa voavinavina ho vita ihany no ekena. Izay no tena lesona azo tsoahina hatreto satria ny inspiraka tsy dia azo terena loatra manjary ratsy ny vokatra. Tena betsaka koa anefa izany hoe "vita maquette eo am-pivoriana ny logo dia manao azy sur logiciel sisa" dia manatsara kely avy eo. Misy aza client manao hoe "izay hamoahanareo azy ao e!" lol iny izy no tena mivoaka milay noho ilay firy euro an'ny sasany ary kanefa mora be! Tena efa nisy an'izany logo kaotina 1H izany kanefa vita tsara be, ny brief client anefa hoe "ataovy tsotra be!". Fa ny toetranao tsy tia manao asa tsotra diia... Maty antoka, eny, fa afa-po miaraka amin'ny clients. Mampitombo ny fahatokisan-tena ireny!

15/12/2020

Vao nanova activités izahay dia niova ny N° STAT, miova koa izany ny cachet ny orinasa.

4 taona ny orinasa BEON SARL. Ny 2017 mbola cachet fitaka be teny amin'ny tohatohabaton'Antaninarenina no nampiasaina, novidiana 17.000 Ar. Ny an'ny association BEON CARES dia 52.000 Ar be izao koa teny ihany satria niara-natao ary somary spéciale ny sary satria sady nilaina ho sécurité ny taratasy. Dia nitady vahaolana ka rehefa nahavita ny tsara dia natao prestation ilay izy satria tsapa fa mendrika izany ny Malagasy ka aleo ampahafantarina azy izany. Sady vita 40.000 Ar tamin'izany, tafiditra ny frais majinijinika rehetra sy ny encre.

Cachet efa tamin'ny 2018 izany izao ny ao KANEFA mbola tena tsara be ary tsy mbola nanampy encre akory izahay hatrizao... lol Satria niova ny N° STAT no tsy maintsy hanovana azy raha tsy izany dia mbola miasa eo foana. Ho an'ny CNaPS aloha dia mbola miasa izy, ato amin'ny Top départ ny fanazavana momba izay raha sendra misy liana.

Amin'io prestation ao ambany ao io, 75% ny sarany dia vidin'ilay cachet sy encre fotsiny. Ny 25% izany no vidina conception, frais ny coursier mivezivezy sy détail majinika hampilamina anao.

Mirary soa ny orinasanareo koa!

Tsy ny rehetra no tsotra toa anay lol Fa ny anay koa raha vao manararaotra fahatsorana dia tsodrano zava-mahery 😅🇲🇬😎
03/12/2020

Tsy ny rehetra no tsotra toa anay lol Fa ny anay koa raha vao manararaotra fahatsorana dia tsodrano zava-mahery 😅🇲🇬😎

Mandany fotoana be izahay manao brainstorming. Mahavita sarisary an-tsaina sy brouillon vao manao ny asa sur machine. Ny...
02/12/2020

Mandany fotoana be izahay manao brainstorming. Mahavita sarisary an-tsaina sy brouillon vao manao ny asa sur machine. Ny asa sur machine no aloa vola hatreto ary asa vita anaty ora 2 eo amin'ny ankapobeny.

Raha ohatra ve izahay poritra tampoka dia mankany amin'ny toilette, very 15 min sady maka rivotra kely dia hiteny hoe kaotiana anaty facture izay?

Mila mahay manavaka "durée" sy "charge" isika. Io asa io mety durée = 1 jour fa kosa charge = 2H. 2H/8 no tena nanaovanao ny asa izany ary io ihany no tokony aloa vola.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

0320419960

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Création de flyer, brochure, affichage, logo et PLV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Création de flyer, brochure, affichage, logo et PLV:

Share